Sarimihetsika

LazaRandri ( 22/11/2005 23:05)
il etait une fois a l'eglise FLM. A suivre...hahaha... tohiny
novalian'i xxx ny 26/11/2005 07:26
hery ( 31/10/2005 13:22)
Sarimihetsika mikasika indrindra ny fitadiavana namana amin'ny internet :-) Tsara ihany aloha sady ahitana ny tena fikafikan'ny vehivavy amin'itony site itony :-p rehefa avy nijery an'ilay film aho ... tohiny
novalian'i vale ny 22/12/2005 12:48
LazaRandri ( 19/10/2005 06:42)
tsy hitanareo mitovitovy ve io film io sy ilay hoe "guru" ? hahaha ... tohiny
fasaly ( 20/09/2005 18:16)
hihihihi!... tohiny
hery ( 18/09/2005 12:58)
Dia nilaza ny DreamWorks fa hivoaka ny Madagascar 2. Efa nanahy ihany ny tenanay hoe lasa Seychelles na Kenya sns... satria mbola tsy tena tapitra ilay film. Kay mba natao hoe Madagascar 2. Amin'izao... tohiny
novalian'i cutie ny 21/09/2005 23:21
kitjo ( 06/07/2005 10:07)
Mbola mitohy i Madagascar... http://www.lexpressmada.com/article.php?id=33607&r=3&d=2005-07-06... tohiny
novalian'i vegas ny 23/07/2005 12:49
hery ( 02/07/2005 16:27)
Vao avy nijery aho (mba nivoaka alohan'ny tany Frantsa indray io teto Italie)... fa tsy dia tsara loatra. Malaza be ilay izy, ilay concept koa original fa forcer-na be ny fiafarany... mikorontana e. ... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2005 13:21
Missie ( 27/06/2005 07:44)
Kikouu doly! Efa nivoaka depuis 22 lé Film MAdagascar t@ ciné! hihihihih tsara lé izy sa aona hoy ianareo:roll: aona ny impression nareo t@ lé film??? sns Nisy teny gasy azany tao @ lé film sa t... tohiny
novalian'i watafon ny 13/08/2005 15:11
hery ( 27/06/2005 06:36)
Tsy dia ratsy io ho an'izay te hijery... sady lava (140 min any ho any) izany hoe tsy lany ny vola fa sahala amin'ny mijery film roa :-D Ny mahatsara azy dia tsy mba tahaka ny Batman hafa. Tsy mila... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2005 13:23
hery ( 22/06/2005 06:06)
Resaka sendra nandalo tao amin'ny serasera ilay hoe tokony mba hisy droit d'auteurs ho an'ny gasy tamin'ny nampiasan'ny dreamworks ny anarana "Madagascar" tamin'ilay sarimihetsika (na sary nahetsika) ... tohiny
novalian'i zakony ny 27/09/2005 14:46
DotMG ( 06/04/2005 05:11)
It must be the first (and I hope the unique) time I post a message whose content is not in malagasy. Miala tsiny amin' ireo tsy mahavoa teny anglisy e! DreamWorks Animations present : Ben Stil... tohiny
novalian'i DotMG ny 28/06/2005 08:33
rvoulah ( 16/02/2005 18:43)
sendra niditra tao amy site ny sobika aho teo de ao amy mitady namana taloha misy hoe , Film Gasy miaraka amy Tantely Ramonjy , manao ahona kay io film io ho an'izay efa nahita ? ... tohiny
novalian'i bloum ny 11/04/2005 14:35
Oully ( 01/02/2005 00:27)
Sao mahaliana www.mahaleo.com... tohiny
novalian'i olast ny 10/09/2005 15:13
damaopa ( 15/12/2004 06:41)
Jésus de Nazareth, efa nandeha fa tiako fôna ... tohiny
novalian'i moi ny 08/03/2005 11:25
tenio ( 26/11/2004 16:41)
Asa ianareo na mitovy hevitra amiko fa tsy tiako mihintsy ny film ka maty ilay \"heros\" amin\'ny farany ? Exemple: Gladiator, Armangedon, Titanic, Tigre et Dragon.... na koa hoe mijalijaly be ilay \... tohiny
novalian'i chipie1 ny 29/11/2004 13:47
ikaretsaka ( 25/10/2004 00:20)
efa vonona ary hivoaka @ volana mai @ herintaona ilay dessins anime hoe madagascar http://www.madagascar-themovie.com/... tohiny
joda ( 24/08/2004 20:58)
mbola mila ezaka diso maka tahaka loatra ny violence any ivelany maninona raha atao zavatra tsotra toy ny tantara ao @ rnm ireny e.... :twisted: ... tohiny
novalian'i Todi ny 13/07/2005 07:20
ludo ( 04/08/2004 18:51)
Tsy mbola nahatsapa v nareo rehefa modyirery @alina avy mijery sarimihetsika mampitahotra iny na ravi kazo latsak'aza mampioro-koditra,hany ka raha vao mivoka ny salle d manontany ny namany we aiza el... tohiny
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 02:49
vatosoa ( 08/07/2004 08:14)
Samia milaza extrait na teny kely tao amina film mba tianao! Ex: 1-"Je m'appelle Bond, Jaaamees Bond" t@ film efa samy efa fantatry ny rehetra 2-"je te retrouverai comme tu m'as retrouvé" extra... tohiny
novalian'i moi ny 08/03/2005 11:33
donemaskit ( 18/05/2004 11:25)
Raha tsorina : "Le Festival de Cannes a pour objet, dans un esprit d'amitié et de coopération universelle, de révéler et de mettre en valeur des oeuvres de qualité en vue de servir l'évolution d... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0509