Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i 4mimananelatra, milahatra araka ny daty
4mimananelatra
(
28/04/2006 12:16)
RATSIRAKA SY RAVALOMANANA no olana hoy ny MFM...
Raha nanontaniana ny lohandohan'ny mpisorona ao @ MFM omaly tao @ gazety TRIBUNE dia nilàza ry zareo fa i RATSIRAKA sy RAVALOMANANA no tena olana ka tokony hifanantona ny 2 tonta ...METY MARINA angam...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:15
4mimananelatra
(
27/04/2006 14:41)
Sujet BAC série A @ ity taona 2006 ity...
Tokony hanao pôlitika ve ny mpanao fivavahana ?
faharetany :4 ora
coeff: 4
Mazotoa ary e!...
tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 14:52
4mimananelatra
(
25/04/2006 13:36)
INONA KAY NO MBOLA ANTENAINA @ OLONA TOY ITONY E?
Mbà manontany tena ahy hoe inona re no mbola antenaina @ olona ohatr'itony
jereo fotsiny ny sariny tsy hanonona anarana aho !
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26619.htm
Isan'ny olona n...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:29
4mimananelatra
(
25/04/2006 09:22)
INFLATION eto MADAGASIKARA mampieritreritra!!!!
Mampieritreritra ary tena mahalasa saina ihany ny inflation na ny fidangan'ny vidim-piainana eo MADAGASIKARA eto !!!ny toe-karena(économie) dia ny carburants na ny solika no fototra iray andehanany a...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 25/04/2006 13:20
4mimananelatra
(
18/04/2006 08:08)
LAVONS NOS LINGES SALES EN FAMILLE!!!
MAHALASA SAINA ihany ny zava-miseho ara-pôlitika eto MADAGASIKARA @ izao fotoana izao hoy ny NTAOLO MALAGASY hoe :ny tokatrano tsy ahahaka .Jereo ohatra ny interview izay nataon'ingahy ZAFY ALBERT ta...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2006 18:36
4mimananelatra
(
16/04/2006 16:15)
LASA VOLA BAORITRA NY ARIARY...
HITA SY TSAPA FA TENA LASA VOLA BAORITRA NY ARIARY...raha taloha ny ariary(5 fmg) mbola nahazo bonbon gasy izao raha ankizy Kely no omenao 20ariary misaora tsy voahompa !!!na ny 100 ar (500 fmg) aza ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:03
4mimananelatra
(
14/04/2006 13:04)
MAHA LASA SAINA IHANY .....
Asa isika izay mahatsikaritra fa any @ faritany toy TOLIARY, MAHAJANGA, MORONDAVA,TOAMASINA...dia ny toerana fivoahana dia barika na tapaka barika dia misy olona karamaina manary azy ireny eny amoron...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 04:28
4mimananelatra
(
14/04/2006 10:42)
TSY NISY FITONDR0NA IZAY TSY NIHOSON-DRA ....
Rehefa nandinika ny tena dia tsy nisy fitondràna izay tsy nihosin-drà sy herisetra teto MADAGASIKARA ary ny famonoana. Nisy aloha ny 29 marsa 1947 t@ fanjanahan-tany(parenthéses iny aloha)
1ére...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:43
4mimananelatra
(
03/04/2006 18:58)
HO AVY HITSIDIKA AN'I MADA NY FILOHA ALLEMAND...
GUTTEN TAG !!
Miomàna indray izany ny mafy daka mpatory an-dalana fa ho darohan'ny mpiasan'ny fivondronana fa mahamenatra ny vahiny .. efa lasa zary ohatran'ny goûter fa dia atao ahoana moa e ,aza ...
tohiny
novalian'i cutie ny 01/05/2006 23:02
4mimananelatra
(
03/04/2006 11:06)
HANDRAY NY FAHEFANA NY AMIRALY RATSIRAKA!!!!
handray ny fahefana ny amiraly Ratsiraka ! izany no hita ao @ gazette tribune androany fa sao lazain'ny sasany izaho in1 no mamorona
http://www.madagascar-tribune.com/...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2006 19:51
4mimananelatra
(
02/04/2006 09:28)
NY orin'asa karàna matanjaka rehetra eto DAGO ....
Raha miremarque ianareo ny orin'asa karàna matanjaka rehetra eto MADAGASIKARA dia ny responsable financier sy encadrement dia VAZAHA daholo ...MPANGALATRA hono ny gasy e!!tsy mahatoky gasy ry zareo ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:14
4mimananelatra
(
01/04/2006 19:24)
iza no tsy manaiky fa afrikanina ny gasy ?
Mbà atsangàno hoe ny tanan'izay tsy manaiky fa afrikanina ny gasy?
Ara-jeografika aloha dia mazava be ao anatin'ny kontinanta afrikanina ary sub-saharienne mihintsy ary membre ao @ OUA (na Organi...
tohiny
novalian'i haja8 ny 13/07/2016 05:40
4mimananelatra
(
01/04/2006 13:52)
TSY AMPY IZAY KARAMA 1 VOLANA ETO MADAGASIKARA!
Resa-be ny ataon'ny fitondràna izay nifanesy na mandrak'izao aza, ny hoe hampanakarena ny iray trano nefa dia hita izao fa fampandriana adrisa TIA TENA !izay no azo lazaina.Raha ny asa atao iray vola...
tohiny
novalian'i ampitiavanabe ny 30/04/2006 17:13
4mimananelatra
(
31/03/2006 13:59)
mbà raiso ny andraikitra re ry fivondronana o!
Angamba raha tsy ny gazety toy itony mihintsy no milaza fa tsy mandray andraikitra ny fivondronana izay baikoin'ny filoha Ravalomanana vao mino ianareo rehetra ,mampalahelo ny zava-misy eto aminay fa ...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/04/2006 17:58
