be antitra , pension

1. bazylou ( 25/03/2011 18:31)
fa nahoana no tsy misy manao fampahafantarana ireo be antitra rehetra any madagasikara fa azo atao tsar ny manokatra compte bancaire ka arotsaka any amin'io ny pension rehefa tonga fa tsy mandany miandry andro alina ery amin'ny finance io??

Izany dia vola kely 200 000fmg, sy 300 000fmg no ilaharana 48ora eo na mangatsika na mamay ny andro.

beuurrkk
novalian'i Ratoa ny 30/05/2011 00:30
2. soanja ( 27/03/2011 09:51)
ie mampalahelo e
3. sipagasy ( 27/03/2011 10:53)

soanja :

ie mampalahelo e



ka ahoana moa no hampiasainy vola any @ banky ho ianareo?? efa vola kely izany no raisiny, mbola hapetraka any @ banky ( = misy frais sns na haka cheque na hampiasa cb dia misy vola aloha aby izany) sitrany ahay efa mahavidy charbon andrahoana sosoa ry reto annn, sady tsy notaizana t@ izany ry zareo e!!! isika 'tanora' @ izao no mampiasa ny bank, (chèque, cb, virement,...) sy ny decouvert bancaire sns, fa tsy ry zareo kann
4. bazylou ( 27/03/2011 18:28)

dia eo indrindra ry sipagasy a,

dia avela hijajirika 24h eny ve ireo zoky olona ireo?? Afaka manao bon any amin'ny banky anie eee, sady afaka atao compte bloque koa ary mila ampifatarina azy ireo fa efa niova ny tany fa tsy taloh aintsony.
Sady misy securite kokoa no tsy mijajirika intsony ry zareo e.
5. arialy ( 11/04/2011 16:50)
afaka manao procuration anie izy ireny é, toy izany no nataonay tamin'ny nenitoanay, efa lehibe tokoa, dia tanora no milahatra ny pension-ny eny.
ny mampalahelo anie dia betsaka izy ireny no tsy mahay mamaky teny sy manoratra ka fitapitahin'ny olona fotsiny é, eny na dia ny havany akaiky izao aza.
Mampagoraka tokoa ny mahita azy ireny.
6. bazylou ( 21/05/2011 18:58)
tany mada aho, ary hitako hoe misy ihany le virement bancaire fatsy ampy ny communication'ny fanjakan afa ilaozany miady seza tsinona, beuuurrrrkk
7. Ratoa ( 30/05/2011 00:29)
ny anay atao amin'ny caisse d'épargne dia azo alaina saingy ilay vao napetraka andrasana 15 andro vao azo alaina na analana
8. Ratoa ( 30/05/2011 00:30)
ny anay atao amin'ny caisse d'épargne dia azo alaina saingy ilay vao napetraka andrasana 15 andro vao azo alaina na analana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4938