Liste des messages
Liste des messages, inserés par bazylou, par ordre de date
bazylou
(
09/02/2011 13:20)
iza ary le gasy sahy
hitondra sy ampandroso ny gasy e??
iza?
Ireto milaza za ho manna afahaiozana sy diplaoma tsy mivaky aloha ity g asy akory ;
le dondrona sy mpitary posy isany saosy ihany no ady eo dia maneno indra...
suite
répondu par xhavier le 11/02/2011 05:53
bazylou
(
06/02/2011 21:23)
ady gasy, saina gasy
tsy maintsy ho emisy fanalikana sy adin'alika rehefa hoe gasy miady hevitra amin'ny gasy,
beuuurrk...
suite
répondu par bazylou le 09/02/2011 13:07
bazylou
(
03/02/2011 19:29)
mody mifankatia kely
dia raikitra indray ny ady seza ary izay tsy mahazo eo mimenomenona.
beuuurrrk...
suite
répondu par 3188 le 04/02/2011 15:21
bazylou
(
03/02/2011 19:25)
hanano manif indray hono ny gtt
ny asabotsy izao dia mitady kil mafy.
beuuurrrkkk
Izahay tsy ho any bastille ry gtt lany bala a
beuuurrrk...
suite
répondu par swann le 03/02/2011 19:55
bazylou
(
03/02/2011 19:24)
mbola resakovy ny andry vatomidofotra
periph, e; autoroute e, shhh lany andro mandrevy fotsiny.
dai mihevitra ve ianareo ry vatomidofotra fa atao laza masaka fotsinyizy ty dia hoe poinsa.
ouunnntsss.
beuurrrk...
suite
répondu par swann le 07/02/2011 10:30
bazylou
(
29/01/2011 19:11)
efa tara be ry gtt a
Tsy efa tara loatra ve?Inona no antony tsy nanaovana izany vao nitsangana ny fitondrana hat?Naninona ireo gtt be diplaoma sy milaza fa mahay no tsy nametraka fitoriana tany amin'ny tpi vao nanomboka n...
suite
répondu par cyril le 01/02/2011 14:07
bazylou
(
29/01/2011 19:09)
filma
Vola mitentina 1 milliard 400 millions FMG no azon’ny HCC noho ny Fanonganam-panjakana 2009 !
Tamin’ny 17 marsa 2009 dia nisy niantso tao amin’ny HCC fa hisy haka an-keriny ao amin’ny lapanâ...
suite
répondu par bazylou le 03/02/2011 19:27
bazylou
(
29/01/2011 19:00)
he, he,he
tonga dia lasa izany zao an, efa mirotsaka ho prezda ny anay ao e,
dia tongava izay mahery hifanandrina aminy
tgv ihany no ady eo
vive tgv...
suite
répondu par 3188 le 04/02/2011 15:10
bazylou
(
27/01/2011 21:37)
tsy ho zato sy donga indray ve
io ry cnaps a, sady hitaingina avion fotsiny no ady eo.
Kobo be ry lerony hoe resy vrala be fa tsy hahavita inona akory.
baolina etsy an tanim bary mahamasian aza mbola resy ihany fa maika fany ao zi...
suite
répondu par joax20 le 18/02/2011 15:13
bazylou
(
27/01/2011 21:34)
tsy zakan'ny sadc, e, meditera
mihitsy i deba satria mahay loatra an'i Madagasikara.
Izy koa moa no namolavola ny aty dohan'ireo mpanao polifika rehetra ka tsy omen atsiny e.
Mbola mahita lavitra noho ny vazaha sy ny maizina i deba...
suite
répondu par cyril le 31/01/2011 14:33
bazylou
(
27/01/2011 21:12)
tsy excuse valable
ilay resaka hoe fampihavanam pirenena.
Satria, tsy nisy gasy niady an trano anie teo e, sady tsy nisy foko nifamely koa fa provocation sy ady seza daholo no teo.
fandaniana andro fotsiny io fa tsy ho...
suite
bazylou
(
27/01/2011 08:53)
kokoazik.com
hira gasy mp3 malalaka...
suite
répondu par bunny le 04/02/2011 19:30
bazylou
(
27/01/2011 08:49)
komity olympika malagasy
mety tsara kosa ny isan'dry zareo syny toeran tsirairay an.
dia aleo anaovan'i Dally azy fa efa ela izy no tsy nahazo valim pitia tamin'ny taranja tennis e, sady izy tanora su bokonytsra...
suite
bazylou
(
27/01/2011 01:44)
mijereva matv.mg
ry zareo fa tsy vatofototra efa miaro firehana polifika no jerena.
lasa mitanila ilay vaovao avy eo mantsy.
ry basyvava.com koa metytsara....
suite
répondu par cyril le 31/01/2011 14:33
bazylou
(
25/01/2011 22:28)
ny gasy tsy velona
raha tsy misy vazaha.
Na ara toe karena, fisainana, hanina, sosialy, vidin'entana, politika, fanatan jahan tena,.......
tsy velona raha tsy eo fona le mena sofina satria tsy manana hazon damosina tson...
suite
répondu par cyril le 26/01/2011 09:03
bazylou
(
25/01/2011 08:55)
ravalomanana ben ali
tsy maintsy tonga ohatran'ny tunisie sy ben ali i madagasikara raha i le8 ihany no teo.
beurrrk...
suite
bazylou
(
24/01/2011 23:35)
tsy manana saina
hahita lavitra ny gasy ao mada fa ny ahitan avary hohaninaanio ihnany no mahamaika azy.
Hany ka lasa feno ny mpanararaotra sy mpilaiso etsy sy eroa.
Sady tsy hihetsika mihitsy ny gasy fa mbola hanao f...
suite
bazylou
(
23/01/2011 21:29)
tsy hovitan'ny gasy
mihitsy no mipoaka be ohatr'ireny an ytunisie io satria sady tsy manana hazon damosina ny gasy no mora lambolambosana amin'ny fihavanana sy patati patata ary ny wawawa fotsiny.
beuuuurrrrk...
suite
répondu par bazylou le 29/01/2011 19:02
bazylou
(
23/01/2011 01:14)
rehefa tsy nahazo seza
sy resy ny ekipanao dia mipetraha fa tsy misy ilana azy.
atao daholo ny fika rehetra fa tsy nisy namely e.
beuuurrrk
vive tgv...
suite
répondu par cyril le 25/01/2011 11:32
bazylou
(
15/01/2011 22:32)
mazava tsara izao
fa tsy mila izao ranondranony any ivelany izao ny gasy vao mhita azavatra.
Ary nasehon'ny tgv anio , tamin'ny fanodrotanay ny karaman panjakana ho 10% be izao ary 25% nho an'izay mpiasa mandray karam ...
suite
répondu par kakafotra le 31/01/2011 06:15
