Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vegas, milahatra araka ny daty
vegas ( 27/09/2005 01:02)
Felaka imason'olona!
Ho anareo sipa mamelaka ireo, tena solution ve? Tsy mba mety ve ra mba any antrano no mifanazava? za mbola tsy tratra fa mba te ho tratra ndray andro any asa manaona ny tsirony :^) toa otsany wainn be... tohiny
vegas ( 27/09/2005 00:52)
Sipa manaikitra!
Ahilika sa tsia? hihihi... tohiny
novalian'i menakely ny 30/09/2005 12:06
vegas ( 06/09/2005 07:08)
tsy mahita sujet
inona zao ny sujet tsara?... tohiny
novalian'i Nananie ny 28/09/2005 13:33
vegas ( 02/08/2005 00:52)
inona ny tena hevitr'ity dinika ity?
tsy azoko fa miala tsiny... tohiny
novalian'i bozimanga ny 16/09/2005 13:22
vegas ( 01/08/2005 00:55)
Raha vehivavy lisany de inona ny zava-nitranga?
Alefaso daolo ny hevitr'lisany fa mety ilain'ireo sipa reo. Ny ahy alou ra za sipa de nomeko hanina daolo ze noana rehetra e. Fa mila manasa tanana alou an.... tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 13:11
vegas ( 01/08/2005 00:54)
Raha lehilahy enao dia inona ny zava-nitranga?
Satria enao vevavy dia mba lazao anay oe ny nofinofinao ra lehilahy enao?... tohiny
novalian'i xxx ny 21/09/2005 22:54
vegas ( 01/08/2005 00:29)
Inona no tena tinareo sipa?
Raha ohatra ka oe mitovy tanteraka ny mombamomba azy roalahy (toetra,asa,fanana,...) fa saingy ny ray bogany dia ny iray mignon, iza no tinareo kay? [u][b]NB:[/b][/u][i]Atao oe mitovy na dia misy aza... tohiny
novalian'i ralthe ny 13/11/2005 05:57
vegas ( 23/06/2005 22:15)
avia sa avanana?
aiza no manavanana an'lisany: tanana ankavia sa tanana ankavanana?... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:11
vegas ( 26/05/2005 20:13)
Mitazona contact ny ex ?
Betsaka ny olona no tsy mahazaka ra vao mitazona contact amin'ny ex-ny ny olona miaraka aminy. Tsy fahatokisantena ve? Ary enao io aona ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:48
vegas ( 17/05/2005 23:32)
Be ny manatalenta, ka hono hoa...
Tena bedebe ny hitako manatalenta amin'ny fahandroana sakafo ato, ko maninona mo ra mifanao fotoana de sady excursion no mihinana ny sakafon'dranona sy anona? Fa ny sakafon'lery iany no tsy azo kitihi... tohiny
novalian'i nanourand ny 02/08/2005 01:31
vegas ( 14/05/2005 03:06)
Fanahinina ve ny nanaovana kely toilette anaty avion?
otrany mba fantasme ny rehetra mantsy lé mi-crac crac eny ambony avion de mety zay ny antony nalakelezana azy. Nareo ve tsy mahita? Eritreritra sendra nandalo io an.... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:52
vegas ( 09/05/2005 23:09)
io ara lay télé sur le web
atolotra indrindra ho an'ireo akama lavitra nefa mba te aharaka ny fandeanjavatra. www.voissa.tv mazotoa ary o!... tohiny
novalian'i vegas ny 29/09/2005 00:38
vegas ( 04/05/2005 01:35)
aradalana ve?
tsy mahita tory raha tsy avy ...? bandy rehetra ve no tahaka izany sa 'reo bandy sampotsampona iany?... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:56
vegas ( 01/03/2005 17:08)
Havambady
Betsaka ny manilikilika ny havambady rehefa maty ilay vady. Ahoana ny hevitrareo? ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/03/2005 23:34
vegas ( 02/02/2005 18:00)
Profompitiavana
Ra tiana ve ny vady dia tsy tokony ampanaovina nininona?... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:40
vegas ( 19/01/2005 15:15)
Raison hikôtina madama (kely)
Mba nieritreritra ihany oe inona no mahatonga an\'dry lerony hikôty madama nefa mlle bedebe azo rôfina amin\'ny sobika. Ny mba hitako fotsiny zao de oe ny madama: - tsy mba manarakaraka na micolle... tohiny
novalian'i vegas ny 04/11/2005 09:02
vegas ( 04/01/2005 13:53)
Mahagaga atramizao
Tena mbola tsy azoko ry zareo atramizao fa sao dia mba misy tsara fanahy afaka manazava tsara amiko ianareo: samy mahazo fy zao refa manao, de fa maninona nareo vevavy no mitabata be fôna. Mbola lasa... tohiny
novalian'i pitchou ny 07/05/2005 02:50
vegas ( 28/12/2004 16:02)
bandy bancal sy sipa bancale
Bandy bancal mba mahay bôl fa sipa bancale kay ry zalà mba mahay inona?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:35
vegas ( 12/12/2004 20:37)
trano feno kapôty (fimailo)
Hono oa ry vevavy namana isany, ra misy bandy mikôty anareo, de netiny tany antranony nareo, de avy eo nefa itanareo fa feno kapôty ny tirroire-ny sy ny pôsin\'akanjony. Misy dikany lehibe aminareo... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 22:48
vegas ( 12/12/2004 20:19)
Didimpoitra
mbola tadidin\'lisany ve? de inona no azon\'lisany? ny ahy bisikileta fa tsy mba notengenako akory nandritra ny ray volana... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.042