Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou
(
25/03/2011 18:33)
efa niala bal atanteraka ny fanjakana
nandritra ny 50 taona tao mada ka natsipiny any amin'ny ong sy fikambanana daholo ny andraikiny.
beuurrkk...
tohiny
novalian'i sitlo ny 30/03/2011 04:50
bazylou
(
25/03/2011 18:31)
be antitra , pension
fa nahoana no tsy misy manao fampahafantarana ireo be antitra rehetra any madagasikara fa azo atao tsar ny manokatra compte bancaire ka arotsaka any amin'io ny pension rehefa tonga fa tsy mandany mian...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 30/05/2011 00:30
bazylou
(
25/03/2011 18:29)
mbola manao trafika ihany ry le8 and co
Mitohy ny asa
Deux affaires, se rapportant à des conteneurs d’huile essentielle et de clous de girofle, ont récemment défrayé la chronique à Toamasina. D’ailleurs, des médias en ont déjà t...
tohiny
novalian'i andrywui ny 31/03/2011 19:12
bazylou
(
25/03/2011 18:17)
tgv, sosialy kokoa
noho i le8.
Io aloha izao no tsapa sy hita. Tsy tafody mihitsy ireny vehivavy niasa tany liban ireny raha i le8 no teo satria very ny saosy.
Jereo ny lapan'ny tanan vita
jereo koa fa tonga any amin'...
tohiny
bazylou
(
22/03/2011 16:04)
TAratasy misokatra ho an'i Soanja
raha nijery express androanay ianao dia nahita ilay ramatoa 73taona niditra an tsekoly hianatra mamaky teny sy manoratra.
Amiko ireny dia tokony amporisihana sy omena vola mihitsy aza i Bebe hazoto a...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 27/01/2015 05:16
bazylou
(
22/03/2011 16:02)
air madagascar
efa tokony soloina mihitsy ny avion 2 fa tsy mamely intsony e. ny afera amin'ny srdi koa tsy amelan'ny luxembourg sy bruxelles satria very fihinana ry zareo raha esorina aminy io.
Dia ahoana inona no ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 29/03/2011 20:14
bazylou
(
21/03/2011 17:51)
hetra
Ahoana marina ny tena fandehan'ity fanavaozana sy fandoavan_ketra eny amin'ity contribution ity fa tena maha valalanina:
1- ny tena mahagaga dia ilay fanavaozana be avy hatrany ny antota-ttsy takiana ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 29/03/2011 09:08
bazylou
(
21/03/2011 17:38)
zafera masay
ti1ca.com/p4vrlaga-MATV1603-MATV1603.wmv.html
dia hita alohaizao fa i tgv no nangetttttttra dia voaroka daholo ny olona, beuuurrrk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 23/03/2011 16:30
bazylou
(
18/03/2011 18:45)
un pm , con
et sensuel, loooooooooool any dago re olona no misy an'izany e,
beuuurrkkk...
tohiny
novalian'i cyril ny 22/03/2011 09:41
bazylou
(
16/03/2011 20:07)
olivier le jeune
io hono no gasy sy andevo mainty voalohany tonga tany canada, avy aty madagasikara izy ary nitety ny kontinanta afrikanina vao tonga tany nentin'ny mena sofina.
Taona 1628 izany....
tohiny
bazylou
(
16/03/2011 20:06)
vitaly misolo an'i vitaly
vita ny pm e, vital no ao , ary norma be ny paika satria tsy maintsy hanomana ny ekipany koa tgv ary tsy maintsy maharesy e;
Milay eeeee
fanontaniana mipetraka: Rahoviana no ho tonga ilay lepen gas...
tohiny
bazylou
(
12/03/2011 15:25)
mba jereo kely le debat
an'i fetison sy alain andrimiseza tao amin'ny tvplus fa be lotra ny olon aohatr'ireny mora mivadika ireny amin'izao fotoanaizao an, ny tsy manan hazon damosina isany fa akisaosy fotsiny.
Mody nytants...
tohiny
novalian'i Bazylou ny 16/03/2011 20:28
bazylou
(
12/03/2011 15:22)
zesta be fotsiny ny an'ny sasany
nefa tsy mankeny amin'ny toeran ohatrandry soanja akory.
...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 22/03/2011 11:36
bazylou
(
10/03/2011 18:18)
nilavo lefona sy nanompo hatramin'ny farany zany le8, looool
Qui l’aurait cru jusqu’à la dernière minute ? Mais contre toute attente, la mouvance Marc Ravalomanana fortement représentée a apposé son paraphe sur la feuille de route. La délégation éta...
tohiny
bazylou
(
03/03/2011 19:52)
IPAD 2
Mety tsar akosa ilay izy an , sady mailaka be noho ilay voalohany.
Toa hoe efa hivoka amin'ny faran'ny taona indray ny ipad3 fa leo mpifaninana hono ry lerony....
tohiny
novalian'i vale ny 08/03/2011 16:10
bazylou
(
03/03/2011 19:45)
samy hanao omby mitrena izany
izao ny ambiance ao mad ao re olona e.
I tgv hono saika hisy hitifitra ny fiarany anio hoy tv+ ( fa tsy plosy an,looooool)
Ry zefalibera anao transition bis hono fa tsy voany le merindahy kely io.
...
tohiny
novalian'i cyril ny 04/03/2011 20:19
bazylou
(
01/03/2011 19:29)
ratsiraka mitapy
Milaza ilay rangahy iny fa hoe Mouvance Ratsiraka mbola ilaina ? Sady namono olona no nitondra an'i Madagasikara tany @ fahantrana lalina dia lalina nandritra ny 20 taona. Mila samborina iny fa iny...
tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2011 23:22
bazylou
(
01/03/2011 19:07)
sain gasy, be fialonana,
hita mihitsy hoe ianareo ireo ry cyril and co no ten abe fialonana kay koo.
Maninonano tsy mandefa ianareo raha mahay fa be fialonana amin'ny hafa fotsiny.
Ry antsimbil izany aza moa dia mijay ny trai...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 09/03/2011 09:25
bazylou
(
27/02/2011 13:29)
rehefa inona
rhf inn kay vô vonona ho faty ny gasy ?
ny arabo zao dia mazava fa vonona ho faty am :
- resaka finoana sy fahafahana !!! ny antsika, inona ??????
...
tohiny
novalian'i andry08 ny 07/03/2011 14:08
bazylou
(
25/02/2011 20:00)
Narisoa Rajaonarivony tao am tv+
Tsara ilay prestation an'i Narisoa mazava sady mora takatra na dia somary teknika sy theorika aza.Mipetrka ny fanontaniana ilaina ve ny teknisianina toa ireny ao anatin'ny tetezamita? ary maninona mo...
tohiny
