Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vivi, milahatra araka ny daty
vivi ( 21/08/2012 17:16)
fianakaviana
mandefa vola hisambolanana any dago zà isam-bolana ho any mamanay, misy fotoana ka raha vao misy olana lehibehibe d tsy mandefa misi2 , ohatra we ts fahasalamana, adidy ....sns,zà nefa manana anadah... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:49
vivi ( 09/05/2010 16:43)
zao dahy
efa ela loatra ilay zaodahiko no nipetraka tao aminay d tsy hitako ny fomba atao androhahana azy , zà tsy t hametraka halahelo an'ilay vadiko;efa ho 1taona s1/2 iz no tao aminay. misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i vivi ny 18/05/2010 11:01
vivi ( 13/08/2009 22:21)
seduction!
sly daholo ! tao anatiny 1taona ,misy bandy client_nay mpiaraba anahako sy mba miresadresaka @ko ndraindray any ampiasanay, nilaza t@ko we, za manja sns....ary attiré-amiko hono izy ,nefa za ts ... tohiny
vivi ( 15/05/2009 11:08)
bagage?
slt daholo e! tsy fantako reto fa lasa 20kg ndray hono ny droit-ny bagage air france na air mad mankany dago? d ny bagage en main 5kg?... tohiny
novalian'i farihy ny 10/09/2010 21:08
vivi ( 02/02/2008 13:48)
ho antsika
sao d mba misy manana anio tononkira io? any do rajonhson ! misaotra mialoha e... tohiny
vivi ( 20/10/2007 18:07)
tsy azoko mihintsy
ahoana no atao we vehivahy collante ?, vhv miantso lava foana vsa vhv tsy afa mihaina raha tsy eo lhl ....mba azavao kely we reto!... tohiny
novalian'i soanja ny 28/10/2007 16:30
vivi ( 26/09/2007 09:38)
hemeroda
ahoana aloha ilay we tany amitsika Madagasikara no nahitana hemeroda lehibe indrindra heran'izao tontolo zao , ary toa any La reunion hono izy @zao , mba mahaliana hay ny momba io , mba nahitana zava... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 21:30
vivi ( 19/09/2007 11:58)
reiki
raha mba misy manao na mahafantatra d mba azavao ny lafy tsra ny fanaovana reiki ! misaotra betsaka... tohiny
novalian'i sifaqa ny 19/09/2007 17:19
vivi ( 29/08/2007 11:34)
mila fanadinoana
nifampiresaka za sy ilay sipako we raha misy probleme zany ny fiarahanay d aleo hajanona hoy za , ary izy moa nilaza we aza raisina ratsy ilay izy fa mba ahafahana mandinika ny hoa avy we hiroso na ha... tohiny
novalian'i inhbrab ny 18/09/2007 14:26
vivi ( 05/10/2006 15:21)
lasopy sinoazy gasy
mba omeo recette fanaovana anilay ranon'ny lasopy chinoise any dago iny we ry reto e! , fa tena t ihinana b za zany , vao maika tsra moa raha ny recette ny lasopy mihintsy , misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i xxx ny 05/11/2006 19:22
vivi ( 29/08/2006 16:02)
lasary legioma
ahoana ny atao mba ahatonga ny lasary ho tsara tahaka ny any @ntsika , fa hotrany tena mampite_ihinana izy zany , indrindra ilay epice , misaotra betsaka o!... tohiny
novalian'i andry08 ny 21/10/2006 15:55
vivi ( 15/06/2006 18:12)
rubis
tsy aiko aloha fa mba efa nahita anilay rubis v nareo e? hotrany marimar sy rosalinda reny e! telenova lay izy , toa mba mahafinaritra ihanyn fa mba miala @ mahazatra ! ... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/06/2006 17:10
vivi ( 14/05/2006 07:27)
masochiste
tiako mba fantatra tsara we, inona ny atao we masochiste ?, ary inona no mahatonga azy , ary ahoana ny hialana azy?zany we fanafodiny ! ary mba asio exemple! misaotra betsaka ... tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 05:17
vivi ( 19/02/2006 19:15)
sonoa sy tavaratra
hararaotiko kely @ resaky diamondra we , mba efa nahita tavaratra nanambady sonoa v nareo? reo foko 2 reo toa piece tsy miady mihitsy e? , tsy mbola nahita za hatraminizay niainako, fa nareo v efa mba... tohiny
novalian'i fijo ny 02/03/2006 04:55
vivi ( 18/02/2006 12:25)
tia
tsy fantako ianareo fa za reto rehefa miheno mozika mahafinaritra na milatolanto ,d hotrany mampitombo b ny fitiavako anilay sipako, ary tena henoko we sambatra b zany za , na d tsy eo akaikiko aza iz... tohiny
vivi ( 03/02/2006 18:52)
fantasme
aleo aloha tena hanao resa-behivavy marina !, ny ahy ny type-ny bandy nofinofisiko akia i julian macmahon,mel gibson (zao aloha izy efa soara e!),don diamond, tsy we mitady bandy hotran'io za fa io no... tohiny
novalian'i urpaf ny 17/12/2007 17:03
vivi ( 31/01/2006 13:33)
divorce
mba mila fanampiana @nareo za we , inona no mahasamy hafa ny divorce sy ny separation!, raha tsy sahy manao divorce v d hafaka manao separation tsotra , ary mahazo taratasy mporofo @ zany!... tohiny
novalian'i vivi ny 23/02/2006 17:59
vivi ( 13/01/2006 18:25)
hevitra
mba omeonareo hevitra e!, ahoana ny ahatonga vhv iray tsy hisaina lhl 1 intsony ary hanadino azt tateraka fa leo ny misaina any lery za , na mahita bandy hafa za d mbola izy foana no tiako nefa tsapak... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:11
vivi ( 12/11/2005 18:32)
fomba amonoana ny fitiavana
nisy olona niaraka t@ ko tao anatiny fotoana fohy, zany we 1volana teo ho eo ny fitambarany fa efa 5 volana ny nahafantarako azy, ny @nay aloa d efa nazava ny hevitra fa tsy asiana resaka avenir fa mi... tohiny
vivi ( 06/10/2005 11:35)
pate
torohy hevitra fa za mitady machine na appareil manamboatra pate sy caca pigeon ireny , mitady foana za fa tsy mahita? misaotra betsaka !... tohiny
novalian'i xxx ny 24/10/2005 15:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499