Hatsikana sy lalao

SYLLA8 ( 05/02/2016 05:32)
olon 2 ihan no mpivrtra sakay eny an tsena - i1 mpandainga(mivarotr sakay malao) - i1 ts mandainga(mvartr n ts malao) Enao anef ts tia sakay malao, Inona ary no fanontanian apetrakao rah enao no tojo ... tohiny
SYLLA8 ( 05/02/2016 04:11)
Misy omby anaty vala iray: -omby 2 alohan ny omby 1 -omby 2 afaran ny omby 1 -omby 1 afovoany Firy ary no farafaha-ben'ny isan ny omby noteniniko io?... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 05/10/2016 11:11
SYLLA8 ( 05/02/2016 03:55)
Misy machine locomotion iray mirefy 100m izay mahavita 100m/s. misy tunnel 1 koa anef mirefy 100m. anatin ny firy segondra ary no idarana sy ivoahan'ny machine io anatany tunnel 100m io?... tohiny
SYLLA8 ( 31/01/2016 14:33)
Misy piso 5 ao antranonao ao! io piso 5 io dia mahavoasambotra voalavo dimy anitin ny 5 minitra. Firy ary no tokony ho isan ny piso rah ohatra ka voalavo 100 no voasambotra tao anatin ny 100 minitra?... tohiny
novalian'i setam ny 28/02/2016 08:02
SYLLA8 ( 31/01/2016 13:00)
1) firy ary ny antsasakin ny 2 nampiana 2? 2) misy trondro 3 ao anaty seau! n 1 anefa maty rehef avy eo! firy ary ny trondro sisa tavela anaty seau? 3) i jean sy jeanne niteraka 5 vavy. io vhvavy samy... tohiny
novalian'i ajnal ny 12/05/2017 19:45
9318tae ( 22/09/2015 09:52)
Ombay mitady e ! Boky hatsikana Doda, navoakan'ny gazety Matin, iray isan'andro tamin'ny fotoan'androny. Natambatry ny mpamorina ho boky ilay izy. Dia mba miangavy izay mahita izay mba hi-bip ny num-k... tohiny
novalian'i maningana ny 05/04/2016 13:09
maningana ( 08/09/2015 12:53)
Rehefa miantso ny zanany vavikely 8 taona zany i ramatoa RAVAO dia ouz oe Piso an, dia sorena ilay zaza ka niteny oe zah aza antsoina izany PISO zany fa tsy tiako izany fa ny anarako iantsoana ahy. In... tohiny
novalian'i taxs ny 11/09/2015 13:42
taxs ( 02/09/2015 12:36)
A: SIPA B: BANDY B: Salut! aiza ndry zao? A: Ato anaty 4*4 an'i Dadanay zaho mialatsiny fa tsy afaka niandry anao zaho, somary maimaika kely hono mantsy izy Elahy angahy zao mbola taraik... tohiny
novalian'i maningana ny 08/09/2015 12:57
MITIA7 ( 17/08/2015 07:02)
Aiza avy fa toa tsy misy hatsikana vaovao mihitsy ato ry namana, mba andefaso fa te iomehy ee Sa izaho no tsy mahita (mbola vaovao koa e) Misaotra sahady, dia manantena ahita be dia be eto rehefa avy ... tohiny
novalian'i MITIA7 ny 20/08/2015 05:02
sakaiz ( 11/07/2015 12:08)
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 15:50)
bandy mitsam te hisotro taoka nef tsisy vola afatsy 500ar koto:tairo le 500ar any lou fa mahita fika hisotrotsika toaka,hividianako saosisy ty ka hiditra baar tsika,vao lany ny taoka ka mitaky vola le... tohiny
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 13:57)
Tao toerampianara ny tantara no niseo madama:peta milaza oe anaram biby manomboka am "V" peta:vitsika madama: bravo,an'i koto zao koto:vody madama an madama:ataoko miakatra any "directeur" enao an;mil... tohiny
sakaiz ( 10/05/2015 04:10)
rasoa(R):sao mba nahita gana nandalo taty ianao? naivo(N):ie!nisy nandalo mitsy teo;ny iray mitarika 2,ny iray mitarika 1,ary ny iray tsy mitarika. R:ny ganako very mihitsy izany firy ary ny isan'... tohiny
novalian'i ora ny 26/04/2016 08:26
menalamba ( 30/03/2015 20:25)
Miarahaba . Noheveriko hoe fomba fiteny fotsiny ihany ilay hoe : "Ny faty halevina indray no hadino ", kay tena zava-misy ... Jereo eto : http://www.liveleak.com/view?i=ba9_1427548310 ... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/04/2015 05:23
menalamba ( 01/03/2015 09:14)
Ny aza voany ihany ... Tsiky dé ampy : http://www.liveleak.com/view?i=a88_1425063057 ... tohiny
novalian'i MITIA7 ny 20/08/2015 05:02
Vazivazo ( 20/02/2015 07:43)
Nanadina mpianatra anakiray ity prof de Frç dia hoy izy: - Mitsangàna ianao dia mitanisà verbe du premier groupe maromaro... -Nitsangana ilay mpianatra voatondro dia hoy izy: appeler - rencontrer- ... tohiny
andrywui ( 19/01/2015 20:38)
MAIZIMAIZINA ATO IZANY AN! Tantaran’I renin’I Lezisy izay mampiditra lehilahy ao an-trano rehefa tsy ao an-trano ny vadiny.Rehefa vita ary ny ataon-dry zareo dia matory ravehivavy ary lasa mody ra... tohiny
Je-Suis-Charlie ( 09/01/2015 17:50)
iza ary io ? ... tohiny
miarana ( 15/09/2014 08:49)
Misy amintsika ve mahatadidy : 1 - Taiza ary ny fihaonana mivantana voalohany niarahan'ny namana teto amin'ny serasera ? 2 - Milaza mpikambana vitsivitsy nanatrika izany 3 - Inona ny sakafo niroso t... tohiny
hery ( 10/04/2014 18:38)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg[/img][/url]... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0036