Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i RATOVOARY, milahatra araka ny daty
RATOVOARY
(
12/08/2008 05:09)
Nahoana ary?
Misy olona telo mianaka ireto :
1° Dadaben'i Lita
2° Dadan'i Lita
3° Lita
Tafaraka izy telo mianaka ka handeha trano fisakafoanana anakiray. Rehefa nanontany azy ilay mpandroso sakafo hoe firy ...
tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 14:09
RATOVOARY
(
07/08/2008 06:53)
Mitovy fanoratra fa tsy mitovy dika
Maro ireo teny mitovy ny fanoratra azy nefa samy manana ny heviny.
Oh:
Mamahana ( tsindri-peo eo @ "a faharoa " ) = manome sakafo, sns....
Mamahana ( tsindri-peo eo @ "a fahatelo " ) = mamporisika ...
tohiny
novalian'i Bethebest ny 29/08/2008 09:05
RATOVOARY
(
06/08/2008 11:33)
Mandray hafatra @ mail
Salut daholo!
Raha vao manokatra boite de reception aho dia efa hitako eo daholo ny dinika farany ao @ forum serasera.
Misaotra ny mpandrindra ny @ fanovana ho amin'ny tsaratsara hatrany.
=D> =D...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/08/2008 14:14
RATOVOARY
(
01/08/2008 05:05)
Hangataka hira
Mba omeo ny tonony na partition'ity hira ity mihitsy aza izay manana :
Fiv:
Matetika na sambany ianao
No azom-pitsapanana toy izao
Dia aoka hazava tsara
Fa misy tiany hambara
Fitiavana no anto...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/08/2008 08:52
RATOVOARY
(
29/07/2008 05:35)
Fahazarana
Slt dôly!
Mba misy afaka milaza ve hoe inona no fihetsika tsy mety afaka aminy ( lasa fahazarana ) rehefa mandeha eny an-dalana na ho aiza na ho aiza de mandeha ho azy izy io?
Oh ny ahy zao de le ...
tohiny
novalian'i nacl ny 08/08/2008 06:49
RATOVOARY
(
09/07/2008 14:27)
Ilay sarin-tava
Fisaorana alou no atolotra an'i hery nanolotra zava-baovao hantsarana ity site fifandraisantsika ity.
Fa lasa kely ny eritreritro hoe : mety hampitombo ny isan'ny mpandray anjara eto izy ity na de h...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/07/2008 07:58
RATOVOARY
(
30/05/2008 05:47)
Tonga ny alina an'i MAHALEO
O ry zareo a! Tiako be iny hira iny nefa tsy mety haiko ny tonony. Sao de mba misy manana nareo e! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2008 09:13
RATOVOARY
(
28/05/2008 13:26)
KITRA MALAGASY
Classement FIFA fantatra farany @ 1poule @ MADAGASCAR fifanitsanana CAN2010 sy MONDIAL 2010:
Cote d'Ivoire : 22°
Mozambique : 71°
Botswana : 112°
Madagascar : 146°
Mety hanao ahoana ny mety h...
tohiny
novalian'i kiadi ny 09/06/2008 14:39
RATOVOARY
(
14/05/2008 12:47)
HONO HO AHO RY ZALAHY
Sao de mba mahasoa anao ity
http://yougeens.com:80/
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2008 13:55
RATOVOARY
(
26/04/2008 06:42)
tovolahy manambady anti-bavy
Tsy ohatry ny manisa mihemotra ve ireny côfiboay mbola tanora manambady ny efa ramama ireny e!
Tsy mahatsiaro matiantoka ve izy?
:lol: :-D :^) :roll: ...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:04
RATOVOARY
(
24/04/2008 13:58)
NAMANA VAOVAO
Namana vaovao mipetraka aty Jangil 401 mba te hanana namana hifandraisana ka minadry anao eto aho...
tohiny
novalian'i pasipasi ny 05/09/2008 14:21
RATOVOARY
(
21/04/2008 07:21)
Miova fenitra ny vehivavy raha vao miasa
Tsapako fa tena mitondra fiovam-pihetsika be dia be ho an'ny vhvvy ny fananana asa. Mattika anefa fiovana toa zary mibirioka izy ireny ( oh: ao ny fiheverana ny tena fa mahavita azy ka mihevitra ny v...
tohiny
novalian'i Veloo ny 29/04/2008 15:01
