Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mirananirina, milahatra araka ny daty
Mirananirina ( 05/12/2009 11:54)
Rajoelina aime la France et les Français,
nahita an'io phrase io tao aminy courrier international aho. Je me demande si Rajoelina aime Madagascar et les malgaches?????... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:29
Mirananirina ( 03/12/2009 17:41)
mahantra
Nisy mahantra lehilahy maty.Teo ampitsarana dia hoy Andriamanitra:afaka haveriko any ambonin'ny tany ianao fa lasa vazatra(objet) fa tsy olona.Rehefa nieritreritra lalina izy dia nanaiky ary hoe izy:A... tohiny
novalian'i RAJOTIANA ny 12/05/2010 14:37
Mirananirina ( 10/11/2009 19:10)
diego
Lasa ny saiko mandinika ity anara-tanàna . Madagascar=Madagasikara mety tsara tananarive=Antananarivo,mbola mety Tuléar=Toliara mety tsara koa. Fianarantsoa= izay ihany ve sa misy fiantsona hafa... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/11/2009 01:55
Mirananirina ( 09/11/2009 12:37)
Père Pedro
Taminy reportage ny ARTE asabotsy teo,naseho teo moa ireo tia sy mankahala ny fitondrana tetezamita.Nampisehoana teo koa ireo gasy mahantra mitsipona fako ariany camion sns.....Dia niseho koa ity pèr... tohiny
novalian'i xxx ny 13/11/2009 20:24
Mirananirina ( 29/10/2009 17:38)
endrika mianakavy,1,01...a,njara mianakavy,hoanareo ity.
Je t'aime, tu m'aimes, il m'aime. Vous l'aimez... bref tout le monde s'aime... Ah ! C'est beau l'amour ! Aimons-nous les uns sur les autres L'on ne peut aller loin dans l'amitié, si l'on n'es... tohiny
Mirananirina ( 29/10/2009 17:34)
endrika mianakavy,anjara mianakavy.
Je t'aime, tu m'aimes, il m'aime. Vous l'aimez... bref tout le monde s'aime... Ah ! C'est beau l'amour ! Aimons-nous les uns sur les autres :* :* :* :* :* L'on ne peut aller loin dans l'amitié... tohiny
novalian'i tess ny 03/11/2009 16:44
Mirananirina ( 26/10/2009 15:34)
Bizoroka
Ary foana ve ny bizoroka sa mbola misy fa izaho no tsy mahita.Misaotra ... tohiny
novalian'i feticon ny 27/10/2009 21:06
Mirananirina ( 22/10/2009 15:33)
andrakaiky ô,mails 300 isa alefan'i sera2
Androany vao hitako ny mails 10 jours fa loza???hihihi,hay raha mametraka hevitra aminy namana dia misy mamaly iny dia alefa any amin'ny mail koa, :-D :-D :-D :-D ... tohiny
Mirananirina ( 17/09/2009 12:39)
be vava rehefa tsy mahatanty.
fa nahoana hoa no dia manao izany ianareo lehilahy eh!Tsy manaiky ho namana mihitsy fa dia tsy maintsy hoe fitiavana ihany..Dia rehefa tsy manaiky amin'izay ravehivavy dia anaovanareo vava etsy sy ero... tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:03
Mirananirina ( 31/08/2009 15:36)
miaro tgv,nefa ny fananan' ol norobany tsy any ampaosinareo
Dia mbola sahy miteny ihany ianareo tgv fa tsy mandroba fananan'olona sy tanàna sisa ataonareo???Mankaleo fa mialà amin'izay :x :x :x Leo izahay vahoaka,mila olona vaovao.Milaza fa tsy mty ny atao... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:15
Mirananirina ( 09/08/2009 18:14)
Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
Nisy pasitera nandeha tany Lourdes(io moa ily toerana masina hoy ny Katolika)Dia nisy katolika niteny taminy ,mba hitondray ilay rano any anie aho pasitera fa masina io rano io. Nony niverina ilay pa... tohiny
Mirananirina ( 08/08/2009 16:36)
inona no andraisanareo lhl ny vhv mampirafy?
Na manambady na tsia ny vehivahy ka mampirafy,ahoana no andraisanareo lehilahy izany???... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/12/2009 14:11
Mirananirina ( 21/07/2009 13:13)
Mahita fika hialana pà indray ianao Mr Rajoelina an
Le terrorisme porte un coup d'arrét aux négociations de sortie de crise dia hoe noho io dia tsy vita ny négos hihihi,hita hoe fika namboarina daholo hialana amin'izao crise izao,fa ireo no tompona... tohiny
Mirananirina ( 10/07/2009 11:12)
mararim-pitiavana
Misy namako 1 izay ,mbola jeune tsy manambady.Efa in 3 izy izay no nanao sipa ary efa in3 nisaraka.Ka isaky ny misaraka izy dia marary be entina any amin'ny hopital mihitsy,torana foana.Satria tratran... tohiny
Mirananirina ( 08/07/2009 15:47)
mony
sao mba misy mahalala hoe inona no hosorana hanalàna mony aminy tarehy azafady... tohiny
novalian'i lako ny 04/09/2009 08:13
Mirananirina ( 02/07/2009 06:45)
Mitetateta ery izato ianao ry Rajoelina manampy ny hafa
nefa ny eto Madagasikara aza ty ,tsy vitanao,sa mba te hisehoseho fa hoe mahavita azy aho.tssssssss.Jereo aloha Gasikara vao mizesta manampy ny hafa. Les forces comoriennes ont reçu l'aide de la F... tohiny
Mirananirina ( 10/06/2009 07:40)
hoan'ilay be vava hoe tsy ianareo avy any ivelany no..
Aiza ianao e,be vava ery hoe tsy ianareo avy any ivelany no miseho milay ;tsy mahita ny zavamisy aty Mada akory (mantsy ny GTT) io....... Olona avy aiza daholo no miara miasa aminy TGV amin'izao?????... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:40
Mirananirina ( 22/05/2009 13:30)
andrywui ,haingana enao jerevo ao aminy sary rehetra fa fafa
ok... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 11:00
Mirananirina ( 03/05/2009 07:46)
fa maninona kay isika no manaiky
Ireo firenena ivelan'i Madagascar no tena fositr'izay ady zao,avelany isika hiady antrano ao,fa izy mitsetritra ny mamy ihany. Lasany daholo ny volamena......sns.......mampalahelo. Eritrereto hoe:ta... tohiny
novalian'i Noue ny 03/05/2009 12:48
Mirananirina ( 15/04/2009 13:56)
LASA AHO FA VELOMA RAPOLITIKA
Iny aho no lasa fa veloma daholo nareo ato aminy politika =(( =(( =(( Hivadika hi chat indray aho fa toa leo ahy ianareo.sniffffffffffff Veloma daholo dia :-* :-* :-* :-* :-* ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0345