carpe
![](https://avatar.serasera.org/609dbf11e5bcfaf163407780bf1dac13.jpg)
1. ARINOFY
(
13/02/2009 10:40)
aona ry reto ny fandrahoana carpe a?Voalohany de ahoana no tsy mampangidy azy?Faharoa de aona no fandrahoana azy fa nisy nohaniko zay tao @ otely teo andrefan'a/janahry fa tsara be.Noritiny @ menaka fotsiny fa tsy nisy sauce.
novalian'i ARINOFY ny 16/02/2009 07:38
![](https://avatar.serasera.org/14cfe18630140f22460f57967e26200a.jpg)
2. velosoa
(
13/02/2009 12:08)
Mba tsy hampangidy azy dia kendrena tsara rehefa manala ny ao anatiny dia tsy vakiana ny aferony fa iny no mampangidy ny trondro rehetra amin'ny ankapobeny ! Fa raha ohatra ka vaky ihany dia osorana sira ny ao anatiny dia sasana indray. Io samy manana ny fahandrony avy mety ilay menaka fotsiny ! Mazoto homana ary ê !
ARINOFY:
aona ry reto ny fandrahoana carpe a?Voalohany de ahoana no tsy mampangidy azy?Faharoa de aona no fandrahoana azy fa nisy nohaniko zay tao @ otely teo andrefan'a/janahry fa tsara be.Noritiny @ menaka fotsiny fa tsy nisy sauce.
![](https://avatar.serasera.org/609dbf11e5bcfaf163407780bf1dac13.jpg)
3. ARINOFY
(
13/02/2009 12:16)
Ka za ane ry Velosoa mbola tsy nahandro mihitsy e.Mba atoroy izay fomba fahandronao carpe ane za fa tena tiako io trondro iray io e.
![](https://avatar.serasera.org/9fe17acc9b67959967cd0c034fd468a1.jpg)
4. Lejoba
(
13/02/2009 16:21)
tandremo fa velona @ rano maloto ireny sao mba carpe sinoa : trondron'Anosy no hanina
![](https://avatar.serasera.org/f0b441b922fe3dc71dc40dafa9f58d19.jpg)
5. Madnaoda
(
16/02/2009 06:08)
salut aky a! rehefa mahandro carpe aky de izao a! Atao carpa vaventy aloha no andrahoana,@izay manko tena matsiro tsara,atao aloha ny saosy,etsy andaniny dia efa vita sasa tsara ny trondro,asiana sira ny saosy,avy eo arotsaka ny trondro ary tsy asiana rano mihitsy fa atao @iny rano tsasany iny ihany avy eo dia atao @izay fatran' ny menaka tianao.