Tena mampalahelo fa noho i fingotra ihany dia lasa nivaha i

1. Mirananirina ( 19/04/2010 06:57)
hoy diloo:
novalian'i pikatti ny 22/04/2010 22:49
2. diloo ( 19/04/2010 07:50)
Mais non, sorry Ramirana.
Hifanaovana ny ziva eto.Aza raisina antendrony.
Ny samy namana tsy miombo-kevitra eto mifampiziva daholo.
Mitsiky foana fa aza atao rakotra ny rahona ny atim-panahinao.
Dinika ny tsy mitovy hevitra ny eto, ny ying sy ny yang.Lalampiainana izany fa raha mitovy, dia tsy ilaina intsony ny fanaovanan dinika.
Farany mifankatia foana ny Fianakams sy ny mpiaro ny fisian'ny Ordre Constitutionnel, hafahan'ny Firenentsika miverina amin'ny loaniny, hisian'ny fandriampahalemana sy hanaisotra ny fijaliam-bahoaka.
Tsoahiko ny jerikina nataoko taminao.Mitsiky an, ary mijanona.
Bonne journée. :-* :*
3. AndriambyII ( 19/04/2010 08:54)
[quote=Mirananirina]
hoy diloo:
4. pikatti ( 19/04/2010 11:42)
Nonnnnnnnnnnnn :cry: :cry: , aiza kosa e, Mirana eto anie dinika politika e, be koa ny mpanao polifika fa aza mivakla @ reny tgv fopla reny , ny hevitrao ihany no mikaonty fa ny ambiny mpananihany sy mpigafy fotsiny, inona moa no tahafiny fa tsy ny fikan-dry tgv ihany
Mba efa nibebaka ihany ialahy raxiw ary ndàna mifona haingana @ Mirana
5. Robie ( 20/04/2010 11:49)
[quote]
6. Mirananirina ( 20/04/2010 13:15)
Tsoahiko ny jerikina nataoko taminao.Mitsiky an, ary mijanona.
Bonne journée.
non tsy ny teninao mihitsy kosa ry Diloo fa za aza manao hoe marina ny teninao fa zavatra hafa mihitsy no halako eto.
Aza ilaozanao ny namana rehetra ry Mirananirina an !! mbola betsaka ny dinika tokony alefa @ itony blog itony.
ny manao anie tsy mampaninona sy ny taimbava eh,fa zavatra hafa mihitsy no tsy zakako eto.
Nonnnnnnnnnnnn , aiza kosa e, Mirana eto anie dinika politika e, be koa ny mpanao polifika fa aza mivakla @ reny tgv fopla reny , ny hevitrao ihany no mikaonty fa ny ambiny mpananihany sy mpigafy fotsiny, inona moa no tahafiny fa tsy ny fikan-dry tgv ihany
Mba efa nibebaka ihany ialahy raxiw ary ndàna mifona haingana @ Mirana
ataoko fa tsy mazava angamba ny antony hialako ato ry Pikatti,fa tsy ny hevitra na taimbava no tsy zakako fa ny sariko ampiasain'olona io.
Aza atao mahaketraka akia a, fiainana daholo izany retsy a, mila mafy saina fotsiny izika fa tsy izay adalan'olon-kafa any no hampivaha antsika akory,Mirananirina miandry anao foana izahay e
Nody ventiny ny rano natsakaina ry Mirananirina a, tsy lasa ho aiza intsony i fingotra fa aza manahy e
Robia,na inn vava na inn tsikera atao eto zakako daholo,fa ny sariko ampiasain'olokafa io no tsy zakako ka antony tsy hidirako eto intsony,za ve eto foana dia ny sariko ampiasan'olona???Tsy mahagaga fa anareo moa sera2 ry mpikarakara ka izay tsy mahatanty miala,dia hiala mora2 aho
7. maryline ( 20/04/2010 13:28)
Ô RY Mirana an!! Mangina ny tanana raha hilaozanao e!!!! Aza atao mahakivy fa fomban- javatra io. Korazy :-* :-* :-*
8. milamm ( 20/04/2010 14:52)
ka iza ary io olona io e mampiasa sary io e,nga tsy misy manadihady ny mpiandraikitra hanafay ny tahak'izany fa tsy mety kosa kle
9. ralaisolo ( 20/04/2010 15:05)
