Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
06/11/2011 21:34)
vaky barara ry le8
ohatran'ny deba ihany e, ny arema misiska fa izy deba tsy mety dia i le8 koa tahak'izay. ny tim efa nivaky ary efa misy tim manaiky an'i tgv, fa i le8 ihany no be zesta oeee, maketsy makeroe a.
Alahe...
tohiny
novalian'i bazylou ny 09/11/2011 22:20
bazylou
(
04/11/2011 22:43)
tsle goonaa
jerenareo ary e, i deba tsy nanaiky ny fay mideroute nefa ny arema misiska be nyhaka minisitera.
tadiavo ny diso.
beuurrrk...
tohiny
novalian'i nilex ny 07/11/2011 13:15
bazylou
(
30/10/2011 22:04)
zafy 1- ny ambiny rehetra 0
Izany no haleheny rehefa ketrina iray vala ka tehafana daholo ireo bodo sy adala rehetra manadalo ao amin'ny magro ao. Aiza izao dadanareo ? I zafy izao no mitondra ny baolina ary sûr aho 100% fa t...
tohiny
novalian'i bazylou ny 02/11/2011 11:15
bazylou
(
28/10/2011 21:55)
i omer
simpson no pm e..i marge izaoizanyefa voky be mihitsy
shame on you ry madagasikara sy malagasy.
beurrrrk...
tohiny
bazylou
(
18/10/2011 20:43)
bandy vendrana be kay ireny ingenieur gasy ireny klee
anamboatra lalan ary lerony dia mbola expert sy renfort vazaha ihany fa tsy hainy
akory izany hoe tunnel.
aleo ihany colonie raha izany no atao hoe gasy kle
beurkk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/10/2011 21:39
bazylou
(
14/10/2011 18:20)
o ry zalahy
efa nivoka sahady anie le karana nanao trafika na 30kg volamena saika aondran any komoro e
ireto panao polifika ma,detika hatrany an'ity nosy ity. fika sy saosy fonano ady eo.
analin kisa ry papa ny...
tohiny
novalian'i bazylou ny 17/10/2011 18:49
bazylou
(
14/10/2011 18:10)
efa tsy vaha olana intsony
ny fodiana na tsy fodian'i le8 eto mada.
Samy mitady nyhanina hohaniny dhaolo izao ny pokona rehetra ka sahy amidy daholo nany vady ao an trano aza....
tohiny
novalian'i bazylou ny 18/10/2011 20:35
bazylou
(
13/10/2011 18:22)
lojika
Mba asio lojika
Ekenareo ve io rafim-pitondrana mpanogam-panjakana io e
Ekenareo ve fa ireny miaramila resahanareo ireo anie ka na anisan'ny mpanogam-panjakana na napetrak'ireo mpanogam-panjakana
r...
tohiny
novalian'i bazylou ny 14/10/2011 18:25
bazylou
(
13/10/2011 15:59)
io madagasikara io
dia efa samy mahita sy mahalala ny vaholana isika rehetra. NA malagasy aiza na aiz ano misy azy.
Saingy ny olana lehibe tsy hahatongavan amin'izany na mis aza ny feuille de route - mideroute dia ny f...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/10/2011 19:20
bazylou
(
01/10/2011 11:50)
tsy misy hahaso
tombon tsoa eo na iza na iza. Ary raha tiana ny hotafavoka velona dia tsy maintsy esorina ny maimbo rehetra.
Rehefa rsy vita io dia aza manatena e....
tohiny
novalian'i bazylou ny 14/10/2011 18:07
bazylou
(
28/09/2011 14:09)
tsy hisy ny fifidianana
ho prezida amin'ny herin taona.
MAnkany amin'ny 5 taona tgv isika.
le hoe dada aloha aleo hilevina any fa tsy ho tafiditra mandrakizay eto iny.
beurrrrkkkk
...
tohiny
novalian'i xhavier ny 04/10/2011 13:20
bazylou
(
25/06/2011 18:00)
ity forum politika
na polifika koa mety daholo dia hita taratra fa tsy le olona ao mada no betsaka eto fa ny gasin'andafy. hany k atsy misy authenticite le zavatra lazaina sy tantaraina rehetra.
Vokany dia mivaralila ...
tohiny
novalian'i perfectly ny 20/07/2011 10:47
bazylou
(
25/06/2011 08:41)
ny gasy oaaa
raha hifosa sy himenomenona dia voalohanyfa raha hanao hetsika dia atody daholo,
beuurrrkk...
tohiny
novalian'i pulm ny 29/06/2011 11:25
bazylou
(
23/06/2011 17:41)
be fialonana
loatra isika samy malagasy ka tsy mahita ny lalan kombana intsony. Hany ka zary mora ho aan'ny vazah any mamaely sy mivarotra antsika.
RAha mbola ireo ady tgv sy le8 ireo ihany no ao an tsaina dia aza...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/06/2011 07:50
bazylou
(
22/06/2011 17:46)
asaivo tonga eo
dia amboarina e.
Izay dia faly ery le gasy kely nefa tsy hitany fa i le8 mihitsy no mpanandevo ny gasy ary faly be sy tanjona tadiaviny ny hoe manana andevo sy mpiasa gasy 20.000.000.
Tsy mila an'ila...
tohiny
novalian'i xhavier ny 05/07/2011 15:25
bazylou
(
01/06/2011 10:10)
uneurohoanymadagasikar@yahoo.fr
ampanetre tena lehibe no ilazanay etoana fa misokatra io mail io ho an'ireo malagasy rehetra tsara sitra po te hanome fanampiana kely anangana projet lehibe any madagasikara.
MAnorata dia hahita ianao...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/06/2011 05:53
bazylou
(
21/05/2011 18:48)
fifidianana
ka na atao amin'ny novambra na septambra io dia efa hay ny vokany e. tsy misy resaka io. FA ny zavatra tsy hainn'y mpanao polifika sasny dia i tgv izao efa voaangina ny saosy anaovana fifidianana, ny...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/06/2011 17:47
bazylou
(
16/05/2011 18:12)
air madagascar
faizin'ny frantsaya tao ny gasy ary tsy amelany raha tsy mividy air bus.
Tsara ihany satria tsy maintsy anolo vaovao , nefaaaa.......
Ilaozany mivorivory fotsiny nefa fandaniana andro izany...
tohiny
bazylou
(
07/05/2011 18:24)
tsy hisy fifidianana
amin'ity t aona ity na dia efa nivoaka aza ny lalana vaovao sy ny fanisana isam pokontany...
tohiny
novalian'i bazylou ny 11/05/2011 11:06
bazylou
(
26/03/2011 19:31)
gvt vaovao hoe
Ministre d’état chargé de l’économie et de l’industrie : Pierrot Rajaonarivelo
Ministre d’état chargé de relation avec les institutions ; Yves Aimé Rakotoarison
Ministre des sports : N...
tohiny
novalian'i andrywui ny 07/04/2011 11:27
