Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lanto, milahatra araka ny daty
lanto ( 12/05/2005 20:08)
ohabolana na fitenenana
Mbola vao nieritreritra zavatra ohatry le ankamantatr'i boboo io mihitsy aho, fa ohabolana kosa na fomba fiteny. izao no fandehany : mametraka teny iray izay manomboka, dia mitady izay ohabolana m... tohiny
novalian'i ralos ny 02/11/2005 08:08
lanto ( 12/05/2005 16:09)
Fandaharana tononkalo ao am RVG
Efa nisy resaka natsipiko ihany tao am forum RVG, fa ity kosa dia natao indrindra ho an'ny mpanoratra mametraka ny sanganasany ao am vetso.serasera.org Manana soso-kevitra aho, ho an'izay afaka man... tohiny
lanto ( 24/04/2005 09:46)
Anarana mahatsikaiky na hafahafa
Misy olona sasany manao ny anaran-janany arakaraky ny zavatra niseho tamin'y fotoana nahaterahany. ity ramatoa iray ity de "Savony Tsara " no anarany, satria tamin'izy teraka dia ritra avokoa niarak... tohiny
novalian'i chipie1 ny 02/07/2005 09:00
lanto ( 10/04/2005 16:50)
Mitady olona avy any Fandriana
Aleo izany hifampitady :) Izahay indray mitady olona avy any Fandriana sy ny manodidina mba handray anjara amin'ilay lohahevitra manokana ato amin'ny forum hoe :"Fisakana tsy hanim-boay" ! Manasa e !... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:45
lanto ( 15/03/2005 11:57)
Iza no mba mahay
Misy olona mitady tononkira dia ampidiriny avy hatarny ilay izy na dia tapany kely aza no fantany, avy eo vao hoe "dia izay ihany no haiko" Misy ity forum ity ange hifanankalozan-kevitra e ! Ny hira ... tohiny
lanto ( 27/01/2005 07:28)
mofo maina
Inona daholo no azo atao ny mofo maina ? (ankoatry ny ariana :) )... tohiny
novalian'i booboo ny 30/01/2005 17:54
lanto ( 30/07/2004 20:34)
namana tamatave
Asa raha mba afaka mihaona koa ny namana ao tamatave ? volana sept ohatra :) ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2004 22:44
lanto ( 01/07/2004 18:09)
eritreritra t
Raha mba ianao no alefa hipetraka any @na "île deserte" dia inona no zavatra iray (na roa e!) mba tena tianao ho entina miaraka aminao ? (asa raha mazava le fanontaniana fa tsy noforiniko io fa ... tohiny
novalian'i lanto ny 16/03/2005 20:20
lanto ( 01/07/2004 18:05)
hevitry ny nofy
inn doly ny hevitry ny nofy fantatrareo na inoanareo, na efa renareo ? ohatra hoe raha manonofy trondro (tsy tsonjo ao @ chat io ry mpanjono an!) de ho bevohoka na efa bevohoka, manonofy enjehin'ny om... tohiny
novalian'i hery ny 05/10/2014 21:45
lanto ( 26/06/2004 15:01)
hira misy fahatsiarovana
Ianareo mba manao ohatr'izany hoe ny hira tiana rehetra dia misy fahatsiarovana mifamatotra aminy ? Ny ahy izao ohatra ilay hoe "fikasana " an'i liva sy Nirina dia izay olona izay mandoko trano no ton... tohiny
novalian'i rvoulah ny 22/10/2004 12:58
lanto ( 09/05/2004 19:05)
Tononkalo sy tsipelina
Misy tononkalo tsara dia tsara saingy mahakivy ny fomba nanoratana azy! Hita fa tsy nianatra nanoratra tamin'ny teny gasy ny sasany, nefa miezaka dia efa mahafinaritra. Tsisy fanontaniana... :))... tohiny
lanto ( 09/05/2004 18:55)
Trimobe sy Sohitika
Samy mahalala io angano io daholo ? Tsy maninona na hadino e ! Eto isika hiaraka hanangana azy. Atomboko dia samia manohy an! Tsy ferana hoe teny telo fa soa tsy ampy ny sasany :) Aleo atao hoe samy m... tohiny
novalian'i lanto ny 31/07/2004 09:35
lanto ( 25/04/2004 21:11)
fametavetana zazakely
Ity zavatra holazaiko ity efa elaela ihany no niseho (96) fa mbola tsy afaka an-tsaiko mihitsy. Zazavavy kely tokony ho 6 taona, mipetraka eo am-povoan-tsena. Misaveraka, manao akanjo kely ambony dia... tohiny
novalian'i lanto ny 28/04/2004 19:07
lanto ( 13/02/2004 11:55)
hanao hira sa hanao tsianjery ?
Mahita an'ilay aminà atsy amin'ilay tononkalo mampihomehy aho, dia nieritreritra hoe nahoana moa raha angonina eto ireny hiran-jaza (comptines) sy lalao gasy ireny e ? ohatra hoe : raosy jamba, nanka... tohiny
novalian'i lanto ny 23/05/2004 18:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0404