Liste des messages

Liste des messages, inserés par BAZYLOU, par ordre de date
bazylou ( 04/09/2010 19:05)
tsotra ny anay e,
miala teo daholo fa tsy misy ilana azy ianareo mianakavy, aleo idiranay ny laka fa fandaniana andro fotsiny ny anareo. MIALA ouuusta, alle mandeha daholo na ry tava tsoavaly na ry soavaly be loalika n... suite
répondu par piozila le 08/09/2010 15:32
bazylou ( 04/09/2010 13:46)
esy e ry tim e,,,
nizara karatra koa izy mianakavy le aza, beuuurrk... suite
répondu par mion le 09/09/2010 14:24
bazylou ( 29/08/2010 17:58)
vita hatreo ny aminy izany
ka inona intsony moa fa ny alikakeliny sisa no mivovo ao. vita i le8, tsy maintsy hoe izay koa no nihafarany fa be zity tsy mankaiza akory. vive tgv... suite
répondu par piozila le 17/09/2010 06:12
bazylou ( 28/08/2010 07:00)
aiza ihany e
Natsangana daholo ry udempro, blabla rehetra. Zao ry ranjeva hanao tateza mita koa. Dia aorinan'ny tgv zany dia hisy tateza mita ranjevazeva indray. Fa aiza ihany le olona hoe milay be be diploma nian... suite
répondu par piozila le 27/09/2010 10:49
bazylou ( 18/08/2010 12:08)
olona vaovao ihany no
vaha olana e. Olona vaovao tsy mila dinozoro. Ny olana anefa dia tsy misy an'izany any Madagasikara fa fandaniana andro no betsaka. esorina daholo ze 3 movansy venansy any. Endasina daholo zay pastera... suite
répondu par piozila le 05/09/2010 14:48
bazylou ( 03/08/2010 19:15)
vita hatreo koa ny amin'ny
GTT ry zareo a. Efa maty tanteraka ny fitiava tanindrazandry zareo. Ny lohany raha teo, le8 io efa soavaly maty. Rava koa ny antoko sy ny fikambanany. Vive TGV... suite
répondu par i_sarah le 20/09/2010 14:53
bazylou ( 29/07/2010 09:59)
misaotra TGV
Mba vakio sy jereo kely le conseil des ministres ao am tribune ao fa na ny karenjy aza izao hiverina anamboara indray. Merci, TGV, merci fa misy dingana lehibe. Ny ao am ambasady efa nesoriny daholo ... suite
répondu par pikatti le 29/07/2010 23:56
bazylou ( 28/07/2010 18:25)
iza no sahy hanavotra an'i madagasikara ?
raha izao fandehany izao aloha dia tsy ny gasy ao an toerana mihitsy e. RAha ry ranjeva goaika antitra ve no handeha hamerina indray ny fahiny , dia izahay tsy hanohana. Olona vaovao ankoatr'ireo hi... suite
répondu par pikatti le 30/07/2010 00:05
bazylou ( 01/07/2010 10:30)
fa mba inona koa ary tony
siten'ny serasera feno pub avia havanana itony. tsy misy saosy intsony angaha rahery vatorano le..... ... suite
répondu par xxwx le 26/07/2010 07:47
bazylou ( 26/06/2010 07:43)
ho ela velona TGV,ho ela velona ny Fat ary ho ela velona i MDG
Izay ihany dia mahalaza azy rehetra. Akombony daholo ny vava ry tim and co fa tsy naharesy an'I TGV ianareo. Mionona fa izay no anjaranareo na hilatsaka aza ny lanitra. Vary be menaka izany izao no a... suite
répondu par rijadolly le 27/06/2010 11:37
bazylou ( 22/06/2010 16:52)
debat de fond
TGV izao no ady eo e.. Lazao daholo izay maketsy sy makeroa fa io no mahery ary na resy aza ny frantsay sy tsy tia Frantsay nefa miteny frantsay sy mampianatra teny frantsay ny zanany ihany le Gasy ... suite
répondu par diloo le 23/06/2010 07:02
bazylou ( 21/06/2010 22:36)
aza mampiesona rangahy
Samy manao izay mahafalifaly ny fony eeeee Milaza ianareo a anao grevy tsy hananga tsaina. Milaza anao izatsy sy zaroa. Satria tsy mankasitraka ny hat sy tgv. Fanontaniana: Maninona no tsy nandeha n... suite
répondu par pikatti le 22/06/2010 13:51
bazylou ( 12/06/2010 07:57)
dinnn
Mbola tsy resin'ireo milaza azy ho mpanara dalana ihany I TGV. Gasy be menomenona fotsiny kay no tena marina le. Nanompo an I TGV daholo le,looooooooool... suite
répondu par 3188 le 12/06/2010 13:37
bazylou ( 08/06/2010 19:41)
saina gasy
Raha gasy ianao dia manangana fa raha tsy gasy dia aza manangana. VIVE TGV... suite
répondu par terrywui le 11/06/2010 09:18
bazylou ( 04/06/2010 12:50)
bekiraro froma ireny
VIVE. TGV Sady zigzag nolohany no bekraro froma ireo. Beuuuuurrrrkkkkk.... suite
répondu par AndriambyII le 06/06/2010 00:44
bazylou ( 01/06/2010 20:03)
efa tsy any am TGV intsony ny baolina
Sao diso fitsako ao ianareo mianakavy. Efa i Mialy izao no fikA be hiakatra fa rabaina mody voky. Ry tim aza retsy miala aina fa ery sampy kooooo Loool Tsy misy vadna prez milay ankoatran iny aloha e... suite
répondu par fijo le 03/06/2010 19:59
bazylou ( 29/05/2010 17:57)
Tgv ihany no ady eo
Rehefa tsy misy sahy hanao aminy dia tsy maintsy anompo azy ihany ny pokona izany. ... suite
répondu par terrywui le 29/05/2010 22:20
bazylou ( 25/05/2010 18:19)
misaotra an'i tgv
min vaovao, gvt vaovao, mitomany mafy le8 fa tsy poinsa intsony ny pretoria 2 sy ny 3 Tonag oa dia tairina fa lasa izao . Veloma lava ry saidomara :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-D :-D ... suite
répondu par terrywui le 26/05/2010 17:38
bazylou ( 24/05/2010 08:19)
aza mifidy ry gasy lany bala a
Ho avy izao ny fifidianana dia aza mifidy fa mijanona any an trano daholo. Dia avy eo mivavaha mafy hoe hiova hoazy io magie magie. Tsy afa miala eo io le8nareo io ary na ny fatiny aza tsy ho tafi... suite
répondu par bazylou le 25/05/2010 18:20
bazylou ( 21/05/2010 16:43)
tsy mbola maharesy e
tsy ampy le fika fa mbola nofa be nareo. le8 aza tsy nahavoa aazy fa niala maina kooo, ze ireny ve?? sssh resa be. Alefaso indray ny manaraka e. Aiza io rehefa miditra antsehatra ny rasila frantsay.... suite
répondu par zandikely le 21/05/2010 23:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401