Voilà pourquoi nous avons tous opté pour un pays anglophone !!!! MES CRITIQUES sur certaines chancelleries!

1. charminggirl5 ( 16/04/2020 02:59)
Salama daholo,

Hi All,

My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! One of the reasons being... I do not like French people..particulalrly those living in our country, Madaagscar! I hate them the same way as I hate the Pakistanese lving in M/scar as they are just a bunch of opportunists. Besides lately, France has forced its was to our "islands", which to me, constitute an "act of theft"!!! Yes, the French government is in my view, stealing those islands from our country!


Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany:


http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20/analyse-et-critique-sur-le-systeme-de-delivrance-de-visa-transit-faite-par-une-malgache-vivant-ici-a-auckland-en-nouvelle-zelande/

My koa pejy FB ho ahitanareo infos samihafa raha hoe mitady école ianareo ailleurs na koa hoe misy olona tsy dia salama ka mitady firenena manana hopitaly tsara ohatra kenefa tsy voatery hangalana visa na alalana izany:

https://www.facebook.com/Alternative-Places-425323798282753/?modal=admin_todo_tour

Bon courage daholo!
2. malagasyinaustraliacanada ( 16/04/2020 03:40)
Salama ianao Niaina,

Tsy aiko hoe efa nahazo vailny ve ianao, fa sendra hitako ny valin-teninao ary mino aho fa mety afaka hanome torohevitranao. Ny tenako mipetraka aty Canada (miala tsiny indrindra fa tena mety tsy ao @ ilay tadiavinao) fa par contre, nianatra tany Australie efa taona vitsivitsy izahay.

Ity ny pejy an’ilay carnet de voyage sur FB:

https://www.facebook.com/Madagascaninaustraliacanada-102024728146524/?modal=admin_todo_tour

Sinon, Raha interesse hianatra ianao par hasard any Australie, dia contacteo sur email ny tenako, na koa hoe raha tia ahazao conseils ianao dia andefaso email ahy: malagasyinaustraliacanada@yahoo.com

Misaotra betsaka.
Andry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943