Famato dia fiarovana tanàna misy hadivory, na fiarovana fasana koa mba tsy hisy hamaky na hangalatra taolambalon'ireo Razambe.
Ny mpanandro no manendry ny andro sy ny toerana fanaovana azy.
Mahita loza izay mieritreritra hanao zava d ratsy miditra tanàna na manakaiky fasana.