Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i 4mimananelatra, milahatra araka ny daty
4mimananelatra
(
22/06/2006 12:38)
IZANY NO MALAZA ?
Avo ny lanitr'i GASIKARA
manga jerena o
miaka-midina ny dolara
tsy hay fefena o
IZANY NO MALAZA ,IZANY MALAZA
Resa-dresaka importé
ny afera mandeha eto amintsika
sisa-tsalàkan'ireo vazah...
tohiny
novalian'i papala ny 09/10/2006 12:41
4mimananelatra
(
16/06/2006 11:22)
NIDITRA AN-TSOKOSOKO TETO MADAGASIKARA NY FRANTSAY ...
Niditra an-tsokosoko teto MADAGASIKARA ny frantsay t@ 1896 ary nanjanaka hatramin'ny 1960.
Nefa izao mbà te hiditra an-tsokosoko ny malagasy any FRANTSA izao ,tsy avelandry zareo fa ampodiany daholo...
tohiny
novalian'i toovs ny 26/06/2006 10:39
4mimananelatra
(
15/06/2006 05:48)
nanàla henatra an' AFRIKA ny tunisiens omaly!!!
nanàla henatra ny kontinanta afrikanina ny tunisiens omaly raha nihaona t@ ARABIE SAOUDITE saika resy ihany fa soa nisy ny arrêt des jeux .Ny 2é match nanomboka omaly t@ ALLEMAGNE sy POLOGNE izany...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 15:59
4mimananelatra
(
11/06/2006 18:15)
GASY te ho any an-dafy.. ny an-dafy nefa te hody aiza ihany?
Mahalàsa saina ihany isika olombelona ity refa tena dinihana lalina...Raha ny fijery ny gasy manokana dia maro dia maro ny haniry ny te ho any an-dafy izany surtout ny vehivavy eto @ tanàna .
Mieri...
tohiny
novalian'i titis ny 26/07/2006 18:57
4mimananelatra
(
31/05/2006 10:40)
Isika gasy mitantara zavatra!....
EEE dia mbola mila ezaka be mihintsy e !ny ankabeazantsika refa mitantara zavatra na interview na en direct par téléphone na resaka na in ...dia lava loatra nefa détail tsy ilaina sady tsy mihaino!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 03:46
4mimananelatra
(
26/05/2006 17:40)
MADAGASCAR un paradis sexuel pour les vazahas....
Nahalasa saina ihany ny zavatra hita tao @ GLACIER indray zomà alina, mahita vazaha lahy efa antitra be miady lohalika ifandrombahan'ireo zavavy ..MAHANTRA TOKOA ny firenena. Izaho sur fa any @ tany ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 11/06/2006 12:25
4mimananelatra
(
18/05/2006 12:27)
TAXI gasy dia tena efa misy ratsy kosa e!....
Mbà mahatonga saina ihany leiretsy ny taxi sasantsasany eto amintsika eto fa misy tena efa ratsy ! efa nanaovan'ingahy FRANCIS TURBO hatsikana moa ny momba azy ity ,misy 2 cv na 4 l hitanao mihodina ...
tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:46
4mimananelatra
(
16/05/2006 16:33)
Pôlitikan'antitra ny an'ny gasy ka tsy mahagaga!...
8Oôlitikan'antitra ny an'ny gasy ka tsy mahagaga fa bontolo lava izao...Raha mbola ao sy mihaodihaody ao ry dadabe sy ry bebe isany dia eeee :
-dadabe MANANDAFY
-dadabe RABESITONTA
-dadabe MOXE
-...
tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 09:52
4mimananelatra
(
12/05/2006 17:16)
Hay ve sahala @ izao ny an-drenivohitra
1-Vao tonga teo an-dravoahangy ny fiara
dia fotaka maimbo tsy mahate hiàla
raha tany aminay io natao tanimbary
natao hitsinjovana ny andro mosary
http://www.01madagascar.net/images/news/gf018-ro...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 14:35
4mimananelatra
(
11/05/2006 12:25)
Mety ny ataon'ingahy DE HAULMES !....
Ho antsika izay mandalo ka mahita ny réserve privén'ingahy DE HAULMES ao Tuléar angamba dia mbà tonga saina ihany .Ingahy DE HAULMES moa dia voanjo ary niori-ponenana eto Madagasikara ary mbola ma...
tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 12:48
4mimananelatra
(
11/05/2006 07:28)
Atoa JACQUES SYLLA? andao ho analyséna kely!
