Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabingogilabanga, milahatra araka ny daty
rabingogilabanga
(
05/06/2008 17:32)
Ivato aeroport: Hitarina hoe?
Tsara sa ratsy? asa tsy mbola fotoana hilazana izany izao, raha vola azo t@ trosa no anamboarana azy, dia andrasontsika aloha na hisy na tsy hisy ny retour sur investissement, ny mpitondra tsy tokony ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 00:37
rabingogilabanga
(
04/06/2008 14:36)
OBAMA et ZAFY
hoy i Obama, raha nadray fitenenana t@ maha candidat ofisialy democrate azy: "je connais mes limites, mais je fais confiance au peuple americain", @ detail dia hoe:
"[u][b]La route sera longue. Je...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 00:33
rabingogilabanga
(
10/04/2008 16:54)
ho ratsy izy ity
na dia misy aza ny milaza fa tsy ho voataoan'ny mpanohitra intsony ny vahoaka (satria sahirana @ fivelomany hono), dia misy lalànany ny politika, ary tsotra, raha tsy voataona izy androany, dia h...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 23:33
rabingogilabanga
(
02/04/2008 11:15)
kristy no ambony indrindra
@ izao vaninandro izao, dia ny non-violence, sy ny tolerance no valeur avo indrindra:
alors ny momba ny religion monotheista :
Mahomet: sefo nitari-tafika, sy niady t@ [b]fahavalony hono[/b]
Mo...
tohiny
novalian'i majesty ny 08/04/2008 10:57
rabingogilabanga
(
25/03/2008 15:13)
Transition ny Zafy
Ny mpanakiana dia tonga dia milaza hoe: hevitra maivana.
Ny mpanohana dia hilaza koa hoe tena mety.
ny hendry dia hilaza hoe: wait and see
-satria: ny vola no manjaka ao Gasikara, raha fififdianana...
tohiny
novalian'i kanota ny 29/03/2008 00:10
rabingogilabanga
(
28/02/2008 19:25)
taizao @ fomba kristianina ny zanantsika
Tsy zanakay sy rabilabila, na i niryna no resahako an!
voaresaky niryna, atsy ambadika ny ampahan'ity(kristianina sy tsy mpino) sujet ity, saingy ho generaliser-ko eto:
-andaniny ny zaza entre [...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/03/2008 05:35
rabingogilabanga
(
16/02/2008 11:25)
ENY, BAIBOLY IHANY DIA AMPY
-ho anareo mpi-kritika fivavahana: hita fa [b]zaza vao nahita zavatra, ka manao excès de critique[/b], ny critique efa nisy ary t@ rennaissance no tena mafy be: ary ny mpino no nanao izany voalohany...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 22:12
rabingogilabanga
(
16/01/2008 15:21)
Anjaran'ny manantsaina sy ny tsy mpino indray izao
Ny mpino foana no attaquer-na tato ho ato, normal izany satria, izy ireo no mitarika ny olona hanaraka azy, fara faharatsiny izany, mba anontaniana izy hoe: [b]inona no inoanareo?[/b]; misy ny rsy lah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/01/2008 00:33
rabingogilabanga
(
14/01/2008 12:04)
Ny tiana ho fantatra momban'ny Rameva ?
ekonomia:Moramora kokoa ve fidiran'ny rameva eto @ firenena, nohon'ny fidiran'ny mpanankarena mampiasa ny volany eto Madagasikara?
voambolana: ny rajako, ny songomby, ny rameva, ny sambondanitra, ve ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/01/2008 02:03
