Pilule

1. Talii ( 20/08/2019 17:13)
Manhoana daholo,enganie mba hisy olona ato fa otrany tsisy olona zany mintsy h@zay ahy mba nanoratra anarana ????
Saika mba hanontany ahy reto azafady an!

Zaho vao tonga avy any madagscar,ny vadiko niaraka farany zay dimy volana zay f'izy niverina taty f'izy efa mipetraka taty foana manko,fa zaho zao vao tonga aty.Tsy misy atahorako koriny fa ny tiako hanlntaniana fotsinh hoe nanomboka pilule zaho zay 6jrs zaho regle 1er jour nanomboka azy dia mbola tsisy rs kalongany zahay h@zao,fa ny tiko hanontaniana hoe raha ovaina ve ny ora hihinanako azy dia mety raha 22h zay 6jrs zay dia afaka ovaina maraina?ohatra hoe 6h na sahala @zany.Misaotra betsaka be anareo.
2. mirananirina ( 25/08/2019 18:23)
Azonao ovaina ka surtout hoe mbola tsisy RS nareo. Ny ahy fahiny aza isankalina dia adino indraindray. Dia hohaniko maraina fa tsy naninona mihitsy.
Fa ezaho mihinana azy même heure na izany aza.
3. Talii ( 27/08/2019 10:13)
Misaotra betsaka anao miranirina namalu fa mbola tsy nanova zaho kanefa efa nisy firaisanq satri tsisy mbola namaly teto,dia ra rapitso ve zaho manova anazy mbola mety sa tsy mety tsony azfadt?
4. mirananirina ( 28/08/2019 06:58)
Mbola azonao ovaina io tsy maninona tsy mifanalavitra loatra ilay ora. Fa nahoana anefa no ovaina maraina e? Tsy tsara ve mihinana azy @ alina? Aza atao 22h ohatra fa ataovy aloloha ohatra 20h izay raha adino mbola afaka hohanina adiny 1 na 2 avy eo. Ny maraina manko matetika be herehana dia mora manadino ary indrindra raha lasa miasa ohatra aiza indray no hihinana azy ? Azonao ve.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1968