Kolotsaina

harisoa32 ( 30/04/2019 08:24)
zaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo ... tohiny
harisoa32 ( 26/04/2019 19:55)
Faut-il encore investir en Afrique ? Bien sûr ! Nous ne sommes pas des sociétés de bienfaisance. Si nous ne trouvions pas notre compte en Afrique, nous n’y serions plus. D’ailleurs, les grands ... tohiny
RUZ9 ( 25/04/2019 10:00)
Taitra ihany ny tena raha nahare fa hametraka daty iray hankalazana ny taom-baovao malagasy ny ministeran'ny kolontsaina. Nahoana ? Harena ny fahasamihafana, ary tsy azo terena hitovy izay tsy mitovy.... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 22/05/2019 11:18
hery ( 10/03/2019 11:38)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/21e5ef196a717e4dfe2f80132401e701.png[/img][/url] Tsy vao tato ho ato fa... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 23/04/2019 11:28
Vanderlax ( 17/09/2018 13:50)
Salama daholo o! Misaotra t@fandraisana teto @forum. MIsy zavatra mahaliana ahy mba itadiavako valiny sao re misy mahafantatra ato. Misy takelaka ity mikasika an'Antanamalaza Tsaravoninahitra, saingy... tohiny
tealala ( 14/09/2018 15:35)
Salama aby, mba manitikitika ny saiko ry zareo. Tsy fadin'ny razantsika ve ny kisoa? Raha toa ka tsy fady izy dia inona no antony mahatonga ny vohitra 12 tsy azo hitondrana azy ireny? Nanomboka taona... tohiny
novalian'i hery ny 16/09/2018 18:34
Steef ( 13/09/2018 05:45)
Mbola ilaina ve io fomba nentim-paharazana io raha amin'izao fotoana izao? Raha amiko manokana dia tsia ny valiny satria efa andron'ny fivoarana sy fandrosoana izao ka tsy ny fombafomba efa t@ taon-j... tohiny
novalian'i naom ny 17/09/2018 03:41
Rajasanagara ( 10/09/2018 19:56)
Mametraka fanontaniana aho an'izay mahay sy mahalala tsara ilay resaka. Mbola misy mampiasa famato ve @nareo eto? ... tohiny
Tianabeloo ( 09/05/2018 06:43)
Aody indray ry mpiserasera namana. Manitikitika ny saiko efa ela izy ity, izao anfa aho tena mila valiny noho ny zavtara karakaraina ato ho ato. Sitraka indrindra raha misy afaka mamaly. Mikaroka ny ... tohiny
novalian'i Vanderlax ny 17/09/2018 13:47
alexandra32 ( 08/02/2018 11:19)
Nous recherchons un compteur qui puisse supporter le fonctionnement simultané d’appareils électriques de 4000 voire 5000 watts. Dans le cas échéant, nous recherchons une personne connaissant un... tohiny
Rafarahasina ( 07/11/2017 09:40)
Miarahaba antsika rehetra, manampikasana hifindra trano, mba te hanontany hevitra avy aminareo izay mahalala ny fomba malagasy ny andro tsara hifindrana; mankasitraka mialoha... tohiny
novalian'i endriny ny 03/02/2018 14:46
alexandra32 ( 20/07/2017 19:47)
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha ... tohiny
Rainisalama ( 01/06/2017 10:01)
[b]Zoro Firarazana[/b] Miarahaba, Azo atao any amin'ny takelaka finoana koa ity lohahevitra ity, nefa amin'ny maha-kolontsaina azy dia eto no napetrako. Ka resaka Zoro Firarazana azo enti-mandeha no... tohiny
Prime ( 01/04/2017 11:00)
Miverimberina matetika ato ny momba ny kolon-tsaina malagasy izay maharesy lahatra ny maro hoe tokony haverina, fa ny ahy ny mba tiako resahana dia ny hoe, fa inona marina moa ilay atao hoe : kolon-ts... tohiny
RKjeanclaude ( 11/03/2017 12:47)
diso ny hoe: " basy atifi-kavana, tsy asoko fa arangaranga". Tia havana ka na n'inona n'inona fifandirana, tsy miafara amin' ny fifamonoana izany. Ka ny tena izy dia"basy atifi-kaza ny ahy, tsy asoko ... tohiny
vonynive ( 15/02/2017 06:55)
Ny tranonkalo pôetawebs dia tranonkala manandratra ny pôezia sy ny manodidina azy http://poetawebs.e-monsite.com/pages/lahatsoratra/page-39.html... tohiny
vonynive ( 15/02/2017 06:46)
Mangina ry foko. Aza misento, na mitoloko. Fa izany ny eto : tsiky ny omaly, anio mitomany. Tandrimo ny tany. Tandrimo ny Tany. Mihodina hatrany, mieva eny an-kintana. Ka inona ianao singa sa vondro... tohiny
sitlo ( 19/10/2016 14:11)
[center][img]https://s10.postimg.org/uskmolec9/Vody_hazo.jpg[/img][/center]... tohiny
201007jacky ( 29/09/2016 14:29)
Efa nantitranterina teo aloha ny famaritana araka ny fahalalako azy ny atao hoe "kolontsaina" Eto indray dia ny mety mahapotika io harena io no andeha hasiana resaka. Singa roa no eritreretiko mahapot... tohiny
novalian'i endriny ny 01/04/2017 13:49
201007jacky ( 29/09/2016 13:15)
Kolontsaina? Teny telo no nahazoana io anarana io: kolo + na + saina Ny "kolo" dia avy amin'ny hoe "mikolo", "koloina", "mikolokolo", "kolokoloina", "ikoloana",... Azo adika hoe "mikarakara" ny hoe "... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2016 13:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0642