Fahasalamana

badboy ( 21/11/2023 15:20)
Inona no fanafody lohalika mahasitrana?... tohiny
ra20 ( 04/07/2020 08:51)
Inona ny fanafody manala ny Triglyceride... tohiny
new_rff2020 ( 30/04/2020 13:37)
salama daholo!ianareo ato ve efa nisy voan'ilay marary ao am faladiantongotra iny, indrindra eo @ talon rehefa le mifoha maraina iny no tena mitranga ilay izy? D inona no mety mahatonga an'iny sy ny m... tohiny
charminggirl5 ( 16/04/2020 02:59)
Salama daholo, Hi All, My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! One of the reasons being... I do not like Fren... tohiny
jaspyfanoela ( 05/12/2019 04:27)
Salama tompoko !! Mba mila torohevitra sy fanampiana avy aminareo. Izaho dia 2 andro Zay no nisy nana kely mivoaka ny maha lehilahy ahy, talohan'io dia nangidihidy aloha ilay izy dia avy eo hitako ny... tohiny
novalian'i melloS ny 10/01/2020 19:23
Talii ( 20/08/2019 17:13)
Manhoana daholo,enganie mba hisy olona ato fa otrany tsisy olona zany mintsy h@zay ahy mba nanoratra anarana ???? Saika mba hanontany ahy reto azafady an! Zaho vao tonga avy any madagscar,ny vadiko n... tohiny
harisoa32 ( 02/08/2019 06:03)
Salama daholo, Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany: http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20... tohiny
harisoa32 ( 21/06/2019 13:16)
Misy blog interessant ity mikasika an’i Dago, ny toekarena, ary resaka maro samihafa http://mavisiondemadagascar.unblog.fr/2019/06/20/ma-vision-de-madagascar/ ... tohiny
harisoa32 ( 18/06/2019 13:43)
A BOUT DE NERFS La France au bord du chaos : la radicalisation de certains policiers ou militaires achèvera-t-elle de consacrer les violences quotidiennes comme mode de gestion des rapports sociaux e... tohiny
harisoa32 ( 16/06/2019 18:39)
Les voitures françaises sont-elles de mauvaise qualité ? La fiabilité des Renault, Citroën et Peugeot est sévèrement jugée par l'enquête du groupe Motor Presse auprès de 220.000 lecteurs de ... tohiny
harisoa32 ( 26/03/2019 12:26)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
BENEM ( 25/09/2018 08:12)
Ny perisily no tena tsara indrindra raha mila sopapa ianao hatao fanafody ampangotrahina fotsiny tsy asiana siramamy de zay atao rano fisotro fa ohitanao fa madio ny rà.Ny rà ihany mantsy no fototry... tohiny
novalian'i benem ny 25/11/2019 08:12
alexandra32 ( 08/02/2018 06:06)
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
novalian'i tavo ny 17/08/2018 03:08
Sasha RP ( 02/02/2018 13:54)
[i]italic text[/i]Miarahaba ny rehetra Izaho dia renimpianan-kaviana manan-janaka iray ,vao jerintaona lasa izay no nodidina aho(GEU) ilay izy. Iza aminareo no mba manana toro hevitra mety hahasoa ahy... tohiny
mmjulff ( 10/01/2018 06:00)
Mampididoza ve ny fihinanana sakafo nis pétrole? Ohatra oe vary ahenoana fofona pétrole rehefa hanina. De atao ahoana lay sakafo raha sendra an'izan?... tohiny
novalian'i hery ny 31/01/2018 18:54
EMBONA2000 ( 27/12/2017 06:00)
Aiza kay no mety ahitana na hividianana ny crème de tartre eto Madagasikara... tohiny
KELIMANATSAINA ( 07/10/2017 18:45)
Salama daholo e!Amiko ty pesta ity de tena natao mihintsy hampihorohoroana e !Amin'ny lafiny iray le izy mamorona mpanakarena vao2 satry d misy ireo manararaotra mampiakatra n vidin cotrime !!... tohiny
novalian'i hery ny 05/11/2017 06:39
endriny ( 03/10/2017 05:10)
Vao oviana no nilaza izy fa voafehy ny pesta kanefa izao firy indray ny maty. Natsahatr hatramin ' ny fianarana.... tohiny
heriy ( 28/08/2017 04:26)
inona kay nu mahatonga ny volo mihitsana waz? -ary inona ndray mampaniry azy k ts hitsanan tson?... tohiny
alexandra32 ( 11/08/2017 06:51)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0848