Liste des messages
Liste des messages, inserés par lanto, par ordre de date
lanto
(
18/11/2007 10:32)
Za manosika
Ho antsika eto Toamasina sy ny manodidina :
http://www.dailymotion.com/video/x3htvc_za-manosika-7-le-30-novembre-2007_music...
suite
répondu par ravl le 20/11/2007 11:54
lanto
(
19/10/2007 06:30)
Hatraiza ?
-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ? resaka taona ? resaka hoe manambady sa tsia ? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia) ? resaka faripanana na farip...
suite
répondu par lanto le 22/10/2007 19:29
lanto
(
12/09/2007 17:27)
tsunami ???
Nahazo phone avy any mada zah manontany fanampim-panazavana, hoe misy tsunami hono ? Izay mba manana vaovao farany ?...
suite
répondu par rajozy le 29/01/2009 08:12
lanto
(
05/09/2007 09:53)
Ndao hohiraina...
Ny pseudo-an'ny namana ato e ! Nahita an'i hariL manko aho de lasa nihira hoe :
HariL atra ianao ka nandao........
suite
répondu par lanto le 28/10/2007 08:55
lanto
(
02/09/2007 10:03)
surpise parti Nice
Nahafinaritra ny fihaoana ankelakelantrano t@ ireo namana serasera vitsivitsy teto Nice sy Marseille, mbola ho avy eo ny sary sy ny commentaire :)
tsy nisy dite fa glace indray fa nafana loatra ny an...
suite
répondu par Ralay le 28/10/2007 16:42
lanto
(
01/06/2007 13:45)
Top bizoroka volana Jiona
Mba fanirian'ny tenanay ny ho "top" :lol: amin'ity volana ity, koa miangavy izay tsara sitra-po mba hanome e! Aiza ve dia i Ftma foana :-p :-p :-p
Dia efa ity ny valiny an :
:-*
...
suite
répondu par sympa le 22/06/2007 15:57
lanto
(
16/04/2007 14:31)
Sady bogosy no soplesy :-p
Iza nareo mahavita ohatr'ity ranamana ity ?
[img]http://static-02.dailymotion.com/dyn/preview/160x120/482890.jpg[/img]
http://www.dailymotion.com/relevance/search/incroyable%2Bmais/video/xaclm_...
suite
répondu par infinity le 20/04/2007 10:07
lanto
(
04/04/2007 11:47)
omeko 2segondra...
Tsy dia hoe mitady maika le tonony aho fa sendra nandalo tao an-tsaiko ity hira ity, misy hoe :
Orokoro'olon-tiana sy tia lery e
Omeko roa segondra ianareo....
Asa raha izay marina le tonony,...
suite
répondu par lanto le 05/04/2007 06:46
lanto
(
01/04/2007 10:59)
Mbola tsy mora (rbk)
Inty hoe ry zareo mba ahitsio sy fenoy :
[i]Misy afo mivaivay
Izay mba tokony hovonoina
Nandoro ahy izay ela izay ka ilako anao
Fo manam-pery anankiray
Mba iriko raha tsaboinao
Nampijaly ahy...
suite
répondu par rbkfoana le 19/04/2007 21:03
lanto
(
12/11/2006 19:29)
Trano bongo
Misy hira misy trano ireto ohatry ny tonga ato an-tsaiko foana nefa tsy mety tadidy tsara ny tonony, ny mpihira koa
1- 'lay misy hoe
[i]Trano bongo kely iray tazana ety
Trano bongo kely iray manin...
suite
répondu par lanto le 13/11/2006 15:43
lanto
(
23/07/2006 07:40)
Hira tsy fantatra ny mpihira azy
Manahoana daholo
Misy ny namana manana tonon-kira nefa tsy mahalala ny mpihira azy ireny na manadino ny mametraka azy. Azonao [url=http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=903...
suite
répondu par lanto le 16/08/2006 07:53
lanto
(
09/07/2006 09:08)
Manga ny resaka
[11:43] * Angie mahita fa efa antitsa wa zidane lol tsy bogosy tsony
[11:43] runo tsy menatra mitsy zah manohana azy fa mitovy zahay
[11:43] *** Blue_champion (...) entre sur #serasera
[11:44] A...
suite
répondu par fasaly le 10/07/2006 03:46
lanto
(
08/07/2006 14:54)
fahazaran-dratsy
fahazaran-dratsy manoratra sms sy manafohy teny ao amin'ny tsaty ve, fa dia misy mampiaiky mihitsy ny fomba fanoratr'ireo olona mandefa tonon-kira :) Omeko anareo ny patipatiny :
[i]Lohateny : étr...
suite
répondu par ja le 09/07/2006 18:41
lanto
(
30/03/2006 10:32)
mpihira xxx ao am RVG
Misy hira maromaro misy titre fa tsy misy mpihira ao am RVG.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=xxx
Raha sendra misy hainao dia mba lazao eto ange hanitsiana azy e! Misaotra mi...
suite
répondu par Fiffi le 31/03/2006 11:41
lanto
(
25/03/2006 11:30)
Fantampataro
Nanao fifaninana hiditra mpiasa amin'ny rano sy ala ity ranamana ka tafita hatreo amin'ny adina am-bava.
Nony tonga ny anjarany dia nampidirina tao amin'efitrano feno sarim-biby eny amin'ny rindrina....
suite
répondu par kala le 04/04/2006 07:14
lanto
(
26/02/2006 14:44)
inona ary izany
Zavatra kely miaka-midina ?...
suite
répondu par Veloo le 28/02/2006 17:32
lanto
(
15/02/2006 12:48)
Sosisin'i Lita
Efa henonareo ve ny sôsisin'i Lita ?
Toa mahalala an'io dôly kou! Aleo hitady hafa ! :D...
suite
répondu par Veloo le 01/03/2006 19:20
lanto
(
17/08/2005 12:43)
Izay nahafinaritra anao ?
Iza no mpanoratra mba mahafinaritra anao tao amin'ny vetso ? Ny antony ? Mba zarao aminay hoe sy izay tononkalo mba nanaitra e !
Azo atao koa hoe inona no tsy dia tianao tao :-)
...
suite
répondu par Herimiafina le 15/10/2005 03:21
lanto
(
14/06/2005 08:53)
Ndao indray eeee
Tapaka ny resa-be :( very i jean :( tsy hita le fohy kely :( Nanjavona le maintso kely nitsingevana :p
Avoahy njay rangah ny manaraka a !
Dia ho lany morse ve ny troupe soliden'ny kimémé ? :-...
suite
répondu par yonikafopl le 11/07/2005 08:45
lanto
(
27/05/2005 13:24)
manova resaka...
Ndao hovaina ny resaka !
[u]Hanome fehezanteny iray aho, dia izay manaraka eo manova teny [b]iray[/b] ao anatiny. Aoka mba hasongadina tsara ilay teny vaovao :)[/u]
Mety ho hitantsika eto hoe ahoa...
suite
répondu par dadabe le 02/07/2005 13:35
