Liste des messages

Liste des messages, inserés par Mifenty, par ordre de date
Mifenty ( 08/12/2005 10:43)
Kopy v lah ry bedada?
kopy anlé izy v lty lah ry bedada? :-D:-D... suite
répondu par Veloo le 20/12/2005 20:59
Mifenty ( 30/11/2005 13:33)
Pretra homo, dé maninn nefa e!!!
Mampiaka-peo mafy mitsy i Vatican fa tsy ekena ny pretra manana tendance homosexuelle. tsy ekena ny ordination izany eh. Gaga iany aho satria, 1- misy refy ahafantarana an'io tendance homosexuell... suite
répondu par Mifenty le 11/01/2006 11:19
Mifenty ( 27/11/2005 18:36)
aiza kosa de ny kofa foana e
Comment s'appelle le fait d'épouser plusieurs femmes ? - La polygamie Comment s'appelle le fait d'épouser 2 femmes ? - La bigamie Comment s'appelle le fait d'épouser une seule femme ? - La mon... suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:05
Mifenty ( 25/11/2005 09:59)
fa maninona kosa e ...;
Fa maninona kosa le titre n'ilay sizé no averimberina in-telo in'efatra eh. Efa ita né oe ni post nareo de ampy ny iray fa manjary tafidina ary am farany gidan-drambo ary le sizé mba mi intéré... suite
répondu par Veloo le 30/11/2005 21:12
Mifenty ( 16/07/2005 08:13)
Fivavahana = virja sy tsy virja
Lasa ady hevitra atsy le oe daba sy siny . Lava loatra anefa ilay fanazavana sasany ka indraindary tsy voavaky ary adino no tena vontoatiny. Eto ndray dia mba atao fohifohy isaky ny fidirana ary... suite
répondu par scorpion le 24/07/2005 08:38
Mifenty ( 30/06/2005 10:21)
za hiraharaha
io ramatoa le izy ah Aza tezitra i pelazy a. :-D:-D:-D:-D:-D za hiraharaha :-D:-D:-D:-D:-D... suite
répondu par akamatiana le 25/07/2005 09:17
Mifenty ( 24/06/2005 22:02)
Azon'i dadabe ny koupy...
Efa ho ora sy minitra maromaro izao raha voamarika fa nitana ny laharana voalohany am Hit des bizoroka i Dadabe Jejo ery nenao lahy, jefitra ery ny anao vavy. Fa nisy inn no i lery lou no na... suite
répondu par akamatiana le 24/07/2005 20:09
Mifenty ( 13/05/2005 20:26)
Santo subito ...
Vavao tsara ndray ny androany iny kle. ... suite
répondu par dadabe le 30/05/2005 04:02
Mifenty ( 04/05/2005 13:55)
Ny katoliaka sy ny baiboly
Fantatro fa bedabe ndray zao ny miditra ato. hihihi... suite
répondu par Mifenty le 31/05/2005 12:43
Mifenty ( 20/04/2005 08:12)
Déçus ny katoliaka ...
Déçus tamin'ilay setroka fotsy ny ankamaroan'ny katoliaka (tsy ny rehetra akory). toa oatra ny manambara ilay setroka gris fausse alerte oe vote de consensus le tao. ( c mon opinion perso) Tsy... suite
répondu par Mifenty le 10/05/2005 19:22
Mifenty ( 19/04/2005 21:33)
Marina zany, anontanio Benoit...
TEna faly kosa aloha aho eh. faly ary mi féliciter ny katolika rehetra aho amin'ny fahazoanareo Papa vaovao. Avy niala fiandrasana tamin'i Paoly isika dia indro tonga i Benoit. Miarahaba anareo ar... suite
répondu par dadabe le 23/04/2005 05:51
Mifenty ( 19/04/2005 10:00)
Ny lokon'ilay setroka
Refa jerena klou ny lokon'ilay setroka mivoaka dia mbola mi mène atrany ny mainty ao am fifidianana izay ho papa eh. asa ny hevitrareo. :-D :-D :-D ... suite
répondu par dadabe le 22/04/2005 05:34
Mifenty ( 14/04/2005 15:07)
Raha tsy hiteny afa-tsy i Masina Maria Virijiny aho...
Ndremande aho nanatrika mariazy namako tao am eglizy masindahy François Xavier Antanimena, le nidiran'i ratompokolahy iny. Izao no nitranga: 1- nandeha ny kominio dia nodian'i damopra fanina ila... suite
répondu par marozevo le 01/06/2005 00:39
Mifenty ( 12/04/2005 08:23)
mitady olona avy any Antananarivo
Ny olona rehetra otrany mba mitady olona avy any aminy daholo dia iny koa aho no mba lasa fa mitady olona avy any Antananarivo aho. Izay nandalo tao na nonina tao no tiako tenenina... suite
répondu par nitefa le 03/08/2005 20:54
Mifenty ( 11/04/2005 08:13)
Papa mainty tsara hoe???
aleo dia anokafana sizé vaovao eto mitsy ty fa otrany miverimberina foana le Tsy ho possible hoy ny sasany ny hoe mainty ny papa ho lany. hoy kosa aho: 1) lazaina fa antson'Andriamanitra n... suite
répondu par Mifenty le 20/04/2005 15:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0396