Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i akamatiana, milahatra araka ny daty
akamatiana ( 02/02/2006 05:22)
efa we resa-behivavy ty an!!
houn waa ry zavavy namana , efa ela zah mba saika anontany ty fa otsany tsy sahy zany kle!! nefa innn mou maharatsy an'zany .Zao ary ... Nareo ve refa miaraka(miray) amin'ny oul voalohany de ohatra n... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:51
akamatiana ( 27/01/2006 04:56)
Aza bedesina zah an!!
Efa henonareo ve ty poesie kely ty!:-D Zah tam ty semaine ty vô naheno d =))=))=))=)) zah kle!! Tsy bedesina zah mametraka azy eto an !!:wink: [b]Sambatra ianao ry slipo Mahita ny zavatra iriko ... tohiny
novalian'i Veloo ny 05/02/2006 02:14
akamatiana ( 01/01/2006 01:28)
Tratry ny taona 2006!!
[img]http://www.bestphonewallpapers.com/images/pixel.gif[/img] [img]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/img] [img]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/AFTER_%7E1.G... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 19:58
akamatiana ( 09/12/2005 18:56)
Fady!!
Nampiantso ny renin'i Bitika ny mpampianatsa iray fa tsy mety manao devoara lery.... nampifanatrehana izy mianaka... [u]reniny[/u]: fa inn tsy nanaovanao devoara zany ry Bitika?? [u]Bitika[/u]:ka fa... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:58
akamatiana ( 23/11/2005 22:29)
xxx
Lazaiko am-pitsikiana Atambatso ho ady rima 'ty fanontaniana iray Izay manitikitika ahy Aza atao manorisory Fa ra leo enao aza mamaky akory Fa tonga d dingano mba tsy ahitana angano Ny ah... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 13/12/2005 02:32
akamatiana ( 15/11/2005 18:34)
NAHOANA????
Maro ireo jiolahy Izay mandrava sy sahisahy Nefa toa avela hatrany Handrahona sy hiliba eto an-tany Maro ireo mpino an'i Kristy Manangona ireo ondry izay mania Nefa toa voasakana izy Ka mipet... tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2005 22:50
akamatiana ( 07/11/2005 19:11)
Fitarainana!!
Salut dôly njay ! nataoko ity ho anareo mpiandraikitra ato. Fanitsiana : Ny mpiandraikitra dia i hery (azo andefasana hafatra). Nofafaina ny ambiny izay mitonona ps (Jereo ny fitsipika) Ny fi... tohiny
akamatiana ( 18/10/2005 04:44)
Serasera Mobile!
Houn waaa kay e!! ho anay tsy mbo mahita ordi mandritra ny semaine tony ,mitady fika mba ahafahana manokatra serasera e! amin'ny mobile io , ka zao afaka manokatra ny compte , mandefa hafatra fa [b]... tohiny
akamatiana ( 11/10/2005 04:49)
Antony itiavanao ny hira iray!
Mba lazao we inn itiavanao hira iray? tsy maintsy we mifandray am tranga izay iainanao ve le izy?? Nenah zao ny itiavako hira vôlou de ny feony , matetika nefa hira mifanohitra ny fiainako fona le... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/10/2005 17:06
akamatiana ( 04/09/2005 23:15)
Rozy mena
midika innn aminareo vhv na lhl ny fanomezana rose mena ???:-w:-w... tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 10:55
akamatiana ( 29/08/2005 04:08)
Manjakandriana
Te hifandray amin'ireo namako tam fahazazana tao Manjakandriana zah ra misy ato o?:) ,ry Ravo ,Rivo ,Njaka ,Bouda sy ny sisa tsy tsaroako nefa mahatadidy anah an :wink:.....:-w... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/10/2005 08:09
akamatiana ( 15/08/2005 23:54)
fa maninn kay???
Fa houn waaa mbo lasa ihany ny saiko, refa misy oul 2 mifampiresaka lahy sy vavy io , de maninn ilay 1 (matetika ny lahy fona )no miteny an ambadika any weee tara aminy l sipa na zakany , ra vo mba ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0301