Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i RATOVOARY, milahatra araka ny daty
RATOVOARY
(
05/02/2015 14:09)
Vahiny tampoka
Salama e!
Ohatry ny hoe lasa vahiny be zany ndray miditra ato...
tohiny
novalian'i hery ny 07/02/2015 23:05
RATOVOARY
(
02/10/2009 08:14)
Tsy mety tafiditra
Salama e!
Nosokafan'i sefo ilay takelaka vaovaon'ny namana.serasera.org http://namana.serasera.org/ fa saingy toa tsy mety tafiditra aho rehefa mampiasa ny solon'anarana sy teny miafina fampiasako ha...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2009 20:06
RATOVOARY
(
02/10/2009 07:44)
Akohovavy Maneno
Inona no mahatonga io olana io eo @ fiainan-tokantrano.
...
tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2009 00:04
RATOVOARY
(
29/09/2009 05:36)
HIHIRA INDRAY AHO
REFRAIN:
Dia hihira indray aho
Hikoritsana sady haneno ô
Dia hihira indray aho zama
Ampamoaka fa tsy tsiambaratelo
Dia hihira indray aho oa
Hihira ny tontolo ny olombelo ô
Dia hihira indray a...
tohiny
novalian'i cutie ny 30/09/2009 14:00
RATOVOARY
(
31/07/2009 08:15)
Soka-dranomasina (FANO)
Sao dia misy mahay ny fikarakarana azy fa bdb henan'ireny zao ao @ Bazary ao. Zah mba te hanandrana fa tsy sahy sao mila fikarakarana manokana.
Mba omeo sopapa e!...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 23/09/2009 19:11
RATOVOARY
(
29/06/2009 13:20)
Resa-bvh
Ialako tsiny ho an'ilay nandefa azy taty amiko raha somary nasiako fanampiny kely ilay izy.
Telo vavy ry zareo no tafaresaka :
Hoy ty vehivavy iray t@ ty vehivavy namany:
[b]V1[/b] [color=jack]...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 02/07/2009 06:19
RATOVOARY
(
10/06/2009 06:43)
Misy antony (LALATIANA)
Misy hiran'i Lalatiana sy Haingo (angamba izy izay) hoe : MISY ANTONY mba tiako hananana ny tonony na izay manana video dia mba alefaso eto ny lien.
Misy ohatr'izao ilay tonony :
Matoa tsy mitady ...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 15/06/2009 12:39
RATOVOARY
(
05/06/2009 06:13)
Hangala-pihinana aho an'ny Reny rehetra
http://www.dailymotion.com/relevance/search/neny/video/x8swkv_neny_music
Dia mirary fety sambatra ho anareo reny rehetra :-* :-* :-* ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 07/06/2009 12:04
RATOVOARY
(
05/06/2009 05:46)
Crabe ( na Drakaka )
Isan'ny sakafo tiako be izy io nefa tsy zakan'ny vavoniko. Miziniziny be ny ambavafoko raha mihinana azy aho na ireny crevette ireny koa aza.
Sao dia mba misy mahay ny fikarakarana azy manokana iana...
tohiny
novalian'i pseudo38 ny 16/06/2009 15:56
RATOVOARY
(
16/05/2009 06:25)
Nodimandry omaly i Ali na Dr Johary (Malok'ila)
[quote=Gazetiko]Banga iray ny kintan'ny mpilalao filma gasy. Misaona ary maloka tanteraka (fa tsy malok'ila) ny zavakanto malagasy. Nodimandry omaly, teo amin'ny faha-31 taonany (30/08/1978), ny doko...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/07/2009 19:31
RATOVOARY
(
24/03/2009 07:47)
Tonon-kira mivantambantana
Nataoko ato ity satria tafiditra ao anatin'ny kolntsaina ihany ilay izy.
Maro ireo mpihira amin'izao fotoana no efa manao an'io tononkira mivantambantana io, ao ny milaza ny azy ho VAZO MITENY, ny an...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 28/08/2009 16:25
RATOVOARY
(
20/03/2009 08:36)
Vaovao Pasteur Lala Rasendrahasina
Sendra hitako dia zaraiko eto aloha
Naharay sms avy amin’i Pastora Lala Rasendrahasina ny mpamaky anankiray :
« Kapoka sy vono, ompa no natao tamiko, ary norahonana ihinana ny malotoko aho, na...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 20/03/2009 12:43
RATOVOARY
(
19/03/2009 13:49)
Hanao spectacle hono ra8-Andry-Radidy
[img]http://img248.imageshack.us/my.php?image=image1.png[/img]...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/03/2009 10:59
RATOVOARY
(
12/03/2009 13:45)
Radio Vazo Gasy
Ohatry ny tsy mandeha, fa misy olana angah.
Isaky ny manokatra aho de eo @ Toko telo ( tiako izy ) foana no itre en cours maraina....
tohiny
novalian'i rova30 ny 13/03/2009 14:45
RATOVOARY
(
11/03/2009 06:58)
Omby natelin’ny rano ritra ny ràny
[quote=Gazetiko]Nandritra ny adiny roa no tsy hita ity omby vavy iray fa nihitsoka tao anaty rano rehefa niampita teo amin’ny tetezan’Andovosira, any Mananjary, ny alatsinainy 9 martsa teo. Gaga ...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 13/03/2009 10:15
RATOVOARY
(
06/03/2009 07:09)
Saro-kenatra
Fa inona marina no mahatonga ny olona ho saro-kenatra ?
:-w :-w ...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/03/2009 15:05
RATOVOARY
(
18/02/2009 12:34)
TOLOTR'ASA
Misy asa izay any Maurice ho anareo vehivavy na manana namana vehivavy te-hiasa any. ( Gérante d'une Pharmacie ny poste hotazonina )
Andefaso hafatra aho izay liana
RATOVOARY...
tohiny
novalian'i Peti ny 08/07/2011 10:28
RATOVOARY
(
30/10/2008 07:26)
avylavitra
Hay ve anniversaire-nareo niany ty?
De bonne-anniv zany ko.
Ho ela velona de ho ambinin'ny Avo amin'izay atao.
Ho tratry ny tsingerin-taona mifanesy. :* :* :* :* ...
tohiny
novalian'i cutie ny 31/10/2008 17:47
RATOVOARY
(
29/08/2008 14:34)
AMPIO AHO FA TSY VOAVALIKO
Nanontanian'i Honorat ( ao @ Torak'hehy ) aho hoe : Nandalo teto Mcar hono Jesosy fa tsy hitany, de hoe oviana hono izy zany nadalo teto zany?...
tohiny
novalian'i Simpona ny 30/09/2008 10:28
RATOVOARY
(
20/08/2008 05:31)
Kaontim-bary
Sendra nitsidika blaogy-n'ny iray aho de lasa ny eritreritro hoe ndao hoe andramana atao endrika lalao le izy.
Toy izao zany no fandehany : Kajikajio arakaraky ny taona niainanao sy ny fatra laninao ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 23/08/2008 03:56
