Kolotsaina

ZYDA ( 22/04/2013 09:48)
Izaho dia afaka mampianatra piano ary vonona anome fahafaham-po ho an'izay olona vonona hianatra... suite
répondu par sitlo le 04/06/2013 04:04
ral_ ( 09/04/2013 12:02)
Miarahaba ny namana rehetra, Maro ny fihetsem-po tsapan'ny olombelona fa tsy dia fantatra foana hoe ahoana ny hanehoana azy. Ankohatry ny fihetseham-po efa mahazatra antsika ( toy ny hoe faly, mal... suite
répondu par vahiny2004 le 14/10/2013 09:10
hery ( 19/03/2013 13:25)
Hevitra navoakan'i Solonavalona Andriamihaja (mpikambana ao amin'ny Akademia Malagasy) tao amin'ny lisitra serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/40991 ity resaka ity ka apetrako e... suite
répondu par Nav le 17/02/2015 16:13
maholisoa ( 15/03/2013 18:22)
Amin'ny sabotsy 23 marsa izao indray no fotoana hanaovana ny fifaninanana soratononina izay karakarain'ny fikambanana Kolo. Ny Kabary no lohahevitra amin'izany. Fotoana amin'ny 2 ora sy sasany ao amin... suite
répondu par maholisoa le 13/04/2013 21:27
tibao ( 14/03/2013 20:21)
Miarahaba antsika rehetra. Mba fantatrareo ve ny dikan-tenin'ireto teny ireo amin'ny teny malagasy ? [list] [*]calcul intégral [*]équation différentielle [*]calcul vectoriel [*]calcul matriciel (k... suite
répondu par Tibao le 17/03/2013 13:32
guant ( 25/02/2013 14:37)
mba misy afaka manome ny fomba fiteny amin'ny fahoriana, fanambadiana, tera-bao, sns ve? fomba fiteny tsy ilay tsotra kely efa hain'ny olona rehetra fa lay mba mipetraka tsara misy haingony maha gasy ... suite
ded.kitty ( 16/02/2013 09:25)
Akademia Malagasy Sokajy I Ny Teny Malagasy : Fanentanana ny Fon'ny Vahoaka amin'ny Fampandrosoana 25 Jona 1994 Tompokolahy sy Tompokovavy, Tantara kely iray no entinay ho fampidirana izao famel... suite
répondu par zouandrian le 23/06/2017 14:37
tsitialainga ( 14/01/2013 07:19)
Salanitra daholo. Efa manakaiky indray ity ny Taom-baovao tena Malagasy 2013 (ABIBA) ry zareo ka inona moa no manakana raha handeha isika rehetra izay mpandala ny soatoavina sy ny maha-Malagasy mba hi... suite
répondu par tsitialainga le 31/01/2013 16:24
hery ( 10/01/2013 15:29)
(Antso tao am lisitra serasera dia ampitaiko eto amin'ny dinika) Mitohy indray ny dinidinika momba ity teny malagasy ity satria tonga ny vanin-taona lehibe ankalazana isan-taona ny « Andro Iraisam... suite
répondu par Nav le 15/01/2015 15:02
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:24)
Asaramanitra e taona vaovao 2013! Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am... suite
répondu par adoektam le 20/03/2013 15:07
Sarvadananda ( 27/11/2012 04:42)
Salama daholo ry namana aby! misy teny tsy hay de mametraka fanontaniana : inona ny dikan'ny tenyhoe "sambara" misaotra indrindra... suite
répondu par hery le 27/11/2012 07:46
guant ( 12/11/2012 08:09)
slt daolo!mba misy olona afaka mampianatra guitare ve?resaka suite d'accord (jazz, tecnique d'improvisation, sns.) mahay mitendy ihany ny tena fa tsy dia manana base loatra ka lasa tsy mahavoafehy ta... suite
répondu par guant le 03/12/2012 07:04
sitlo ( 27/10/2012 21:46)
Maro ny kolotsaina fa ity tena tsy azoko mihitsy ka. [center][img]http://img526.imageshack.us/img526/5959/38135553.jpg[/img][/center]... suite
répondu par ral_ le 08/02/2013 13:20
Vahiny7 ( 10/10/2012 11:39)
Un festival international digne de ce nom et, qui plus est, ayant eu le label" Django d'or" est, avant tout, une plateforme de rencontre internationale. Ce dernier mot -international - est important. ... suite
niryna ( 26/09/2012 23:38)
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... suite
andrywui ( 01/09/2012 09:05)
Maninona raha andao isakin'ny manoratra ato amin'ny serasera manomboka izao dia hezahina ho soratra mazava sy azo vakiana ary tsy misy abrev na argot na style sms no ho averin-tsika ato e ,mety hitari... suite
répondu par Nehemiah le 22/01/2013 05:23
zazabel ( 06/08/2012 11:05)
Fa inona marina ary ity atao hoe soatoavina malagasy eh? Ary ahona no tokony hatao amerenana azy? To resahana foana zany nefa tsy azoko tsara. Efa adino daholo ngamba ny lesona tany am'Lycee. Sao mba ... suite
répondu par sitlo le 07/08/2012 04:41
sitlo ( 28/07/2012 23:08)
Misy alika be izay izany. Dia rehefa tonga aho dia falifaly be ilay izy. Dia mipelipeli-drambo sy mitsinjatsinjaka. Tsy maninona izay, fa ny mahasosotra dia mileladelaka be raha vao tsy tazomina haing... suite
répondu par booboo le 11/09/2012 13:36
nygasysoafifameno ( 04/07/2012 15:18)
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada... suite
201007jacky ( 03/07/2012 13:33)
Indreto misy famaritana sy vinan-kevitra mahakasika izany. Ny hevitra fonosiny Ny hevitra ambadik’ilay fitaovana ampiasaina amina fomba amam-panao iray no heverina ho hevitra fonosina.Raha halalinin... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1069