You are here: home > Forum

sakafo nisy pétrole

Lohahevitra : Fahasalamana
Fitohizan'ny hafatra : sakafo nisy pétrole
Valiny : 1
mmjulff - 10/01/2018 06:00
Mampididoza ve ny fihinanana sakafo nis pétrole? Ohatra oe vary ahenoana fofona pétrole rehefa hanina. De atao ahoana lay sakafo raha sendra an'izan?
Valio | Miverina eny ambony
hery - 31/01/2018 18:54
Efa imbetsaka kosa aloha no nihinana sakafo misy fofona petrole e. Fa hatramin'izao tsy dia naninona. Hafa ny hoe fofona satria vitsy kely no niraraka fa hafa ny hoe nisotro petrole mihitsy.
Dia hafa koa raha ohatra ka hoe imbetsaka hoe isaky ny mihinana sakafo dia misy petrole foana.
Valio | Miverina eny ambony