Hatsikana sy lalao

monakely ( 08/02/2004 17:46)
A B D, any am-pasana voa mikidio Bonjour Madama Ravao tratry ny tam-baovao. Inona izato maresaka Ny lanitra hono nitresaka Andeha ho aizao izato Màdy? andeha ho any Paris? Inona no hatoa any? ... tohiny
novalian'i olly ny 16/05/2004 17:27
kally ( 07/02/2004 12:44)
mampihomehy mihitsy ireny zazakely ireny indraindray fa mamoaka zavatra tsy ampoizina. Samia ary izay efa niara-niaina t@ ankizy kely mba mizara izay nampihomehy azy eto e!... tohiny
novalian'i fara ny 24/11/2005 14:12
psykatr ( 05/02/2004 20:30)
Fenoy fotsiny ny banga mba ahazoana mahafantatra ny resaky: A sy B. A-Manahoana........................., ............? B-........................, kanefa....................! A-Marina ve?......... tohiny
novalian'i rurik ny 30/04/2005 16:31
hery ( 04/02/2004 19:42)
Tafaverina sahady i ratsiraka dia eto amin'ny namana no seranantsambo voalohany nikasihany an'i Madagasikara. Izany hoe ny site namana no hitany voalohany tamin'izao fiverenany izao. Vao tonga ane... tohiny
novalian'i six ny 06/03/2004 19:32
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:21)
Efa feno loha-hevitra ato, fa maninona no ito no jerenao?... tohiny
shadow ( 01/02/2004 18:37)
Tsotra kely ny tantarako, zahay de oll''' tsy de mba nanana......(de toizo @ 'zay)... tohiny
novalian'i sipagasy ny 18/07/2013 11:12
ikaretsaka ( 26/01/2004 10:27)
Salut daholo Ireto misy fika azo atao rehefa te hanadala olona sy hampitahotra na higafy olona any @ cyber : -Midira serasera.. miandrasa kely dia ataovy hoe ..kay lelika e... hitandry zalah... tohiny
novalian'i vony501 ny 17/07/2013 13:41
samoina ( 23/01/2004 14:54)
Andeha isika hiaraka hitady ireo teny fampiasa taloha sy ankehitriny. Ohatra voalohany: NAMANA Namana= sakaiza, bokaka, bera, pawà, sipa, joba,... Tohizo ary ny karoka ry namana isany !... tohiny
novalian'i six ny 04/03/2004 19:33
jhouhlambout ( 22/01/2004 13:30)
indray andro hono...... tohiny
novalian'i psykatr ny 05/03/2004 10:34
2689 ( 07/01/2004 16:28)
Tato ihany no nalaiko tahaka! De tohizo tsikelikely rehefa azo ny fitsipi-dalao. >>> Tsara izany andro izany ...... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 13:23
tonah ( 11/12/2003 18:10)
Tohizo ihany ah! Nous boirond vous madrier ils planches ... tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2004 10:54
2689 ( 11/12/2003 09:07)
Mandefa hatsikana mamely ny Windows sy Microsoft : Atomboko : Niresaka hono ireto solosaina roa miasa ao anaty tambazotra Unix : Fantatr'ialahy ve lehitia fa raha vakiana miverina (avy any aorian... tohiny
novalian'i 2689 ny 09/03/2004 17:01
hery ( 10/12/2003 09:47)
Mba jereo angé ilay record-n'ny namana miara-miditra ato ao anatin'ny 10 min. Efa t@ 1er décembre io 40 io... dia tsy resy intsony. Andao hifanao fotoana dia miara-miditra ao anatin'ny fotoana iray ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2003 11:18
xxx ( 17/11/2003 16:16)
Mitovy @ ilay lalao iray ihany ity fa ny mahahafa kely azy fotsiny dia atao miady rima raha mety. Rahamety hoy aho an! Fiainana daholo izany... tohiny
hery ( 05/11/2003 10:38)
Ity ary misy lalao kely hitako tamin'ny forum hafa lunarforums.com fa sao dia lazain'ny sasany hoe maka tahaka tsy miteny eo indray. Hamorona tantara kely isika :) teny telo ihany no azon'ny tsirair... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4013