Liste des messages
Liste des messages, inserés par majesty, par ordre de date
majesty
(
30/05/2007 07:50)
taratasy ho an'i Hery
Lasa lamaody mantsy ato ilay mandefa loha-hevitra ho an'ny olona iray dia aleo mba ianarana fa toa misy mahamety azy ihany.
Rehefa mandinika ny loha-hevitra rehetra izay mandeha ato dia matetika no m...
suite
répondu par marozevo le 01/06/2007 22:52
majesty
(
21/05/2007 10:16)
Sao dia mba Ianao ???
Mahalasa eritreritra ka tiako ho ampitaina amin-tsika: [b][i]"Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe:Tompoko,Tompoko,tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay?ary tsy efa namoaka demonia ta...
suite
répondu par José Randrianolisoa le 15/05/2015 16:07
majesty
(
30/04/2007 06:25)
Asandrato Kristy
[i]"Ary izaho raha asandratra hiala amin'ny tany,dia hitaona ny olona rehetra hanatona ahy[/i]" jao 12:32
Io no loha-hevitra lehibe entin'ilay fitoriana ny filazantsara izay atao eo amin'ny kianj...
suite
répondu par prime le 29/05/2007 14:04
majesty
(
11/04/2007 05:08)
666 (fizarana faha:2)
Nahita an'le loha-hevitra nataon'i bbnzy,dia saika hamaly an'io fa mba manana fahalalana kely momba an'io chiffre 666 io kanefa mety ho azoko antoka fa betsaka no tsy ahazaka ny tena heviny io ka hoy ...
suite
répondu par ikaretsaka le 17/04/2007 16:03
majesty
(
27/03/2007 13:58)
Nantsoin'ny Ray !
Amin'reny taratasy filazana manjo ireny matetika ahitana hoe:@ alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny havana malalanay dia [b][u]nantsoin'ny Ray nody any aminy[/u][/b] ...sns
Tsy haiko iana...
suite
répondu par prime le 06/04/2007 10:11
majesty
(
25/01/2007 06:19)
Boite de nuit evangelique
Hono ho ah e,azo eritreretina ve indray andro any ny hisian'ny boite de nuit évangelique satria raha mandinika ntsika dia toa mangalatahaka ny fanao eo @ fiaraha monina izany ny fiangonana ankehitrin...
suite
répondu par naritsimba le 20/02/2007 06:08
majesty
(
04/12/2006 06:38)
Taratasin'i SCREWTAPE
Anisan'ny boky manana ny lazany koa io "taratasin'i Screwtape" io izay nosoratan'i C.S LEWIS.Miresaka ny hafatra izay nosoratan'ny demony zokiny anakiray antsoina hoe SCREWTAPE ho an'ny demony zandrin...
suite
répondu par ikaretsaka le 24/12/2006 04:05
majesty
(
01/12/2006 13:21)
VIOLE HAFAHAFA (...).AZA MBA SENDRA NY TOY IZANY FA HUMMM
Miala tsiny mialoha ho amin'zay mety ho tohina,nisy namako iray izay nandeha nampiaraka tamin'ny sipany tany amin'ny toerana mangingina anankiray.Marihina aloha fa le bandy akamako no nitantara tamiko...
suite
répondu par ikaretsaka le 06/12/2006 00:47
majesty
(
29/11/2006 06:02)
Sipa nanjavona !!!
Niasa teny akaikin'ny INPF ivato aho teo aloha,nisy fotoana tsy maintsy niasana alina anefa indray andro,ka voatery ny tena nijanona tao ampesana,alohan'ny nandraisana ny asa aman-draharaha anefa dia ...
suite
répondu par ikaretsaka le 17/12/2006 00:54
majesty
(
22/11/2006 07:42)
Mba mifindra monina koa ve kay ry zareo e!
