Fivavahana, finoana

xxx ( 13/06/2007 21:03)
Mba valio raha azo atao ireo fanontaniana manitikitika anay telo, mikasika [b]ny teny tsy fantatra[/b] http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m465e708d7220b... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2007 16:04
rrgmt ( 13/06/2007 14:02)
Noravan'ny fivondronana ny fivarotany dia nikatona tsy nisy intsony. Nitombo iray ny tsy an'asa8-)... tohiny
novalian'i marozevo ny 16/06/2007 19:27
LazaDaddy ( 13/06/2007 11:17)
[b]Aoka ny olona niaina taty aorianan'ny nahaterahan'i Jesoa no resahina eto[/b] (lohahevitra hafa indray ny talohany). Adihevitra fahita etsy sy eroa ny hoe: "raha i Jesoa irery no lalana mankany ... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 08:07
majesty ( 13/06/2007 11:04)
Nahagaga ahy ny fihetsik'ity mpivaro-tena iray teny akaikinay.Notantarain'ilay rahavaviny miara-mipetraka aminy mantsy fa mialohan'ny handehanany hivaro-tena amin'ny hariva iny dia tsy maintsy mivavak... tohiny
novalian'i majesty ny 20/06/2007 06:27
Ralay ( 13/06/2007 09:58)
Ny caummunauté Catholique Malgache de la Côte d'azur (CCMCA)dia hanao fivavahana firaisampinoana ho fankalazana ny fetimpirenena ny alahady 24jiona @ folo sy fahefany 10H15 ao @ trano fiangonana soe... tohiny
novalian'i marozevo ny 14/06/2007 23:30
LazaDaddy ( 13/06/2007 08:11)
"Tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako" hoy i Jesoa. => "Intolerant" ve i Jesoa araka ny hevitrao?... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2007 17:05
ari.malala ( 13/06/2007 07:54)
Miala tsiny aho fa tsy aritro mintsy ity: [quote]Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-06-2007 14:59:19 Lohateny : Re : azo sotroina ve ny toaka? zao an! misy teny ao à SM we: aza ho mamon-... tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 01:14
hery ( 12/06/2007 09:17)
Tafiditra ka azo alahatra sy henoina ao amin'ny Radiovazogasy.com ny hira 94 an'ny Ankalazao ny Tompo. http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=Ankalazao+ny+tompo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 23:13
niryna ( 12/06/2007 06:17)
Ity misy tantara kely ho antsika rehetra na ny tanora na ny ankizy dia afaka zaraina ity:D Indray andro izay hono nisy zazakely miandry ny fahaterahany. Indray andro izy dia nanontany t@Atra. ... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:04
diamondra27 ( 11/06/2007 12:44)
mitovy daholo ireo fa samy hafa raha tsy hainao ny fihaviany dia mety avy @ satana izay na ampiasain'ny satana le olona ohatra don de guerison: misy mahay manasitrana raha entiny hanasoavany ... tohiny
novalian'i marozevo ny 19/06/2007 21:53
soaihany ( 11/06/2007 09:45)
Miarahaba antsika mpiserasera rehetra ahoana ilay hatreha mahefa miamboha mahavita ity indray angaha le kely tsy azo dominena intsony; dia haverina eto koa va ny indulgence satria miditra hatramin ny ... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 09:04
xxx ( 11/06/2007 05:35)
Misy nosy tany iray izay,ny mampiavaka an\'izy io dia ny mponina ao aminy,izay iray finoana avokoa (\"kristiana\" tsy ho lazaiko ny finoany);ka ny mahagaga ao amin\'io nosy io dia tsy mba ahitana fonj... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/06/2007 22:29
sitlo ( 10/06/2007 22:45)
1- Tsinjovy ny voro-manidina fa tsy mba mamafy na mijinja ireny ... 2- Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao.... tohiny
xxx ( 10/06/2007 14:53)
Isany miteraka olana matetika ny fandraisana izay voasoratra ao anatin'ny Baiboly noho ny tsy fitoviana misy. Ao no miseho mahay Baiboly, ary ao kosa no heverina fa tsy mba mahay. Dia eo no mipetaka n... tohiny
xxx ( 10/06/2007 10:38)
Afaka miaraka ve ny kristianisma sy ny famadihana na ny fomba nataon'ny razana taloha? Maro ihany mantsy ny milaza ho kristiana nefa manatanteraka ireny fomba isan-karzany ireny ka io no mahalasa ny ... tohiny
novalian'i Lyset ny 05/08/2017 14:23
xxx ( 10/06/2007 05:45)
Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela,ary ny mpaminanin'i Bala dimam-polo amby efa-jato,izay mihinana eo amin'ny latabatr'i Jezebela.Ary nanke... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 15:27
linarako2 ( 08/06/2007 22:38)
Angamba tsy misy vola aloha ny mandefa sy mizara izay fahaizana noratovony amin'ny fivavahana.Tato ato dia tena tsy lasa mihitsy.Efa nisy nitaraina ihany hoe toa mivoana izy izany kanefa dia ny eo iha... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:56
paris10 ( 08/06/2007 08:38)
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsa... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/06/2007 20:29
Fiffi ( 08/06/2007 06:46)
[i]Les gens lisent la Bible depuis deux mille ans. Elle a obtenu, dans notre culture, un statut qu’aucun autre écrit n’a obtenu. Il y a plus d’exemplaires de la Bible sur la surface de la Terre... tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2007 13:41
marozevo ( 07/06/2007 18:32)
Ity mba misy fifampizaràna eh... hitako tetsy sy teroa. [quote]ETRE « BRANCHE » SUR DIEU. Voici six règles pour une bonne communication : 1. Une conversation téléphonique avec Dieu n’... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2007 21:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.356