Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kitjo, milahatra araka ny daty
kitjo ( 04/06/2004 16:40)
ahoana ndray ty?
http://www.funpic.hu/fun-bin/picviewe.cgi?pic=ot10045&kateg=ujak... tohiny
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:28
kitjo ( 04/06/2004 07:18)
mpaminany Isaia hono i Alberto polisy
Nisehoan A/tra koa hono lery nitondra hafatra. Tsy nitondra haaftra fts fa sady mpaminany hono izy. ... tohiny
novalian'i Sabatra ny 30/12/2010 01:39
kitjo ( 02/06/2004 11:23)
appel international mora!
Inty misy reseau telephone vao2 sady mora be, afaka atao na aiza na aiza http://www.1cellnet.com/ Mila connecter-na @ internet ilay appel ametrahana ilay numero hoantsoina sy ilay miantso, fa afak... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/07/2004 15:13
kitjo ( 29/05/2004 12:59)
mandrapanoratra vetivety.....
Miala tsiny ho an' izay manoratra fa tsy afaka miditra matetika intsony aho fa tsy miavona araky ny lazain'ny sasany akory. Manao veloma vety2 fts fa refa sendra misy fotoana kely miditra ihany maman... tohiny
novalian'i xxx ny 14/08/2004 05:42
kitjo ( 27/05/2004 01:40)
Dago sy ny informel
Aona ty sektera informel mahazo vahana b ao amintsika ity? IO ko ngamba anisan'ny tsy mampazoto ny olona mampiasa vola sa aona ozy nareo? aiza ve ka rehefa hividy entana enao d eny @ sisiny foana,... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 22:43
kitjo ( 25/05/2004 17:10)
resaka portable sy ny elektronika...
Tsy azoko oe efa midina b mihitsy ny fmg, nefa mbola betsaka ny gasy mpanao afera mankaty mividy telefone, pieces ordi, sy resaka elektronika isan-karazany Afaka lazaina oe misy ny olona tena sahir... tohiny
novalian'i ramaso ny 08/12/2004 18:55
kitjo ( 24/05/2004 08:35)
Accident a Roissy
Le bilan de l'accident de Roissy est de "quatre victimes décédées et de trois blessés légers http://info.france3.fr/france/1994290-fr.php... tohiny
novalian'i ramaso ny 02/06/2004 12:55
kitjo ( 18/05/2004 08:27)
fivarotan-tena: 300ariary???
Mampalahelo!!!!!!!! mba vakio ange e,sady any an-tanana http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21359&r=11&d=2004-05-18... tohiny
novalian'i chipie1 ny 30/05/2005 19:39
kitjo ( 16/05/2004 09:22)
Resaka momba an Madagasikara
Manana interview amina gazety ray lehibe eto Singapour aho hilazalaza momba an'i Madagasikara @ alakamisy D mba mangataka hevitra avy amintsika oe inona sy inona daholo ny tokony resahina Mba ma... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2004 22:05
kitjo ( 14/05/2004 15:23)
download-upload
Papa ? Dis-moi comment je suis né. - Très bien, mon fils, il fallait bien que l'on en parle un jour ! Papa et maman se sont copier/coller dans un Chat sur MSN. Papa a fixé un rancard via e-mail Ã... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/06/2004 18:06
kitjo ( 13/05/2004 02:12)
Dago: ovaina regions fa tsy province intsony
Tapaka t@ session pleniere omaly zany fa ny isany sisa no toa ts ifanarahana AOna n yhevitrareo?? Ho an'izay liana d inty jereo Gazety Express http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21218&r... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:07
kitjo ( 11/05/2004 11:29)
manala azy, tohizo
mba ni chat zay sy delvichio zany e, na atsy @ efitra ambadika atsy aza lery,hiihhihi tohizo ry reto an, d samy mamorona anarana delvechio •-)•–––-dirt off your shoulder   dit : io ... tohiny
novalian'i kitjo ny 21/05/2004 09:09
kitjo ( 11/05/2004 11:14)
Sakafo fitsaboana
ny ravina garanadrelina koa mampidina tension ampangotrahina raviny 7 ngamba izy zay @ rano 1l, anontanio olona aloha ra misy fa tsy tadidiko ny fatrany d ny saonjo koa no raim kely mampa-stable te... tohiny
novalian'i booboo ny 24/02/2005 16:02
kitjo ( 07/05/2004 10:19)
tandremo zany kilalao Yo-Yo zany
Niteraka resabe teto an-drenivohitra tokoa hatry ny omaly, taorian’ny namoahana an-gazety nataon’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny « bureau Veritas » (orinasa nanara-maso ny fampidiran’... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 18:57
kitjo ( 04/05/2004 05:06)
hatrany an-tanana
t@ gazety androany io no nalaiko Commune urbaine d’Antsirabe Les visiteurs ont dû remarquer les changements que la ville d’Antsirabe est en train de subir en ce moment. La mairie met en plac... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/05/2004 03:00
kitjo ( 28/04/2004 11:07)
vidim-piainana,hiakatra ndray
Nanapakevitra ny OPEP fa hampiakatra ny vidina petrole ka mitombo farafahakeliny hono US$4 . Mila vola entina miady ny terrorisme hono znay zareo D mbola hiakatra indray znay ny vidim-piainana fa... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/05/2004 05:09
kitjo ( 09/04/2004 14:12)
Bira
Ia aby no tany Bira na mbola any? Ndao hanao paka ato @ serasera,hiihih... tohiny
novalian'i vale ny 11/09/2005 16:50
kitjo ( 21/03/2004 13:38)
fiancaille zanak ravalo
atao fiancaille any Bulgarie hono i Josoa fa nanambady Bulgare e ... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/05/2004 16:46
kitjo ( 21/03/2004 11:59)
hihihih
Deux amies complètement bourrées rentrent chez elles en marchant. Elles >passent devant un cimetière et l'une d'entre elles suggère qu'elles >pourraient se soulager derrière une pierre t... tohiny
novalian'i booboo ny 03/06/2004 11:34
kitjo ( 20/03/2004 15:54)
hors norme
inona ary ny mahsamihafa ny ET sy ny sans papier??... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0473