Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bozyboleta, milahatra araka ny daty
bozyboleta ( 07/02/2009 10:03)
monja roindefo no PM ny Tia Gidragidra sy Vakitrano
Natsangana tokoa ny repoblikan'ny 13 mai. andry rajoelina no filoha ary monja roindefo no praiministra. ... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 20:37
bozyboleta ( 04/02/2009 09:20)
Terrorisme
Tsisy teny azo ilazana ny ataon'ity manao azy ho président de la rue publique ity ankoatra ny hoe [b]" terrorisme "[/b] Tena tsy tahotra tsy henatra mitsy nilaza entimpo be hoe aza mivoaka ny tra... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2009 16:02
bozyboleta ( 03/02/2009 11:51)
PDS Antananarivo Renivohitra vaovao
Reko @ radio antsiva zao fa Andriamatoa Rivo Guy Randrianarisoa no PDS vaovao ho an'Antananarivo Renivohitra. Asa ndray aloha io zay fahamarinany satria ny radio koa moa efa tsy hay intsony izay tena... tohiny
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:43
bozyboleta ( 02/02/2009 12:26)
Mbola i lafrantsa ihany, lafrantsa hatrany ...
D'après des sources sures, il s'agit d'affaires de petrole, voilà pourquoi les Français sarkozisteS ne veulent pas continuer à ce rythme là avec ra-8. 1-lE FINANCEMENT DE LA LUTTE VIENT DIRECTE... tohiny
bozyboleta ( 31/01/2009 10:12)
Serie vaovao: GVT TGV saison 1
Araka ny fanambarana teo @ 13 mai teo moa izao dia i andry rajoelina no mitantana ny firenena manontolo ary izy no "manome baiko" ny fanjakana sy ny miaramila. Film zany!!!... tohiny
bozyboleta ( 29/01/2009 04:40)
Mpamosavy mpanararao-paty sady mpilalao faty
Rehefa nolazain'i andry rajoelina fa tsy avy taminy ireo olona nandoro sy nandroba, dia izao nasandrany ho mahery fo sy maritioran'ny tolona ataony indray ilay mpanafika ny MBS izay MATY voatifitra te... tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 11:52
bozyboleta ( 27/01/2009 06:26)
Roland Ratsiraka
Miteniteny foana @ radio antsiva i roland ratsiraka @ zao ora hanoratako izao. Tsy maintsy esorina hono ny fitondrana ka i andry rajoelina no apetraka eo. :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 14:40
bozyboleta ( 22/12/2008 07:08)
Mirehitra ny Hotel 5 étoiles handraisana fivoriana
Ataoko ato @ "Politika" ity lohahevitra ity satria mino aho fa misy ifandraisany be mihitsy @ rivotra politika eto @ tanàna @ izao fotoana izao. Mirehitra @ izao ora anoratako izao ny hotely lehibe ... tohiny
novalian'i dadasy ny 23/12/2008 18:03
bozyboleta ( 27/10/2008 14:13)
Offres d'emploi any ivelany
Gaga aho nahita ity offre ity tao @ moov.mg. Efa nisy an'io posted ny 23/10/2008, dia io indray izany no valiny. De asa raha mbola misy gasy taitra @ itony ihany. Mbola tsy fay ny Bahamas. Le iz... tohiny
bozyboleta ( 12/09/2008 11:46)
Fianarana teny Espaniola
Sao dia mba misy namana mahafantatra ivo toerana na sekoly afaka mampianatra teny Espaniola eto Antananarivo? Misaotra mialoha amin'ny fanampianao.... tohiny
bozyboleta ( 15/10/2007 04:36)
Ady fasana
Nanatrika fandevenana za omaly. Tonga teny @ fasana, nivoha soamantsara ny fasana saingy nisy antokon'olona nijorojoro nimenomenona teo akaiky teo. Rehefa asitrika le razana, de nitabataba sy nanakor... tohiny
bozyboleta ( 23/07/2007 11:02)
Bevoka ratsiana
Ahitana karazany mitsy ty ratsiana ty. Misy ratsiana sôkôla Misy ratsiana savony Misy ratsiana biriky Misy ratsiana lakire ... Fa tena misy koa ny ratsiana "ady" an!:-D:-D:-D... tohiny
bozyboleta ( 13/07/2007 13:56)
DASS, ASE
Inona no tena andraikitr’ireo any andafy any ? Nisy le envoyé spécial « jamais sans ma mère » iny nandeha t@ tv vao haingana fa tena nivarahontsana za nijery azy. Raha tsy hoe montage iny émi... tohiny
novalian'i xxx ny 27/07/2007 08:29
bozyboleta ( 29/06/2007 10:23)
Production de pétrole à Madagascar
1.000 barils par jour à partir du mois de septembre C’est confirmé. L’or noir existe bel et bien à Madagascar. Au cours d’un bref entretien qu’il nous a accordé lors de son ... tohiny
novalian'i rmbary ny 23/10/2007 22:51
bozyboleta ( 21/06/2007 09:13)
Ny Malagasy dia malemy fanahy saingy be fialonana...
Tenin'ny filoham-pirenena t@ kabariny omaly io.... tohiny
bozyboleta ( 23/05/2007 13:40)
Fankahalana Frantsay
Hatr@ nandroahana le mopera frantsay iny, de misy ambiansy mankahala frantsay mitsy zao eto Mkara. Reo radio rehetra mpanao forum (Karajia sy Kidaona)eto zao de tototry ny antson'ny mpihaino milaza n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/05/2007 08:36
bozyboleta ( 30/04/2007 12:26)
Volavolan-dalàna mikasika ny fitondran-tena eto Madagasikara
Hita ho efa tena mivaha tanteraka mihitsy ny fitaizana eto Madagasikara @ zao indrindra raha mijery ny fihetsika sy ny fomba fiakanjon'ny tanora eny an-dalana eny. Marina fa lamôdy any an-dafy ny ak... tohiny
novalian'i Kota ny 03/07/2007 18:27
bozyboleta ( 05/03/2007 11:32)
Rafozam-bavy sy zaobavy
Inona loatra no tena tsy matin'ny rafozam-bavy sy ny zaobavy lolo @ vinantovavy e? Misy dia tena mikononkonona teti-dratsy isan'andro vaky izao ilàna ady ary dia mampitondra faisana mihitsy ireo "M... tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2007 05:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0259