Ilay sary sy ilay ps n'i mirananirina tsy izy anie nandalo vetivety fotsiny teto amin'ny serasera e fa kosa nisy dinika iray natsangan'i Mirananirina atsy amin'ny momba ny serasera angaha izy izay manao hoe mangataka ny admin aho mba hanala ny sariko ao amin'ny saritava fa misy mampiasa dia teo ihany ilay sary herinandro mahery aty aoriana dia mbola tsy voafafa ilay sary fa teo ihany ,izany hoe tsy competant amin'ny asany mihitsy izany ireo admin na ireo mpiandraikitra ny serasera raha izany :lol: izay no mahalagy be an'i mirananirina io miadana loatra lay fiasan'ny mpiandraikitra rehefa misy zava-miseho lol
10. ralaisolo ( 20/04/2010 15:33)
ny problem vetivety fitranga fa ny solution no ela famaha raha ny fahitako manokana azy :lol: hany ka tsy izany va ?
11. xxx1 ( 21/04/2010 08:37)
solo:
hany ka tsy izany va ?
:) marina an'izany. :lol:
12. Mirananirina ( 21/04/2010 09:53)
Ô RY Mirana an!! Mangina ny tanana raha hilaozanao e!!!! Aza atao mahakivy fa fomban- javatra io. Korazy
efa be ny maresaka ato maryline an, :* :* :*
ka iza ary io olona io e mampiasa sary io e,nga tsy misy manadihady ny mpiandraikitra hanafay ny tahak'izany fa tsy mety kosa kle
hita fa zany mitsy,tsy rariny :* :*
Ilay sary sy ilay ps n'i mirananirina tsy izy anie nandalo vetivety fotsiny teto amin'ny serasera e fa kosa nisy dinika iray natsangan'i Mirananirina atsy amin'ny momba ny serasera angaha izy izay manao hoe mangataka ny admin aho mba hanala ny sariko ao amin'ny saritava fa misy mampiasa dia teo ihany ilay sary herinandro mahery aty aoriana dia mbola tsy voafafa ilay sary fa teo ihany ,izany hoe tsy competant amin'ny asany mihitsy izany ireo admin na ireo mpiandraikitra ny serasera raha izany izay no mahalagy be an'i mirananirina io miadana loatra lay fiasan'ny mpiandraikitra rehefa misy zava-miseho lol
misaotra anao fa tena io lazainao io mihitsy no mitranga :* :* :* mankasitraka
Hoy i solo:
hany ka tsy izany va ?
marina an'izany.
marina an'izany mihitsy =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
13. diloo ( 21/04/2010 10:31)
Andriamatoa Hery, karakarao izany ny fangatahan'i Mirana an.
Aleo samy mitsiky dia ampy daholo, fa raha noho ny admin no tsy mampitsiky
an'i Mirana, dia manjombona par solidarité izahay mpisera mpinamana mpifankatia rehetra.

Mirana :-* :*
14. ndotofetsy ( 21/04/2010 21:03)
raha vao mitsiky @ mirana eo ra hery dia voavelin i kala anona iny ny sotrobe ka sao lasa rajako eo aleo lery hivinitra eo ihany aloha fa sao lasa rajako ny admin eto @ sera politika

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. fijo ( 22/04/2010 19:30)
hihihih apetrao le sotrobe ry kala anona iry an
16. pikatti ( 22/04/2010 22:49)
ataoko fa tsy mazava angamba ny antony hialako ato ry Pikatti,fa tsy ny hevitra na taimbava no tsy zakako fa ny sariko ampiasain'olona io.

Raha izany kosa aloha dia zavatra hafa ary atao izay hanasorana azy tsy ho eo , ialana tsiny kely fa hay nisy ps roa ilay izy tao ka ny iray ihany no voafafa fa ho vonoina koa ny faharoa :wink: :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.087