Kolotsaina

mpisotrtoaka ( 30/06/2015 12:48)
Raha mba misy manana haintenin'ny Ntaolo fahiny sy taloha ireny na ankehitriny aza re mba omeo ho dinihana fa manao fikarohana ny tenananay e ! MISAOTRA INDRINDRA Ô... suite
maholisoa ( 30/05/2015 05:45)
Amin'ny sabotsy 6 jona indray ny fifaninanana soratononina eto Paris. INALCO, 65, rue des grands moulins 75013 Paris. Tongava maro.... suite
Tibao ( 19/04/2015 18:24)
Azo ekena amin'ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy ve ny fanoratana hoe: Ar123.456.789,000 fa tsy 123 456 789,000Ar ... suite
répondu par Tibao le 22/04/2015 13:55
sitlo ( 20/03/2015 06:09)
Lohateny fotsiny io fa rahampitso ka. Fa io tokony hoe taombaovao vazaha fa tsy an'ny gasy. Ary mety ny vazaha no nametraka an'io fa tsy ny gasy. Satria izao: ny taombaovao dia azo zaraina hoe taona... suite
répondu par valiih le 16/04/2015 13:19
mpisotrtoaka ( 27/01/2015 07:37)
Samia hoe mitanisa ny toerana misy ny fasan'ireo olomangan'ny firenena isika ! E.D Andriamalala ao Amboatavo Itaosy Alefa ary... suite
répondu par vonynive le 29/07/2015 05:53
hafahafa ( 15/01/2015 10:59)
Miarahaba daholo ny namana isany e! Iza no mba mahatadidy kely ny sandambola tany aloha tany e! Otrinona no mba vola nomeny olona anareo taloha nefa nahafaly sy nahazahoana zavatra. Misaotra antsika ... suite
répondu par ora le 17/02/2015 07:01
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 05:01)
Inona no andraikitry TV gasy eto Madagasikara raha ny tokony ho izy !? Mijery ilay fandaharana Eigyo iny aho dia entanina ny tanora sy ny zaza malagasy ho eny amin'ny alliance hianatra ny kolotsain'ny... suite
répondu par den le 25/04/2016 06:01
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:51)
Misy mba mahalala ny mombamomba ireo mpilalao tantara tao am RNM fahiny ve ?... suite
répondu par ethlandgrg le 10/05/2015 04:51
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:32)
Indrisy ry Madagasikara sy ny Malagasy 23 tapitrisa ao aminy ! Misy fahitalavitra mampianatra ny kolotsaina japôney sy Sinoa ho an'ny zaza malagasy nefa ny an'ny eto an-toerana aza tsy fantany ! Inon... suite
répondu par Tibao le 17/04/2015 15:05
mpisotrtoaka ( 12/01/2015 05:08)
Inona avy no azonao ambara amin'ireo anaran-tanana be dia be eto Madagascar ireo !? Lazao koa ny mety nahatonga na tena nahatonga izany ? Misaotra antsika mba mizara izay fantatra e !... suite
répondu par mpisotrtoaka le 22/01/2020 06:18
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:33)
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrainâ... suite
répondu par Tibao le 24/04/2015 09:39
booboo ( 19/12/2014 13:12)
Hitako tany ho any. Tiako dia zaraiko. ( lava beee fa tsy quoi ^_^). http://www.persee.fr/web/revues/home/prescript/article/jafr_0037-9166_1959_num_29_1_1899. Ary ny karazana vato ve ho'aho misy d... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 05:53
moustaraf ( 04/12/2014 10:33)
NO-EL ! lavintsika tokoa ve i EL? EL: ilay nampisy ny lanitra sy ny tany EL: ilay nivavahan'i Abraham, Itshak , Yaakov EL: nanome antsika ny mpamonjy dia ny zanany malalany Inona no mitranga? [b]Jere... suite
répondu par mpisotrtoaka le 12/01/2015 05:06
sitlo ( 02/12/2014 23:27)
Mba nankaiza ilay volana faha-13 e? Tena mba nandinika aho fa tsy arako. Araka ny tantara moa dia anisan'ireo toerana nampiasa ny volana ny malagasy. Andro = andro + alina Herinandro = miherina ny an... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 04:53
booboo ( 01/12/2014 12:25)
Raha afaka mankany @ FB ianao dia tsidiho ny rindrin'ny " Association Mikolo ". Namoaka boky angano amin'ny teny malagasy sy frantsay zareo ho an'ny kilonga latsaky ny 10 taona. Ao @ rindrina ao aby ... suite
répondu par sitlo le 01/12/2014 20:31
Longonao ( 19/11/2014 16:14)
Akory iaby, Mila fomba hahazoa safà (voambolana) noho lilimbola (fitsipi-pitenena) baka amy faritsy antimo-andrefa atoy aho, laha misy amintsika mahita. Vezo noho masikoro ro tena ilako. Le fa misaot... suite
répondu par tojonjanahary le 08/07/2015 07:01
mpisotrtoaka ( 13/11/2014 15:44)
Aiza ny toerana tokony hametrahana sombin-tantara ato !? Toy ny toerana voatokana hoe tononkalo e ?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/11/2014 14:30
rainisalama ( 12/11/2014 12:15)
Miarahaba! Marumaru ihany ireu razam-beku nu tsy mitundra fanampin'anarana katolika. Ireu maty tatu auriana dia mitundra izany , tuy ny hue Regine, Josephine, Joseph, Paul.... Mifangaru au am-pasana a... suite
répondu par Nav le 25/02/2016 12:10
vahiny2004 ( 04/11/2014 09:14)
Hono ho aho, sao mba misy mahalala ny hevitr'io "misafo helika ny kary" io , 1h du matin io @ ora malagasy , ka mba tiako ho azo ny heviny Ny hafa toa azo daholo ihany "Vaky masoandro" , "mody mpamos... suite
répondu par vahiny2004 le 05/11/2014 13:36
mpisotrtoaka ( 05/09/2014 07:27)
Salama daholo e ! Sao d mba misy manana document na fahadihadiana mikasika ny hiragasy !?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 05/09/2014 07:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0357