Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bozyboleta, milahatra araka ny daty
bozyboleta ( 07/04/2009 14:57)
Fahavoazana navelan'i jade.Inona no ataon'ny fanjakana fôpla
Ny RNM tsy mande any @ faritra mbola tohin'ilay nandorana azy nefa ireny no tena fitaovana nanaovana antso avo ny mponina isaky ny misy siklôna. Ny tahiry vonjy taitra any @ ireo toby BNGRC noroban'... tohiny
novalian'i ralevazou ny 08/04/2009 12:26
bozyboleta ( 07/04/2009 08:21)
Inona no tena marina: gadra politika sa gadra mpanao politik
Efa nandrasako elaela mitsy taorian’ireny nivoahan’ny voafonja ireny vao manao ity loha-hevitra ity aho; mba ahafahana mijery izay mitranga taorian’ireny zava-niseho ireny. [u]Fampahatsiahiva... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:17
bozyboleta ( 06/04/2009 12:04)
Milahatra tsara, Milahatra mafy, Milahatra haingana
Io ndray zany zao no baikom-pitolomana @ zao fanjakana fôpla zao. Eny @ firaisana ny filaharam-bary sy menaka. Ary dia misy mahavatra mifoha @ 4 ora maraina koa sao tsy mahazo ny anjarany: 1.5 l ny ... tohiny
novalian'i Oay ny 06/04/2009 16:26
bozyboleta ( 04/04/2009 09:58)
Simba ny toe-karena. Iza no mahazo tombontsoa?
Ny tia tanindrazana mikaon-doha @ fanarenana ny toe-karena nopotehin’ny matin-kambo. Ny vendrana be fialonana mbola miady varotra @ fampahantrana ny Malagasy ela sy maharitra. Menace de réce... tohiny
bozyboleta ( 03/04/2009 08:00)
Mahatsiaro ity teniny ity ve i odon?
Isanandro dia manao ny ataony ny miaramila manenjika ireo mpanohana ny ara-dalàna na teny Ambohijatovo na eo @ kianja 13 mai. Averiko eto ny tenin-drazanakorona ho an'ireo mbola mahita hoe nety ny n... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:15
bozyboleta ( 02/04/2009 11:06)
Faritany mizaka tena. Atsangano ny efitra!
Rehefa nandinika aho dia tena hevitra tsara ny an’ny CRN hoe faritany mizaka tena. Tohanako I Zefa Albera amin’io. Io ihany no hitako hoe hirika ahatafavoahan’I Madagasikara @ krizy miverimberi... tohiny
bozyboleta ( 28/03/2009 09:51)
Hiakatra tsy ho ela ny fari-piainan-dRamalagasy
Vaovao lehibe sy goavana no nambaran'i tgv omaly. - Hidina ho 12,500 fmg (mbola farantsa ihany angaha moa ny vola miasa???) ny litatry ny menaka. Fa miampy frais fotsiny =D> =D> Tsy mahagaga aloha ... tohiny
novalian'i yuka ny 28/03/2009 11:29
bozyboleta ( 26/03/2009 11:05)
Miaramila gasy mina-taiparasy en live
Mitazana film en plein tournage zao. Manao andiany roa ireo ny foza eto analakely. Ireo koa ny miaramila miandry fotsiny ao anaty camion eo @ esplanade. Vao manomboka mivoaka izao ny avy ao Amboh... tohiny
novalian'i tafondro ny 26/03/2009 14:44
bozyboleta ( 25/03/2009 08:55)
Iza no tena filoha e?
Nandeha nanao taratasy tany @ biraom-panjakana aho t@ maraina teo. Vao teo am-pidirana ilay tranobe dia nanintona ny masoko avy hatrany lay sarin’ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana nihantona teo... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 10:03
bozyboleta ( 11/03/2009 11:47)
Ankitifitra ihany koa eny Anosy izao
Ireo olona hiandry ministera no niharan'izany ary raha nitsoaka tany @ HJRA dia mbola narahan'ireo mpitifitra ihany.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:07
bozyboleta ( 07/03/2009 11:35)
Latsaka ny ranomasoko...
