Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vegas, milahatra araka ny daty
vegas
(
18/11/2004 17:06)
Vavan\'ny tsy ahazaka ve?
Betsaka ny gasy no milaza fa tsy hiaraka raha tsy amin\'ny gasy mitovy aminy iany. De mipetraka ny fanontanina oe vavan\'ny tsy ahazaka ve zany sa oe inona?
Amiko refa fitiavana de mitovy dôly na ga...
tohiny
novalian'i pitchou ny 17/12/2004 06:02
vegas
(
26/10/2004 12:48)
alcool & volant
Sao mba misy mahita re ny fika tsy ahatratraran\'ny ballon testeur d\'alcoolemie ny taux d\'alcool ao anatitsika ao fa manomboka manahirana be ny misafidy entre ny alcool sy ny volant. Nefa mba sady t...
tohiny
novalian'i pitchou ny 16/12/2004 06:14
vegas
(
17/10/2004 15:35)
Mba andramo fa tsara hono
ZONE ROSE - Recette délicieuse...
Ingrédients :
- Un lit chaud
- 2 corps différents (préalablement lavé)
- 500 grammes de caresses (ou plus)
- 50 grammes de baisers (ou plus)
- 1 banane pas...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 23:14
vegas
(
25/07/2004 03:18)
Anarana manaitaitra
Mitombina ve oe noho ny anarany no tsy itiavana an'ilay jôba? Amiko mety mitombina iany satria iny foana no ho tonontononina mandritra ny andrompiainana de aleo nifidy ze ankafizina, sa aona ozy lisa...
tohiny
novalian'i dezy ny 14/12/2004 14:04
vegas
(
14/06/2004 22:20)
Taranak'i EVE ny vehivavy.
Mino an'izany ve lisany? Mety nilamina kokoa ve ny tany ra tsy nisy ny jôba? No woman no cry hoy ilay akama ray zay....
tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2004 22:49
vegas
(
12/06/2004 23:58)
Sipa tsy ho adino mandrakizay
Hono hoa ry zalahy, refa maninona ny sipa no tsy ho adinon'lisany mandrakizay?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 21/07/2004 05:32
vegas
(
13/02/2004 16:42)
Ty vao tena resadehilahy...
Hono hoa ry zalahy akama isany. Za lety ra vao tsy manao elaela de henoko otrany miamavesatra zany ny voniny a. De velompanontanina aho hoe otran'izany daolo ve ny kôfa rehetra sa za rery? Firy andro...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/03/2004 12:51
vegas
(
13/02/2004 09:31)
Tsy mirevy bandy mianahana ny sipa!
Marina ve io ry zareo? inona ny antony ra tena marina tokotrany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2004 11:14
vegas
(
09/02/2004 12:58)
Mila fanazavana
Maninona nareo an, samy hanaiky hiaraka iany, de mapiandry elabe vao hanaiky nefa efa kobo. Tokony efa be no vita nandritra izay fotoana zay nefa. Sa mba mody mampifila kely aloha? hihihi. laozy mampi...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 16:40
vegas
(
09/02/2004 12:31)
Vadikelin'ny namana
Fahotana ve ry zareo ny manandrana ny vadikelin'ny namana? Azavaiko kely: za dia tovolahy, manana bandy akama efa manana vady be, nefa mbola misy sipa misarakorako amin'lery ihany. Dia io sipa misarak...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2004 09:55
