Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
06/09/2007 11:20)
trano ahofa -dept 45
Pavillon 132 m2, tokotany mifefy , quartier résidentiel , pavillonnaire , 120 kms miala ny Paris , direct par autoroute ; akaikiny Gien , Chalette , Montargis etc...quartier résidentiel , pavillonna...
tohiny
novalian'i Ralay ny 06/01/2008 06:46
xxx
(
04/09/2007 13:04)
vady vazaha
manao ahoana daholo ianareo.Ho many @ity volana ity ny validité ny carte de séjourko eto frantsa.Tsy afaka manavao izany intsony anefa ny préfecture noho ny antony maro samy hafa.Saika anontany ana...
tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:33
xxx
(
03/09/2007 17:17)
mba omeo metoda e!
ahona ny atao mba ahatonga anireny sipa taloha reny mba hiverina @ tena e!, raha ohatra ka tsy nisy ady ny fisarahana na nisy fa kely ! , mba omeo sopapa kely ilay sipa e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/09/2007 11:45
xxx
(
02/09/2007 11:33)
permis internationaly
Manao ahona daholo:
ahoana kay ny mamadika permis gasy ho lasa international.
condition, demarche... sao misy mahalala.
Merci...
tohiny
novalian'i aritradiary ny 05/03/2018 05:38
xxx
(
02/09/2007 11:30)
maray loha rantsana
Manao ahoana daholo ianareo.
Saika mba hanontany hoa za hoe efa nisy tratran'izao aretina izao v, dia inn ny fanafodiny :
Marary ny loharatsana, tanana sy tongotra.
Indraindray ohatran'ny vo...
tohiny
novalian'i watafon ny 10/09/2007 15:29
xxx
(
30/08/2007 14:36)
mba te hiteraka
Tanora otran'ny tanora sasany ihany ny tenako taloha.Voan'ny tsy nampoizina aho dia voatery nanala zaza .In-efatra aho tratran'io cas io.ny voalohany aho dia natao aspiration tany @ hopitaly mihitsy a...
tohiny
novalian'i radotax ny 26/01/2008 06:06
xxx
(
30/08/2007 08:41)
Ianao sy ny manodidina !!!!
Mba tiako ho zaraina aminareo ity tantara kely iray ity, miala tsiny fa amin'ny teny frantsay ilay izy, ary somary lavalava ihany ka tsy voadika amin'ny teny gasy, moa koa sao dia misy teny tsy voad...
tohiny
novalian'i tenagasy ny 01/09/2007 21:21
xxx
(
28/08/2007 09:29)
ny hatavy
hono ho aho ry reto ny hatavezana ve aretina sa tsia? tatoato mantsy dia mahery misakafo be ny tenananay.Ho aniko daholo na dia nisy aza taloha zvt tsy tiako @zao dia lasa tiako.Marary ve za? ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/11/2007 11:46
xxx
(
28/08/2007 06:48)
ny fitiavako
Manaona daholo, erintaona latsaka angamba izay dia nizara olana t@nareo teto aho.Nitantara ny momba ahy sy ilay niaraka tamiko nefa manana ny sipany koa izy.Tsy itako izay natao t@izay satria mbola ts...
tohiny
novalian'i reve ny 03/09/2007 10:17
xxx
(
25/08/2007 06:27)
inona no tokony hataoko refa tsapako fa mangetaheta ny fanah
Miaraha antsika rehetra !
Nisy fotoana tena tsapako fa tena mangetaheta mihitsy ny fanahiko , tsapako hoe otrany te-hivavaka izany aho, te-haheno foana tenin'Andriamanitra , hiram-pivavahana, vavak...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/08/2007 06:30
xxx
(
24/08/2007 21:13)
MCA
Raha te hanatsara ny fomba fiasan'ny MCA Ra8 dia tokony ilay ngozo no tereny soloina, satria io no tsy mamely ao. HIta ihany ny fiasan'io ngozo iio fony izy tany Ranomafana, na tao amin'ny LDI Moraman...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 03/12/2008 03:32
xxx
(
24/08/2007 11:31)
moa ve mety hiteraka "vay" ny hozatra mivokona
Mpanao asa tanana ny tenako , noho izany noho ny le miondrika dia nisy otrany zavatra mivonto kely izay tao amin'ny lamosiko tao aoriana tao. Tsy maharary mihitsy le izy satria lazain'ny olona fa hoe ...
tohiny
novalian'i sympa ny 29/08/2007 17:46
xxx
(
24/08/2007 06:30)
inona no isorohana, rha tafiditra ny sperma nefa 14èm jour
Tsy nanapo izahay t@ nanao rapport fa vaky tapoka ny proterctor nampiasainay , zaho nefa 14ème jour, mbola tamin'ny androany zahay no nanao io rapport , nampiasa fimailo zahay nefa moa tsy hay hoe...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 09:11
xxx
(
24/08/2007 05:52)
mba toroy hevitra maika fa..........
manahoana daholo ntsika!
Loza owa fa nanao rapport zaho sy le olontiko dia vaky le "fimailo" (protector) , tsisy nanapo zahay raha tsy owe efa vita ilay natao, nefa dia tombén'ny 14ème jour mihits...
tohiny
novalian'i marcocofa ny 27/11/2007 08:44
xxx
(
23/08/2007 14:20)
specialiste fistule anale
Mijaly be @ ity aretina antsoina hoe fistule anale ity ny vadiko efa folo taona izay:(, natao daholo izao fitsabona rehetra izao , nijaly fotsiny izy fa tsy hita izay vokany , taty aorina elabe vao fa...
tohiny
novalian'i miarinkery ny 23/11/2020 09:45
xxx
(
23/08/2007 10:19)
Tsiliva - I love U
Coucou !
J'ai trouvé "I love U" de Tsiliva dans Tononkira serasera mais les paroles sont pas là en entier !
Quelqu'un les connait ?
PLEASE !
HELP !
...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:04
xxx
(
22/08/2007 15:53)
mety refusé ve ny visa raha izao no cas andehanana
manambady frantsay za de bevoka fa hiomana hanafatra ny reniko de mety possible ve hoe mivaly ny visany fa tsy refusé de raha mety de inona avy ny taratasy mety ilaina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 21:21
xxx
(
20/08/2007 15:39)
bodo - miandry anao
mba mangataka ny tonon'io hira io azafady. Misaotra e !...
tohiny
novalian'i cutie ny 24/08/2007 13:30
xxx
(
20/08/2007 14:37)
voa voaloany!!!
mba toroy hevitra reto ry zareo hoe ahoana no atao a!!!mba ikolokolona ny fitiavana!!!inn zavatra atao mba apateza ny fitiavana....samy tanora voa nisondrotra zay roa mbola eo19,20ans eo ka tsy dia i...
tohiny
novalian'i la ny 17/09/2007 06:11
xxx
(
20/08/2007 11:54)
Number one
slt! ndaholo eh ! azafady ry zareo raha sendra mba hitanareo ilay vazo ny 18.2 ilay hoe iny tia mba homeo ahy fa efa nitady any aho fa tsy hitako mihitsy eh! ok! de sur ndaholo e!:roll:...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 24/08/2007 13:11
