Sarimihetsika
kambanaprod
(
10/05/2006 07:29)
Ilaina tokoa ny fijerena ireny film ireny satria misy anatra maro samihafa ary sady ialana voly ihany koa , manorata ary amin'ny adiresy kambanaprod@yahoo.fr raha misy tianao resahana...
suite
répondu par kambanaprod le 10/05/2006 13:46
100tinl
(
28/04/2006 13:03)
NASIAKA... izay no azo ilazana ny nambaran'i Laza momba ny famokarana sarimihetsika eto madagasikara, aminy izany dia tsy mbola sahiny akory ny miteny hoe" sinema " ireny vitan'ny mpanao film alefa an...
suite
répondu par jentilisa le 29/04/2006 09:17
soanja
(
25/04/2006 02:54)
Mba tianareo ve ilay Broke Back Mountain. Izaho mantsy dia tena latsa-dranomaso. :(...
suite
répondu par cutie le 20/10/2006 01:54
lapino
(
19/04/2006 09:27)
Miampy fofona indray hono ny sary sy ny feo amin'ny sarimihetsika. Taovam-pandrenesana roa izany sisa no mijanona ho an'ny fivoarana amin'ny manaraka. :-D:-D
Fa mety misy karazana sarimihetsika tsy ...
suite
répondu par pissoa le 20/04/2006 12:02
diamondra27
(
18/04/2006 07:24)
sao de misy mahay le titre ny hira mande @io film nareo kay? ohhh darling.....
ahoana ny fihetsemponareo @io film io ?
ny ahy de mampitomany foana isaky ny mijery azy...
suite
répondu par vale le 28/04/2006 09:03
xxx
(
12/04/2006 12:51)
tsy mbola nahita io horonan-tsari-mihetsika io aho hatraminizao, toy ny hoe misy 2 sy 3 izy io?...
suite
répondu par cutie le 12/04/2006 18:36
kinaoly
(
08/04/2006 12:18)
misy tia film d'animation ve ato; walt disney, mixar, toons, mangas ... ? na olon-debe na olon-dekely :°)...
suite
répondu par cutie le 24/04/2006 12:39
xxx
(
24/03/2006 14:31)
Tena efa mivoatra ny sarimihetsika malagasy, tsara rehefa te hivoatra saingy tsy tokony claserna visa B ireny fa hatao hoe érotique e!
Efa olona mamba be daholo ny acteur sy actrice ao sady hita hoe...
suite
répondu par Herimiafina le 08/04/2006 21:02
gasypantin
(
20/03/2006 18:51)
nivoaka ny BASIC INSTINCT 2 efa mandeha @ salle maromaro eto PARIS ! mbola tsy nahita aloha ny tenanay fa tsy misy fotoana ,je pense aloha fa ny 1 no tsara kokoa e,bof on verra...
suite
répondu par FABIOJAX le 18/04/2006 17:45
cutie
(
16/03/2006 23:05)
ty misy film tsara ho an'ny zay tia alika. Inspired by a true story koa le izy.
http://www.apple.com/trailers/disney/eightbelow/
...
suite
répondu par cutie le 18/04/2006 19:35
felanawil
(
04/03/2006 20:41)
Efa nataonareo ve ny nanao film t@ kamesikopy dia atao montazy @ odinatera, ireny no ataondry zareo dia avy eo atolotra ny olana hoe "film" ka ilaharana eny @ salle de cine, ny tantara @ izany dia aok...
suite
répondu par sipagasy le 22/05/2006 19:33
cheboman
(
02/03/2006 22:09)
ao @ France3, "faut pas rêver" , amin'ny alatsinainy 06 marsa izao 20h55, rediffusion ny alarobia 08 marsa @ 02h30
http://fautpasrever.france3.fr/fautpasrever_semainepro_detail.php3?id_article=144
...
suite
répondu par Veloo le 08/03/2006 18:21
diamondra27
(
28/02/2006 22:03)
mivoaka androany 01/03/06 lalaovin'i zhang ziyi,gong li, watanabe sy ny troupe-ny
milay an!
...
suite
répondu par diamondra27 le 01/03/2006 17:05
jentilisa
(
20/02/2006 07:36)
asa raha efa henonkenonareo fa namoaka sarimihetsika i Spy D. Raha amin'izao fotsiny ka nahita ny bande annonce amin'ny alalan'ny clip dia hita fa ho tsara io tantara iray io. tsy ho tahaka ny fahita ...
suite
répondu par ravakamalala le 20/02/2006 11:37
hery
(
02/02/2006 10:17)
Nareo ve nijery an'ilay Odysée de la vie tao amin'ny France 2 tamin'ny talata? Iny angamba no sarimihetsika hitako nampiseho tsara indrindra ny fivoaran'ny zaza ao an-kibo.
Ho an'izay tsy nahita d...
suite
répondu par ravakamalala le 20/02/2006 11:40
vale
(
24/01/2006 15:23)
Mba ahoana ny fijerinareo iny sarimihetsika iny????...
suite
répondu par vale le 29/01/2006 14:07
jentilisa
(
18/01/2006 08:56)
tokony ho tsy fanontaniana intsony izany saingy tsy be loatra ny miresaka izany ato amin'ny serasera.
Mba manontany ary aho hoe inona ny film tena tianareo hatramin'izay nahitanareo film voalohany ...
suite
répondu par cutie le 04/02/2006 19:49
xxx
(
16/01/2006 14:22)
hono oa rizareo, fa manin kay ny film gasy no tsy mba misy ol mifanoroka zany mihintsy na oe ol manao fitiavana , nefa amiko reny no mba anisan'ny mampanintona ny rehetra! Mandaingà ndray zay milaza ...
suite
répondu par Roch le 12/04/2006 21:04
jentilisa
(
14/01/2006 09:45)
nahavariana ahy fa tahaka ny niova filamatra izany ny film tontosain'ny vahiny amin'ity taona ity. Saiky film d'animation no hanjaka. Asa noho ny lazan'i Madagascar angamba?
Ao izany happy feet izany...
suite
répondu par jentilisa le 20/01/2006 06:05
anjeliko
(
28/12/2005 08:29)
mbola mila ezaka betsaka io taranja iray io eto gasikara. tsy miankina amin'ny teknolojia ihany anefa io ezaka io. eo ihany koa ny "créativité" sy ny saina tia karokaroka.
mbola mila fahamator...
suite
répondu par Roch le 12/04/2006 21:14
