zesta be fotsiny ny an'ny sasany

1. bazylou ( 12/03/2011 15:22)
nefa tsy mankeny amin'ny toeran ohatrandry soanja akory.
novalian'i RUZ9 ny 22/03/2011 11:36
2. soanja ( 13/03/2011 09:02)
hummm, mifampitaona isika sa tsy izay?
3. milamm ( 14/03/2011 01:35)
O ry le bazy a saode ela tsy mahay mijery fitaratra ty kalo no tena dedaka b zesta e manaradrenirano fotsn loooooool resaka lohan'angidina tsisy lalany na tanjona akory, beeeeeuuuuuurk ze mba efa vitanla ho any tanindrazana oe lazaina sa ny manafoka gasy sns ihany no hay sy vita beeeuuuuuurk aiza ko vao mba miteny ela de fanaratsiana gasy foana nefa tsy alehany tsy hita akory oe makaiza na sehatra in na in ka aiza no tsy voaendy isaky zay mihetsika dedaka fotsn anaratsy nefa tsy alehany, zahay les milamm sy mipirina fa refa tsy mahay miaina ela de amboarinay foana a (aza miefonefona sy mitomany ao ambadiky ny clavier ao ela a ...looool)
4. cyril ( 15/03/2011 10:41)
salut bainnn aa ...elaela elah aaa

aokanlah kosa bazilinay fa izy kosa ane tsy de nisintona be androany maraina de io mba misy ho raisina io ny zavatra lazainy e !.... fa rehefa tena dizin'ny setroka sy ny maina be loatra le dotra sitoninlery de mivaralila amzay ny koziny sasany eto !...
- efa miha hendry bazily kah !!! karaoty telo isan'andro lery taloha fa zao izy efa karaoty iray isan'andro sisa !!

- ny bofin'i bazily aza ane ka faly ery omaly niresaka tamiko fa ozizin'ny bofinedala taminay hoe : " faly mihitsy aho ry Cyril fa de afaka taminio sigara , sigara io anie i bazily zanako e !!! afaka tamin'ny sigara le zanako fa zany maina , maina zany sisa hono no fohany e !! faly be aho anaka !...."" gggggnnnnkk !... kenda ah
5. AndriambyII ( 15/03/2011 23:19)
Mlay kouss alou le resaka reefa misy kôzy soumary kônjana kely ireny é ! Donky mlay kou lé mpandefa sombin-dahatsoratra !! Donky Rabazylouzouka mlay !!!Mlay daôl zé mseo rehetra .
Sa aôna ouzz nareo ?? hi hi hi hi hi hi !!!
6. milamm ( 15/03/2011 23:28)
k'aiza papa a eto milamm ihany ka, alohany iresaka ny hafa manko i bazy tokony mba miresaka zay vitany teo @ firenena na ireo drafitrasa tanterahany any de azo adihadiana ny koziny
ny setroka fohany kalo tsy mahaditsoka ny masony hafa fa izy ihany anisany tsy mety azoko mibahana @ dinika ataony bazy eto de fanaratsiana ankapobeny ireo marobe sarony fahanginana vokatry herimpamoretana 2 taona izao kamboty tsy misy misolo tena hitondra vahaolana maharitra @ fahafahany rehetra mitantana ny fiainampirenentsika sy ny tanindrazana fa tsy ho eo ambany vahoho ny saribakoly frantsay. fiteniny mo le oe peho ary sahy manala an'i lavanify raha mahasaky nefa mbola ho avy zany aoriana samy ho vavolombelona isika, tsy eny @ arabe @ vavabasy sy lakrymozena ary fanagadrana sy famonoana olompirenena eny andalambe fandrobana ny harempirenena sns...no atao oe filamatra, ny ahiako de hiafara @ gidraka ity raharaha tetezamita dia vao hiatomboka milamina ny fikarakarana ny fifidianana rehetra, laminmpitondrana rep.4
7. bazylou ( 16/03/2011 20:03)

mbola ela be zany ry milamm and co a,

jereo tsara fa 2012 vao hisy ny fifidianan raha hisy , aza e
Tsy laitranareo wa io tgv io

beuuurrrkkk
8. Bazylou ( 16/03/2011 21:00)
Resakovy sy vavan ny mpanaty ra kena ny an dry milam . Iz efa korotana raha teo sady tratra no votsindrona mafy lool ,mahazaka la tsara ny aty ka .
ny zavatra vitanay ry tsamy tsy lazainay an la satria tsy ho zakan la b fialonana io zany, beurk
9. milamm ( 17/03/2011 02:37)
looool de in mo no olana @ zany rehetra zany fa ty tena misy kozy ry bazy ra tsy vera maromaro niakatra na vinany tsotsofina no nahatonga izao resaka mibolisatra zao de efa ela no nisy zany dokotera mpitsabo saina zany manatona haingana kalo anreny ho zahany tena tsy mety amla refa sitrana soa amantsara ela afaka miresaka tsara njay isika aza mangatak'andro sao mihombo ny aretina ka manahirana za manokana de tsy aniry anzany fa mazotoa, ipika eo ko ny lalandra vaventinla ka tsy ho loza
10. RUZ9 ( 21/03/2011 11:02)
Raha tahaka ny fisainan'ingahy Bazylou avaokoa ny fisainan'ny Malagasy very ny Firenena, zaza moa no tohanana ka manao sain-jaza avokoa izay manaraka azy.

Toa toy manao kanety ny fiheveran'ingahy an'izany hoe raharaham-pirenena.
Ny hevitra tohanana tsy misy mirehaka @ fahaizan'ny sasany manaraka baikom-bazaha toy saribakoly fotsiny.
11. bazylou ( 21/03/2011 17:40)
ka kanety anie le firenena e, ny lavaka efa io aloh aio fa minia tsy mahita fotsiny ianareo mianakavy

beuuurrrkk
12. bazylou ( 21/03/2011 17:42)
ianareo aza izao no hitako ao amin'ny 18 atao traitement ao koooo, ny hanina tsy misy , ny tena be zity fotsiny, le dokotera saosina fatsy poinsa e;;;;; shhh

beuuurrrkk
13. RUZ9 ( 22/03/2011 11:36)
Hita eo @ ingahy Bazylou avokoa ny toetra mampiavaka ny filohan'ny FAT sy ireo mpanohana azy: ireto misy ohatra :
- Fisainan-jaza manao ho kilalao ny raharaham-pirenena
- Démagogie; ny mainty lazaina fotsy ary ny fotsy lazaina ho mainty

Tsy mahagaga raha atao tsinontsinona ny sehatry ny fampianarana @ izao fotoana izao satria vahoaka bado no tanjon'ny FAT mba ho mora ambakaina sy aho azo ampiasaina arak'izay itiavana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2034