Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
30/09/2013 18:54)
patrick raharimanana
tao aminny tvm lery vao teo. hita hoe hevi bazaha sy saina gasy a any andafy loatra i lery. tsy mahalala ny tena Revy gasy sy ny realité ary ny kolo tsaina gasy. Asiana auto route hono dia maketsy ...
tohiny
bazylou
(
29/09/2013 17:22)
i robinson ao amin'ny matv izao
tena hita be leryhoe maivandoha sy maivakitsaka. Sady na ilay anaran'i lery aza tsy misy gasy an. Tandremo.
Mila manome tanana an 'i lery hono. tsara tantana hono ny gvt nisy azy teo aloha, maketsy m...
tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 16:57
bazylou
(
29/09/2013 13:24)
revy be ao am kolizeoma
miaraka amin'i hery rajaonarimampianina...
tohiny
novalian'i andrywui ny 30/09/2013 07:46
bazylou
(
18/09/2013 14:46)
dadafara
tsy hitan'ialahy isany ny propangadin'i dadafara tery amin'nytany malalaka teny andohatapenaka . Hiragasy sy vovoka no Revy teny an,
anio io an
beuuurrk...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 19/09/2013 12:10
bazylou
(
18/09/2013 14:44)
dadafara
tsy hitan'ialahy isany ny propangadin'i dadafara tery amin'nytany malalaka teny andohatapenaka . Hiragasy sy vovoka no Revy teny an,
beuuurrk...
tohiny
bazylou
(
18/09/2013 14:34)
din ty reto e,
dia hoe i jean louis robinson hono izany no sarybakoly vaovaon'i le8.
tsy lelika e, i vndredi indray izany no hibaiko an'i robinson,izany; looooool
dia ho tara sambo foana izany robinson .
beuuuurrrr...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/09/2013 14:28
bazylou
(
09/08/2013 05:07)
fongory daholony tim sy ny ra8 andco
fongory ireo sy ireo mpomba azy satria ireo no mpanalika ny gasy sy mpanao ronono an tavy.
beuuurrk...
tohiny
novalian'i Dreamlover14 ny 12/08/2013 08:45
bazylou
(
09/06/2013 17:49)
aleonay dj
mpanao asa sosialy sy hopitaly manara penitra ary kianja manara penitra toa izay kalalao tsy lohany tsy vodiny fa bokotra lalaovin'ny le8 sy ny fianakaviany fotsiny.
ho ela velona tgv...
tohiny
novalian'i teamryan ny 25/06/2013 07:28
bazylou
(
06/06/2013 23:20)
tsy matahotra an'i le8 ny tgv
ary tsy akiandry marary koa fa lasa foana ny anay e.
Tsy mety hoan'ny malagasy ny mifidy olona toa an'i kalalao. Deba efa soara be
Raha ny ankoatran'i tgv dia tsy ho lany mihitsy .
i KAlalao dia hita...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/06/2013 10:24
bazylou
(
03/06/2013 06:42)
aleo asian'ny olona any refa be mokony
http://www.newsmada.com/index.php/la-une/17327-hetsi-bahoaka-teny-ambanilalana-itaosy-voaroba-ny-tranoni-lahiniriko-nahafaty-olona-ny-mpiambina-azy#.Uaw5EkD0Ey0
vivie tgv...
tohiny
novalian'i pisoonja ny 03/06/2013 11:37
bazylou
(
31/05/2013 06:35)
mba ahoana ary tonyy
http://election-madagascar.com/...
tohiny
bazylou
(
31/05/2013 06:31)
aleo hazava
fa tsy nametra pialana anie i tgv e. tartasy fanemorana fifidianana no nalefany farany teo.
Ary aleo hazava fa tsy voafidy i tgv, noho izany tsy mitovy amin'ny filoha voafidy ny lalana mihatra aminy....
tohiny
novalian'i milamm ny 04/06/2013 21:48
bazylou
(
30/05/2013 14:01)
tairo ary e,
CDE : Pour l’ouverture d’une enquête sur les avoirs extérieurs de Rajoelina
(29-05-2013) - Le président du Club Développement et Ethique (CDE), Albain Rabemananjara réclame l’ouverture dâ€...
tohiny
novalian'i bazylou ny 31/05/2013 06:19
bazylou
(
29/05/2013 07:02)
fidio ato
izay mba heverinareo fa milay e,
na dai mbola tsy mandeha aza ny propagandy
1. Hajo Herivelona ANDRIANAINARIVELO
2. LAHINIRIKO Jean
3. RATSIRAKA Iarovana Roland
4. RABEHARISON Roland Dieu Donné ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 31/05/2013 06:38
bazylou
(
29/05/2013 06:46)
patrick raharimanana
i vitatsika ohatran'ny tsy ho poins ary zalahy an. Mizity be leryf ahoe manana vola be hono.
asa aloha fa izaho mahita ho etsy ho lany io, sady be cinema be loatra.
beuurrk
www.youtube.com/watch?v=j...
tohiny
novalian'i moi ny 03/06/2013 11:16
bazylou
(
28/05/2013 06:54)
maika ravalomanana
ory zalahy, ho tonga eny ivato anio hon i maika maika ravalomanana,
ataovyfa voaendy eo iny izao an,
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:11
bazylou
(
28/05/2013 06:52)
tsy hiala
hono i dolin dolin sy tabera. ry pierro hiala fa manisy fepetra, i kalalao misisika kanef amatahoatra mafy saotsy hisy ny fifidianana, i deba te hanao ny sommet gasy, i zefalbera sy terezy manao toro ...
tohiny
novalian'i moi ny 28/05/2013 11:50
bazylou
(
28/05/2013 06:21)
tsary mamely androky anga
Hono hoa ramatoa ty: tsy mitsahatry ny mitatatata miresak'Andriamanitra ianao kanefa ny mahahagaga dia izao: mba mitana ny teny nataonao ve ianao? Hitsabo ny reninao no tokony nataonao taty Gasikara a...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:14
bazylou
(
28/05/2013 06:19)
efa mba nanao asa soa ve i kalalao ?
ny any Mialy Zao association Fitia zay betsaka ny nahazo tombontsoa ny marary tonga de fantany olona hoe raha vao zaza marary mafy de Mialy(Assoc Fitia) no tsaroany olona
ny any Céline(épouse de De...
tohiny
novalian'i moi ny 28/05/2013 11:51
bazylou
(
24/05/2013 14:27)
tsy misy vehivavy sambatra
raha misaraka hono . Marina ve izany ?...
tohiny
novalian'i karinah ny 17/10/2013 11:14
