MCA

1. xxx ( 24/08/2007 21:13)
Raha te hanatsara ny fomba fiasan'ny MCA Ra8 dia tokony ilay ngozo no tereny soloina, satria io no tsy mamely ao. HIta ihany ny fiasan'io ngozo iio fony izy tany Ranomafana, na tao amin'ny LDI Moramanga. Koa tsy mahagaga raha mitaraiky ny ny fizotry ny asa ao amin'ny MCA.
novalian'i Fanjaibe ny 03/12/2008 03:32
2. Herimiafina ( 12/10/2007 02:55)
I Glenn ve zany sa Ra-Jean Robera sa ra-Freudenberger ry isé?:^)

Ireny ngozo ireny anie tsy mitondra baolina f matetika ilay gasy adjoint na deputy manager ao iny fona n tena personne-clé e.:@
3. niainalynx ( 12/10/2007 10:01)
marin'izany e ! Efa nisy hoatrizany koa tao amin'ny CIRAD angamba izy zay raha tsy diso aho . Niseho nilay be le vozongo chef tao dia nanindry ny bandy agronome gasy nefa lery tsy mahavoa mitsy tao Rehefa lasa lery dia hitan'ny bandy tampoka ny CV ny dia chef jardinier tany frantsa tany kay lery e
Ny mahavoa ny malagasy ndraindray dia matahotra vazaha foana nefa samy nianatra zao ihany !
Amin'ny lafiny iray koa dia ny bailleur mitsy no manery ny fitondrana hoe tsy maintsy atao vazaha io !
Mampalahelo e
4. Herimiafina ( 12/10/2007 17:43)
Ny fahitako azy angamba dia tsy resaka hoe rehefa vazaha dia atahorana fa resaka maha-sefo azy no mahatonga an'io fa na gasy aza rehefa sefo dia somary hajaina izy foana.

Izaho efa mba nahita rirany niasa tamin'ireny fa mitovy foana ny consigne azo rehefa mitazona projet misy vola: "tandremo ny mpiasam-panjakana sy ny malagasy", iznay hoe tena tokony mahamahana foana ary tsy tokony hatoky malagasy mihintsy.

Any no fototr'ilay manindry angamba. :^):@
5. Fanjaibe ( 03/12/2008 03:32)
Na izany aza dia fandanianbola fotsiny ny MCA ary mba mangataka izahay mba asiana evaluation na dia vola tsy haverina aza mba soa kenda ahay mitsako soa lavo ahay hamindra

sao dia manantena ny hangataka @ i Obama eo indray.

Tena mahay mihintsy i Dr Susan Rice fa tandremo tsara. Io ilay Ambassadeur US ao @ Nations Unies dia sao dia zatra ny lalan-kitan-kisoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115