Hatsikana sy lalao

hery ( 22/02/2014 10:14)
Tsy aritro kosa ity ry zalahy dia napetrako ato. Ary misy maromaro mihitsy ry zareo an lolll [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/18a87a5c6a624c629c011f9633c71202.jpg][img]http://forum.serase... tohiny
novalian'i sahia ny 24/01/2015 06:44
vonynive ( 27/09/2013 08:10)
Izaho dia mpivarotra ngezalahy nefa izaho dia miteny amin'ny mpanjifa ahy hoe aza mividy betsaka aty amiko... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2014 14:57
sitlo ( 24/09/2013 08:28)
Aiza ary izay mahafantara? Loka: TV noir et blanc ... tohiny
novalian'i sahia ny 30/05/2014 03:55
Nehemiah ( 19/09/2013 13:18)
Robinson Sucroe avait promis de racconter sa vie Sur un p'tite île déserte il avait trouvé l'endroit rêvé Le ciel bleu, plage dorée et tapis de plantes vertes Mais sais-tu la vérité ? Son île... tohiny
pisoonja ( 28/06/2013 13:27)
Inona no atao raha te-... tohiny
endriny ( 22/05/2013 13:29)
Inona no fikarohna mety atao any Madagasikara amin'izao fotoana izao?... tohiny
novalian'i endriny ny 25/07/2013 05:01
201007jacky ( 07/05/2013 14:13)
Une personne qui vient de péter , mais quand il pète , il pète plusieurs fois.Enfin , juste après ce pétard, il a dit : "OH J'AIME PETER"... tohiny
milamm ( 28/04/2013 14:33)
Indray takariva nandrahona Nanao techno ony ny sahona Ravoalavo moa nanao blozy Tango ny an'ny totozy Hip Hop no iangaliany kalalao Kadradraka tompony afindrafindrao Fety dia fety tokoa Nivanaka hatr... tohiny
novalian'i milamm ny 01/06/2013 00:06
Nehemiah ( 17/04/2013 07:59)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b1ef81b891beb91ec0bca25adc34ea42.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b1ef81b891beb91ec0bca25adc34ea42.jpg[/img][/url] Lol... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:30
avtr ( 10/04/2013 07:26)
aza bezesta ôtran'olotra nefa tay no ilomanisana!... tohiny
novalian'i samoana ny 10/04/2013 08:02
ral_ ( 06/04/2013 09:54)
Maiarahaba antsika rehetra, Ho antsika izay tia kilalao nentin-drazana ary mahalala tsara ny fitsipiky ny fanorona. Ahoana ny eritreritsika tsirairay ny momba ny vela? mety efa nisy nametraka ihany ... tohiny
novalian'i ral_ ny 09/04/2013 11:38
201007jacky ( 04/04/2013 08:57)
Mba jereo mo ity sary ity dia ahoana ny hevitrareo : Amiko ny iray dia hoe "NY KELY TSY MBA MAMINDRO" ny iray kosa : " Ny voky ihany no vokisana" Mampalaheloanie zany e [url=http://forum.serasera.org/... tohiny
novalian'i sahia ny 30/05/2014 04:09
andrywui ( 22/01/2013 11:49)
az a mitsoatsoaka any ampandosirana any tsony ela bainn Rapikatti (Radani) fa mivoaha de manorata eto amn ps pikatti amzay elah raha izaho no nataoranlah teto fa efa andro vitsy sisa de tsy ho tazanla... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/05/2013 10:56
sitlo ( 21/12/2012 15:58)
[center][img]http://img255.imageshack.us/img255/1937/ddbiv.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/02/2013 04:52
dadabe ( 20/09/2012 09:44)
o lety ry andrywuii a jereo anie ity mariazy virtoaly fahiny ity e http://forum.serasera.org/forum/message/m426903c1da118... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/03/2013 23:40
dadabe ( 20/09/2012 09:38)
http://forum.serasera.org/forum/message/m438db29d605b5... tohiny
JOSIAH ( 25/07/2012 18:41)
Impiry solafaka i Tselatra vao nahavita namoaka ilay hira rainay o iny??? Zay mahavaly anio mahay be... tohiny
novalian'i josiah ny 26/07/2012 17:36
201007jacky ( 25/07/2012 14:53)
Nampianatra ity mpampianatra iary ary dia nanazava ilay voambolana hoe :" MANGA" tamin'ny mpianany. Nyteny hoa "MANGA" rankizy dia midika fahamboniana eo amin'ny voninahitra . Ohatra amin'izany ny hoe... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/09/2012 18:50
201007jacky ( 19/07/2012 08:46)
Asa na efa henontsika ilay marenina niivavaka tao am-piangonana? Toy izao ny tantarany............ Nandeha hono izy roa nivavaka tany am-piangonana, ny iray marenina fa ny iray kosa olona tsy misy a... tohiny
novalian'i dadabe ny 12/09/2012 02:13
201007jacky ( 19/07/2012 07:38)
Zaza vonton'anatra tokoa ity zaza iray ity , ka izay ampanaovin-dray aman-dreniny azy dia ankatoavinhy avokoa ary apihariny amin'ny manodidina. Indray andro , namonjy voadi-na masera izy , efa lehibe ... tohiny
novalian'i methode ny 05/01/2013 08:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097