Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ARINOFY, milahatra araka ny daty
ARINOFY ( 21/02/2009 14:53)
betsaka zay fotoana very teo @ 13 mai zay
nareo mpankeo @ 13 mai io ve rizareo tsy efa tonga saina ihany @ lainga foronin'io mpitarika anareo io?Omaly indray izy zao de efa nahafantatra fa handeha hiaona @ filoha Ravalomanana nefa mbola nampi... tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 01:03
ARINOFY ( 17/02/2009 12:43)
LASA AIZA MARINA REO DELEGATION
Mijery sobika.com za zao de niteny ny tao oe lasa any @ toby Ratsimandrava ny delegation ny tgv 14H45.Ny topmada anefa milaza fa t@ 15H10 de nanao ultimatium ny emmonat rizareo 30mn.Koa mba omeo vaova... tohiny
novalian'i molota ny 17/02/2009 18:17
ARINOFY ( 17/02/2009 07:54)
FAMPANANTENANA POAKATY TGV
Betsaka loatra ry reto ny lainga nataon'io Andry tgv io teo @ 13 mai.Raisiko ohatra vitsivitsy: 1) handeha hitety faritany aho tompokolahy sy tompokovavy manomboka rahampitso.De aiza zao zay faritra ... tohiny
novalian'i curieux ny 17/02/2009 15:45
ARINOFY ( 13/02/2009 12:45)
MIJERE TAKELAKA MAHALIANA
Mba jereo ry zareo ny "takelaka mahaliana" fa misy vaovao mahaliana tokoa ny ao.... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 13/02/2009 13:17
ARINOFY ( 13/02/2009 10:40)
carpe
aona ry reto ny fandrahoana carpe a?Voalohany de ahoana no tsy mampangidy azy?Faharoa de aona no fandrahoana azy fa nisy nohaniko zay tao @ otely teo andrefan'a/janahry fa tsara be.Noritiny @ menaka ... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 16/02/2009 07:38
ARINOFY ( 09/02/2009 08:25)
MINISTRE DEFENSE NI DEMISSIONNE
Marina ve ry reto fa ni demissionne ny ministre ny defense?Za alo tsy manome tsiny azy fa izy vehivavy kely iny ve afaka hifehy ireo lehilahy be mirijarija ireo.Sady raha ny fahafantarako de toa colon... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 11/02/2009 07:30
ARINOFY ( 09/02/2009 07:58)
TGV ACTEUR MAHAY
Raha manao casting angamba ity mitonona ho filoha ny tetetzamita ity de ho lany.Ny antony de mpandainga ratsy.Aiza koa zao zay miaramila nolazainy hoe hiseho vahoaka t@ asabotsy teo fa momba azy?Raha ... tohiny
ARINOFY ( 03/02/2009 06:22)
FELICITATION BODO
Faly be aho raha naheno fa bevohoka i Bodo.Tena nanohina ahy loatra ny nanjo azy t@ fanapariahana ny momba an'i Mitia zanany.Tsy fidiny azy t@ ireny fotoana ireny ny tsy fiterahana nefa toa tsindrio f... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 04/02/2009 10:15
ARINOFY ( 30/01/2009 05:47)
nandiso fanantenana i Andry
za de nankasitraka ny TGV t@ fotoan'ny fifidianana satria noheveriko ho olom-baovao izy.Loza be kay fa ry Ratsiraka sy ny forongony no ao ambadika.De sitrakao ve ry Andry ny mahita izao ra mandriaka i... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/01/2009 10:02
ARINOFY ( 22/01/2009 13:06)
mofo baolina
mba atoroy ny fanaovana mofo baolina ane za zay mahay ary ra possible de asio fatrany.Za manko efa natoron'olona fa sady nifintina kely lay izy no sady mafy be.Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:01
ARINOFY ( 21/01/2009 12:05)
REBIKA
Za ry reto tena fan ny rebika a.Tena faly be mitsy za nahita fa niverina niaraka ny ekipa ny rebika rehetra.Za de nijery rebika foana na tao Antsonjombe na tao @ palais na tao Antsahamanitra.Nalahelo ... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 23/01/2009 05:06
ARINOFY ( 19/01/2009 12:56)
fofom-bava
aona ry reto ny manala lay fofombava fa misy olona akaiky ahy misy an'io probleme io nefa de miborosy nify tsy tapaka izy.... tohiny
novalian'i kamongo ny 16/02/2011 15:57
ARINOFY ( 19/01/2009 11:33)
cuisse dame
sao mba misy mahay recette na cuisse dame nareo fa za te hanao fa tsy mahay.... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:07
ARINOFY ( 14/01/2009 11:11)
IRSA
Aiza anie no mety ahitana ilay lois de finances 2009 fa za hanao état de paiement de tsy aiko ny manao ilay calcul ny IRSA vaovao?... tohiny
novalian'i HESHA ny 24/03/2009 10:21
ARINOFY ( 14/01/2009 07:10)
Entrée
za ry reto hanao fanasana nefa tsy manana idée mihitsy @ fanaovana entrée.Mba omeo recette ny entrée froide sy chaude ane za e.Lay moramora atao ireny fa za tsy de tena mahay mahandro loatra.Misaot... tohiny
novalian'i Noue ny 19/01/2009 12:04
ARINOFY ( 12/01/2009 11:48)
ANTSAN'I KRISTY
Hono oa,iza moa no mpivady ao @ Antsan'i Kristy?Ary iza no vadin'i Voahirana lay lasa any andafy?De mankahery lalandava ny Antsan'i Kristy fa tsara be ny hirany.... tohiny
novalian'i edomoina ny 19/04/2012 08:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6625