Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 17/01/2014 23:17)
ho ela velona ny filoha hrajaonarimampianina
ity vao tena bonne ry baina fa tsy misy teny vazaha mihitsyny anaran'nilay filoha voafidim bahoaka. milay eeee Dia mangina sy mipetraha daholo amin'izay ianareo tim and co fa resy eeee. ary rehefa r... tohiny
novalian'i andrywui ny 19/01/2014 13:59
bazylou ( 30/12/2013 21:35)
efa hoe aza maka
an'i robinson fa i vendredi mbola any afrika atsimo. ianareo anie efa lazaina e. Ary rehefa resy dia mipetraha fa resy fa tsy manangana izao atsanga tsy aman orana rehetra izao no atao raharaha. Tsy ... tohiny
bazylou ( 26/10/2013 11:19)
vokatra nasionaly tamin'ny 12h55
ora malagasy Présidentielles - résultats Cenit à 12h55: Jean-Louis Robinson (22,74%), Hery Rajaonarimampianina (15,15%), Camille Vital (12,08%), Hajo Andrianainarivelo (8,58%)... tohiny
novalian'i hadji ny 28/10/2013 07:26
bazylou ( 26/10/2013 10:34)
ndao mba alefa lavitra ny fijeritsika
raha lany eo ary i robinson. dia miverina i le8. dia inona ny tohiny ?? alain'i le8 ve ny sezan'i robinson ? dia hanaiky ve i robinson hoy ianao na dia izy aza no nahalany azy ? Raha eny daholo no val... tohiny
novalian'i moi ny 31/10/2013 10:00
bazylou ( 25/10/2013 20:35)
vaovao farany
ny tenanay dia nandeha nandray anjara tamin'ny nanisana vato tao amin'ny epp andravoahangy. Birao 7 no tao ary ny 4 ihany nonangalako vokatra. Raha ny teto tana aloha dia nazava fa i robinson crusoe ... tohiny
bazylou ( 25/10/2013 13:45)
vaovao mafana
amin'izao isika manoratra izao dia be ny mpandatsa bato an. Na amin'ny 5 aza izy ity dia tsy ho tapitra angamba. ny tvm di anamoaka fa 30 isan jato ny tahan'ireo mpifidy tany Toliara. Ny ambiny tsy ha... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/10/2013 13:49
bazylou ( 21/10/2013 05:29)
tsy izy ity
saondazin'ny rfi ity an. Robinson Jean Louis 54.32% Hery Rajaonarimampianina 13.26% Roland Ratsiraka 8.52% Hajo Andrianainarivelo 4.98% Camille Vital 3.56% saondazy tamin'ny 16 oktobra hon ity an,... tohiny
novalian'i danbal ny 24/10/2013 16:31
bazylou ( 21/10/2013 05:10)
tsy poinsa annn
tena tsy poinsa ry baina raha araka ny nolazain'ny katala beatrice hoe afaka 10 andro vao hoazo ny valim pifidianana vonjy maika. tsy ohatran"ny hoe afaka ora vitsy toy ny any ivelany , dia mandeha a... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/10/2013 19:21
bazylou ( 10/10/2013 04:47)
aleo doran any
daholo ireto pd sy pedophile bediabe vazaha ireto fa mahatsiravina. milay be le tany nosybe an ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/10/2013 15:53
bazylou ( 10/10/2013 04:46)
ary aiza ny sasany eeee???
ny num1,12, 2,9;11,12,16,17;18;20,21,22,23,24;25,26,27;28,29;30... tohiny
bazylou ( 10/10/2013 04:43)
deba omaly alina tao am tv+
asondrony 40 isan jato hono ny karama, hanaramaso ny fifidianana hono tazy, anafatra vary ary vono na ny ampiasa sy anome vola 2 000 000 000$ isan taona hono tazy. dia tena tsy niova ihany ilay zala... tohiny
bazylou ( 10/10/2013 04:39)
rehefa mifidy
sy zato isan jato alaina. fa tsy hoe jean louis robinson, na brechard, na georget na koa hoe camille vital ... tohiny
bazylou ( 07/10/2013 04:53)
tsy maintsy mifidy
na hoany na tsy hoany dia tsy maintsy mifidy isika na iza hanao na iza no tsy hanao. Aza manaiky rebireben'ny izao nandra rehtra izao.... tohiny
bazylou ( 04/10/2013 18:51)
inviteu zoma anio, izao dia izao,
ao am tv plosy annn, laza razafiarison, dr brigitte, fetison, ary i ratrema william. averin'i fetison hono le8,sy ny mpanao sesi tany rehetra. i laza hono hanome alalana hivarotra sy hitra ny toka ga... tohiny
bazylou ( 01/10/2013 17:59)
misy kandida dia
tena kondrana sy mivadik ondana mihitsy an. ohatrandry vital dia tena hita hoe vazaha hanandevo indray raha lany eo. Mbola tsy lany akory hono tazy dia efa nanafatra 4x4 350 " avy amin'ny volany manok... tohiny
bazylou ( 01/10/2013 17:22)
izaho ry zalahy
ohatrany mahita hoe i rahery no holany eo an. Asa aloha annnn... tohiny
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 17:48
bazylou ( 01/10/2013 17:15)
hoy ny kandia dadafara
ny gasy hono no olana intelligent indridra eto an tany. ao anatin'ny roa voalohany. looooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooool beuuurrrk... tohiny
bazylou ( 01/10/2013 15:13)
kondrana laharana faha 10
tratra tao Toamasina ny 4x4 350 an'i vital. tsy nety tafavoaka mandrak'ity ny androany. beuuurrrk... tohiny
bazylou ( 01/10/2013 15:11)
be loatra
ny vazaha tara sambo amin'ireto kondrana 33 ka tandremo ry gasy. Milaza azy ho tsy tia frantsay ry le8 nefa ny azy aza vazaha tara sambo nalainy hanao ny saribakoliny. vital, robinson, brechard, geor... tohiny
novalian'i cyril ny 01/10/2013 19:07
bazylou ( 30/09/2013 18:57)
rabetsaroana
lasa bete de foire lery sy maitre avoko. isaky ny mandeha dia mizity kung fu. nefa i pera be aza tsy haindry lerony akory hoe nankaia. beurrrkk... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0427