2taona lasa izay,nandeha nilasy tany @ toerana iray tany alohan'Anjomakely ivato ny tanora tao ampiangonana;marihina fa efa toerana falehanay matetika izy io satria tena mahafinaritra no sady mpiangon...
suite
répondu par prime le 01/12/2006 12:38
majesty
(
21/11/2006 05:05)
Nofiko ho an'i tsimiandravola
Aleo mba hanofy kely aho androany,nofiko hoe lasa tahaka an'i tsimiandravola daholo ny olona rehetra eto an-tany,tsy misy mivavaka satria tsy misy Atra,samy afaka manao izay tiany atao satria tsy misy...
suite
répondu par prime le 04/12/2006 10:55
majesty
(
17/11/2006 06:14)
Sao dia efa lany andro ka tokony ovaina
Nisy mopera izay tany tamatavy t@ za mbola 16 taona teo ho eo,dia nampaniraka an'le namanay zay foana izy mba haka film X ho azy,dia misy anakiray koa any amin'iny faritra antananarivo atsimo atsinana...
suite
répondu par Fiffi le 22/11/2006 07:05
majesty
(
16/11/2006 12:01)
Harena tsy isasarana fa saingy (...)
Misy tovovavy mbola tanora zay eo akaikinay eo,ngamba eo ho eo amin'ny 27 taona eo ho eo izy,manana mpanampy izy ka ny mahasarika ny manodidina dia ny fahatezan'ny mpanampin'ity tovovavy ity fa dia sa...
suite
répondu par Achia le 15/12/2006 18:08
majesty
(
08/09/2006 08:35)
lakroa ????
Marobe ny olona no mino fa [b]ny lakroa[/b] dia famantarana ho an'ny kristiana (satria io no nanombohana an'i Jesosy)rehefa nandinika ny baiboly @ dikan-teny samihafa anefa aho dia mahita fa misy mila...
suite
répondu par prime le 10/10/2006 12:27
majesty
(
04/09/2006 09:27)
isaky ny 2000 taona
Misy ireo olona izay fatra-pandinika fa isaky ny 2000 taona dia misy zavatra miseho foana eto amin'ity zao tontolo izao ity,ohatra nomen-dry zareo tamin'izany:
2000 taona voalohany:safo-dranon'i Noa
...
suite
répondu par prime le 22/09/2006 12:10
majesty
(
21/08/2006 15:30)
Tokony ho efa 2009 ntsika izao!
Mba fantatrareo ve fa tara 3taona ntsika eo amin'ny fanisana andro izany hoe raha ny tokony ho izy dia efa 2009 ntsika zao satria ny antony dia izao,efa feno 3taona teo ho eo jesosy araka ny tantara v...
suite
répondu par prime le 11/09/2006 14:40
majesty
(
12/07/2006 13:00)
ikalanoro,zazavavin-drano,kinaoly,lolo-vokatra....
Mba efa nisy nahita maso an'ireo voatanisa eo ambony ireo ve ianareo,toa malaza mantsy fa misy izy ireo nefa hatramin'zao aho mbola tsy nahita olona sahy nilaza fa tena nahita maso na mba hoe misy sar...
suite
répondu par tojofifaliana123 le 03/07/2018 08:23
majesty
(
08/06/2006 02:58)
izao tontolo izao tsy mahita hevitra
Fanontaniana mba ilana valiny kely amintsika rehetra tsy ankanavaka,"[b]Izao tontolo izao ve nisy namorona sa tongatonga ho azy sa efa teo hatry ny elabe[/b]?":?:...
suite
répondu par majesty le 14/06/2006 03:18
majesty
(
01/06/2006 03:15)
TSY MISY ANDRIAMANITRA!
Nahita an'ilay lahatsoratra teo ambany aho dia nieritreritra fa mety ho tsara raha mba hanokatra loha-hevitra vaovao somary mifanohitra amin'io nosoratan'i Ralay io,dia izao no fanontaniana tiko hapet...
suite
répondu par prime le 19/06/2006 11:39
majesty
(
01/07/2005 04:40)
route digue
Mba lasa saina ihany aho ny @ fanamboarana miseho etsy @ route digue iny,ilay lalana mantsy toa azo lazaina hoe mbola tena tsara nefa notsongisina dia nosoloina goudron ihany fa mba noheveriko ho noso...
suite
répondu par fijo le 05/07/2005 22:39
