Sarimihetsika

eisy ( 19/02/2007 13:24)
NBA
Sao ianareo misy manana na mahita site afaka hakana match BASKET NBA indrindra fa ALL STAR GAME fa mitady mafy aho e!... reny koa anie ry reto mahafinaritra e sady be spectacle be... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:37
kitjo ( 18/02/2007 07:48)
Aona fijerinareo an' iny? zay efa nahita za nihevritra oe ohatra an' ny Scary movie mihitsy... somary mankaleo kely ihany lay izy satria tena le Narnia mihitsy naveriny...sinona lay lehilahy manao... tohiny
novalian'i hery ny 18/02/2007 09:22
Fiffi ( 13/02/2007 09:02)
Iza no nahita an'io film io fa tena ....:(:( :snif::snif: be le izy......... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 17:35
LazaDaddy ( 06/02/2007 01:23)
ooops! pan's Laza-rinth ao @ Palace Nova rahalina rehefa avy mihinana Laza-gna. hahaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 12:36
ari.malala ( 05/02/2007 15:14)
Iza no mba manana an'io film io fa tadiavin'ilay zanak omafy dia mafy e! Nitady t@ internet aho fa andoavambola ny telechargement! misaotra mialo e!... tohiny
Fiffi ( 05/02/2007 13:00)
Iza no efa nahita an'ireo film ireo ? -Le masira -Volomborona -Sôl'afaka -Didin'ny Be sandry -Klinika fanaperana Fa tena miaky kosa aloha zah fa mahay ny gasy an ! milay eh ! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 16:06
booboo ( 04/02/2007 12:35)
Nisy efa nahita io doc. io ve taminareo ? Nandeha t@ Canal+ izy (nenay no-pirater-na hihihihi). -Ho an'izay nahita, manao ahoana ny fahitanareo/fahatsapana teo am-pijerena ilay izy ? -Ho an'iz... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2007 12:43
LazaDaddy ( 02/02/2007 01:53)
ratsy be io ho an'izay misalasala te hijery...Soa fa tsy tany @ cinema fa DVD avy any..."Malaysia Truly Asia"..lol... tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 21:59
xxx ( 24/01/2007 22:54)
Nalaza erantany io dessin anime manga io. Maro ny efa nahita fa tsy vitsy ny mbola. Tsy dia tian'ny olon-dehibe io fa somary an-jaza izany. Jereo ny [url]www.daylimotion.com[/url] dia ataovy recherc... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 00:58
bazylou ( 19/01/2007 22:39)
dia hita fa mbola ho ela vao hitovy amin'ndry bolywood !! na ny afrikana ny gasy!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 23/01/2007 00:24
soanja ( 25/12/2006 22:39)
Sambany aho vao mba afapo tamin'ny sarimihetsika gasy iray. Tsy resaka production fa ny hatsaran'ilay tantara ao anatiny. Way to go! ... tohiny
novalian'i jefra ny 20/02/2007 17:02
stefy ( 20/12/2006 13:06)
Anisan'ny sarimihetsika malagasy malaza be @zao fotoana ny "rimorimo"ka ba rovina ary no ba haparitaky ry zareo eny @mpivarotra mahazatra izy iny fa maika ny aita aho e!ary sao de ba mis manana ny adi... tohiny
caprio ( 28/11/2006 12:27)
Mavesatra loatra ka tsy mbola zakantsika gasy ny mieritseritra sy mahita olona iray indrindra fa vehivavy milalao film porno,kanefa maro amin-tsika angamba no efa nahita ilay film porno izay nolalaovi... tohiny
kelly13 ( 23/11/2006 19:56)
"V"
"V for vendetta" ms tsy nety hita ny tarehan'i lery nefa lery ôtran'ny hoe kilasy b zany!!! nahafinaritra ahy ilay tatara!!!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 24/11/2006 19:01
Lenaivofilm ( 22/11/2006 06:17)
Ahoana no mba fahitanareo azy io satria izahay dia milalao fotsiny, nareo aty ampita ve efa mba nahita oh FANGOLOKA na HIFIKA... tohiny
novalian'i faazavana ny 21/01/2013 07:57
xxx ( 19/11/2006 16:02)
ao @youtube http://youtube.com/watch?v=U3XaIYNF8A8 kitjo... tohiny
novalian'i dailynews ny 12/12/2006 18:04
kallie ( 17/11/2006 07:40)
Salut, efa nisy nahita anle Tana Mania 3 ve nereo? tsara? za mitady fa tsy nisy mintsy tany Dago nefa tiako lay hira Tosy iny... tohiny
hery ( 16/11/2006 13:42)
Hivoaka rahampitso ilay film James Bond vaovao lalaovin'i Daniel Graig. Ny nanaitra ahy dia hoe any Madagasikara no manomboka ny tantara :-)... [url=http://us.rd.yahoo.com/movies/trailers/180847605... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 08/02/2007 16:06
dasy ( 15/11/2006 13:41)
o ry Hery a ! nahoana no de tsy manao television malagasy ianareo ?... tohiny
novalian'i caprio ny 15/11/2006 23:00
soanja ( 12/11/2006 15:03)
De mba nijery anle Film Marie Antoinette hoa zah, de tena diso fanantenana be fa sady efa nosimbaina tamle sound tracks tsy mifanaraka amle toetrandro taminio fotoana io no sady koa be no nodinganina ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 09:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0499