Misy mi-scène ray indray koa t@ radio antsiva nanao ranomasom-boay. I latimer rangers ndray no nanao sinema mody nitomany sy nifendrofendro be teo hoe manameloka ny fanenjehana ny olona tsy manan-... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:33
bozyboleta ( 27/02/2009 14:22)
Sarimihetsik'i Monsenera - Saison 2
Dia mbola mitohy ihany ity sarimihetsika ity. Hiverina hiaraka handridra ny latabatra boribory indray i Monsenera hoy ny solotenan'ny ONU. Hiverina toy izay koa i Likiliky hoy ny solotenan'ny ONU ih... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2009 20:25
bozyboleta ( 26/02/2009 08:23)
Sarimihetsik'i Monsenera
T@ fanambaran’ny FFKM ny Asabotsy teo izay nosoniavin’ny filoham-piangonana 4 dia nomarihina tsara ny maha-Filoham-pirenena an’Atoa Ravalomanana. Saingy @ le fanambarana omaly 25-feb izay i Mo... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 14:04
bozyboleta ( 21/02/2009 09:35)
Hihaona ny Filohampirenena sy andry rajoelina
izao atoandro izao araka ny fanasan'ny FFKM. Nilaza fa hamonjy io fihaonana io i tgv ary mampanantena kobakambava sahady ho an'ny mpanaradia azy tgv fa handresy ny tolona ataony. Nilaza ny tsy hihao... tohiny
novalian'i ifiona ny 21/02/2009 19:34
bozyboleta ( 16/02/2009 10:49)
Entina "haka" ministera indray ireto vahoaka
amin'izao ora izao rehefa avy norangitina mikasika ny zone rouge sns... Dia asaina manao hiram-pivavahana ary ny "mpiandry" koa no asaina mialoha lalana satria ady amin'ny devoly hono no efa natao ha... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:51
bozyboleta ( 16/02/2009 07:30)
Nankaiza ny SEFAFI???
Raha vao misy hevitra tian’ireo mpikambana ao aminy voizina dia mahavidy pejy 1 manontolo, na 2 mihitsy aza amin’ny gazety mpiseho isanandro ny SEFAFI na SEhatra FAnaraha-maso ny FIainam-bahoaka. ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 08:42
bozyboleta ( 14/02/2009 10:44)
Mahamasina: tonga ao ny Filoham-pirenena
lanin'ny vahoaka maro an'isa t@ alalan'ny fifidianana natao manerana an'i Madagasikara tamin'ny taona 2006 ary mbola amperinasa araka ny lalàna velona misy eto @ tany sy ny fanjakana. ... tohiny
novalian'i zama91 ny 14/02/2009 19:05
bozyboleta ( 11/02/2009 06:49)
Terrorisme
Efa nanokatra lohahevitra toa ity aho talohaloha tany fa averiko indray satria dia miha-miseho hatrany ny endrik'ireo mpampihorohoro eto amin'ny tanàna. Isan'izany i rolly mercia izay mpanao gazety ... tohiny
novalian'i Oay ny 12/02/2009 08:11
bozyboleta ( 09/02/2009 06:05)
Iza no tena mampalahelo???
Rehefa nijery ny niseho t@ ireo fahita lavitra maro nampiseho ny zava-nisy t@ iny Sabotsy iny aho, ny tsapako dia tsy mba nalahelo mihitsy aho na dia kely aza. Olona miantso rà no hitako ary nony vo... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 08:47
bozyboleta ( 07/02/2009 11:50)
RAIKITRA NY POA-BASY AO AMBOHITSOROHITRA
Zay ny vaovao farany @ zao ora zao... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 07:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.025