Politika

xxx ( 26/09/2009 18:31)
26 membre des délégations des pays subsahariens ont torpiller la crédibilité de la HAT aux sieges des NU . Hita taratra foana ny lohan' alika tsy vanon- ko olona eto ambonin' ity tany ity.Mbola h... tohiny
xxx ( 26/09/2009 13:41)
hay olona iray ihany le izy fa manao ps maro be,manao bourrage des urnes eto fotsiny =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 17:00
stalingrad ( 26/09/2009 13:11)
Nareo telo mitsamy ireo an ! de izao no tiako lazaina anareo ! ity serasera forum ity de betsaka amin'ny olona ao madagascar no manaraka sy miditra ato , izany hoe izay zavatra soratana ato dia tompon... tohiny
swann ( 26/09/2009 12:25)
Misy an'io fihantsiana miaramila sy fanakorotanana nataon'ny 3mvs sy ny TIM eo Mahamasina io izao de handray fe-petra amin'ny tsy azo hivorivoriana intsony ny Fanjakana ato ho ato !! de inona no valin... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:23
terrywui ( 26/09/2009 12:10)
Kobo be ane nareo 3mvs sy ny TIM reo fa mataoatra an'Antsonjombe ee!! rah ten izy aza anef de tokony ho faly be nareo satri malalaka ny toerana ! fa ny marina dia izao : "Milaza tsy hiakatra an'Antson... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:44
zakilinina ( 26/09/2009 09:56)
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:52
menalamba ( 26/09/2009 07:56)
Antsoina ny namana rehetra hifandom-bera noho izao vaovao mahafaly izao ny amin'ny naha voadaka ambava-fo tany @ ONU @ ireto mpanongam-manjakana.Antsoiko manokana @ izany ry Fijo sy ry Mirananirina ar... tohiny
novalian'i diloo ny 28/09/2009 00:12
xxx ( 26/09/2009 05:12)
hono a fa aiza no tena hivoriana e,mahamasina sa antsomjobe,misaotra :!: ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2009 03:30
vatofototra ( 26/09/2009 04:27)
REGARDER VIDEO Andry RAJOELINA exclu de l'ONU Andry RAJOELINA a été exclu de la tribune par l'Assemblée Générale de l'ONU avant sa prise de parole à New York le 25 septembre 2009 P... tohiny
klitika ( 26/09/2009 03:02)
Na dia notohanan'ny firenena vitsy hiteny tao amin'ny ONU aza i TGV, dia noroahin'ny mpivory teny ambony pilipitra, ka nangaina nipitrapitra. Mba toroy hevitra io ra-patrick fa manalabaraka marina ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2009 18:14
xxx ( 25/09/2009 23:17)
ty ny copier http://www.gouvernement.lu/salle_presse/discours/autres_membres/2007/09septembre/24asselborn_uno_climat/index.html de araho ato @ video ato ny coller http://www.vatofototra.com/top... tohiny
novalian'i maryline ny 26/09/2009 08:57
vatofototra ( 25/09/2009 22:25)
TELECHARGER Discours Andry RAJOELINA ONU 25 sept 2009 Discours Andry RAJOELINA à l'Assemblée Générale des Nations Unies - 64ème session New York du 23-26 et 28-30 septembre 2009 TELECHARGEM... tohiny
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 23:58
fijo ( 25/09/2009 22:15)
ntss,rapatrika 2(arivo),wiwi kely,ronaldo,hery(2)wiwi ihany,sy ny fianakams rehetra,dia izay izany fa tsy nahazo niteny akory ny filoanareo,fa bedy sy hafabaraka teo imasombahoaka,ka asa re??????saina... tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2009 21:25
hery ( 25/09/2009 22:01)
Dia iny niara-nahita iny fa voasakana tsy hiteny mihitsy i Rajoelina fa tsy voadingana tahaka ny omaly intsony. Efa nantsoina saika hiteny izy dia tonga dia nangataka fitenenana ny mpitondra tenin'ny... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/09/2009 10:50
zama91 ( 25/09/2009 21:23)
novalian'i Papoose ny 25/09/2009 23:29
vatofototra ( 25/09/2009 21:10)
SUIVRE en direct ONU Discours Andry dans 15mn Andry Rajoelina est prévu prendre la parole à l'assemblée générale de l'ONU dans 15mn après le Viet Nam H.E. Mr. Nguyen Minh Triet, President ... tohiny
fijo ( 25/09/2009 20:51)
mino aho,fa hoafaka hiteny ihany i andry androany.ny antony dia tsotra,raha tsy ahazo fitenenanna izy,dia efa nasaina nivoaka tao,ary efa nisy nasaina nivoaka tao.ka mato aizy tsy noroahina dia ahazo ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 22:09
vatofototra ( 25/09/2009 19:36)
SUIVRE en direct Discours Andry prévu aujourd'hui ONU Andry Rajoelina est prévu prendre la parole à l'assemblé générale de l'ONU aujourd'hui après le Viet Nam H.E. Mr. Nguyen Minh Triet, Pr... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/09/2009 07:10
patrick2002 ( 25/09/2009 18:40)
Raha tsy diso ny fitadidiako dia efa nisy t@ tranga politika teo @ firenena ny mpitolona ara-dalana . Tamin`izay dia nisy gasy mpanara-dalana nanao fahirano an`Antananarivo ka nametraka barrage tao B... tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2009 19:47
xxx ( 25/09/2009 16:51)
Ho an'ireo mpanaradia ny mouvance izatsy na izary , dia tadidio fa tsy misy ny manana ny monopole de la force de repression ,fa tsy maintsy teny hifampierana aloha io vao misy ny acte militaire raha h... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7302