Jacques SYLLA dia olona tsy dia vaovao amintsika satria efa minisitry ny affaires étrangéres t@ ZAFY ALBERT .Fa ny zavatra tena mahagaga dia ity INFLATION na sondro-bidy izay tsy mitsahatra mihintsy...
tohiny
novalian'i toovs ny 11/05/2006 10:19
4mimananelatra
(
09/05/2006 14:58)
TSY IZY INTSONY ITY RE REY OLONA!...
Tsy izy intsony ity re rey olona
mandainga izay milaza fa tsy mimonomonona! hoy ilay mpihira izay !..
Raha ny fijery ny zava-misy eto MADAGASIKARA aloha mandrak'izao dia mbola maizina be mihintsy n...
tohiny
novalian'i gorge ny 17/05/2006 12:59
4mimananelatra
(
08/05/2006 11:14)
BETSAKA ireo adala mivezivezy erak'ANTANANARIVO nefa...
Zavatra marina no lazaiko aminareo io maso be tsy mahita angamba raha misy milàza fa tsy misy an'izany!
Be ireo adala mivezivezy erak'ANTANANARIVO ary mampidi-doza satria mandeha tsara eny @ arabe i...
tohiny
novalian'i vale ny 12/05/2006 21:51
4mimananelatra
(
05/05/2006 18:28)
KMSB: mampihomehy ny akoho!!!!
KMSB na: Komity Miaro ny Safidim-Bahoaka .Hanomboka hietsiketsika hono ry zareo fa efa ho avy ity ny fifidianana ,koa raha komity miaro ny safidim-bahoaka tokoa ve izy ireo tsy izay hampihéna ny vidi...
tohiny
novalian'i vale ny 08/05/2006 18:36
4mimananelatra
(
05/05/2006 09:39)
MADACOM(CELTEL)-ORANGE mpanakarena mpitery rononon'aliaka!!!
Mety ho gaga angamba ianareo mahita ny titre hoe MADACOM ho lasa (CELTEL) moa sy ORANGE mpanakarena mpitery rononon'aliaka satria:MPANGALATRA !raha mbà mividy crédit 50.000fmg ianao ohatra ORANGE ...
tohiny
novalian'i Santiona ny 12/07/2006 05:16
4mimananelatra
(
03/05/2006 09:10)
Peine de mort na fanamelohana ho faty tokony averina!...
Matoa taloha tain'omby nivadika aza tsy nisy sahy naka dia noho ny fatahorana ny mpanjàka raha tratra ambody omby mantsy fa nangalatra na namadika ny mpanjàka dia melohina ho faty !
Ka hoy aho hoe ...
tohiny
novalian'i booboo ny 10/05/2006 05:38
4mimananelatra
(
03/05/2006 08:52)
Coopération miaraka @ HONG-KONG = BEMOLANGA 2
Efa fahotàna mahafaty nataon'ny mpitondra teo aloha ity resaka fitrandràhana petrole ity ka mahagàga ny mbola mahatonga ny président hamerina an'izany indray.
Sa dia hisy hira BEMOLANGA 2 indray ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 04/05/2006 13:43
4mimananelatra
(
02/05/2006 14:22)
Promesses présidentielles lavitry ny afo ny kitay!
:?:Raha izay promesses notenenin'i RAVALOMANANA izay dia toa mbà mampanontany tena ihany raha ny zava-misy eto @ firenena ankehitrio.
Nilàza izy fa ho jerena ny momba ny vidim-piainana @ ankapobén...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2006 20:53
4mimananelatra
(
02/05/2006 10:09)
ENTANA SINOA SY NY FRIPPERIE ....soa ihany!!!
Raha jeréna @ saina tsy miangatra dia :soa ihany fa misy an'ireo 2 voalaza etsy ambony izany hoe
-ny sinoa
http://www.madanight.com/madagascar-photo-14548.htm
-sy ny fripperie
http://www.madani...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:30
4mimananelatra
(
01/05/2006 09:43)
SIDA eto MADAGASIKARA tsy loza fanairana intsony...
Raha misy cyclone mananontanona ivelan'ny nosy iray dia hoy ny météo hoe ilazàna ireto faritra ireto mbà hampiasa ny loza fanairana...fa raha miteny kosa izy hoe loza mihatra dia efa tafiditra iza...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 03/05/2006 00:32
