Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i vivi, milahatra araka ny daty
vivi
(
01/10/2005 11:14)
toetra
tiako fantatra we inona ny mahatonga ny vhv mbola manaiky miverina @ sipany taloa !, ary inona no tokony atao raha mbola tian'ilay vhv ilay bandy taloa na d efa nisaraka aza?, nila hvt aminareo vhv na...
tohiny
novalian'i angelgirl ny 25/10/2005 16:31
vivi
(
07/09/2005 08:02)
tena tia
rehefa ampitahaina ny fitiavana eo @ lahy sy vavy d toa ny vhv no tsy mahatanty na be probleme noho ny lhl, ny vhv ilay mampiseho we tena tia , mikarakara mikolokolo,mandefitra..., fa ny lhl kosa d t...
tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:46
vivi
(
04/09/2005 11:45)
mpianatra tao @ st joseph tao diego
mba te hifampitafa aminareo mpianatra tao @ st joseph antanambao diego zay promotion 1988-1991 teo ho eo , indrindra moa fa reo mpianatry mr parfait sy vatosoandranomasina , mba nafinaritra manko reo...
tohiny
novalian'i vivi ny 09/10/2005 13:11
vivi
(
22/08/2005 12:27)
culotte de cheval
inona ny atao analana anireny culotte de cheval ireny, fa tena manana zandry aho fa tena manana compexe izy amonio , nefa anie izy mince kely e, mba omeo hevitra raha misy e , misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i majakely ny 29/09/2005 13:42
vivi
(
09/08/2005 22:17)
inona no mahatonga anireny volo mihitsana be ireny ?
tsy fantako fa efa 2 taona de mihitsana be mihitsy ny voloko fatsy fantako ny mahatonga izany asa ilay manasa volo isanandro na misy aretina za koa rehefa mandeha any @ dokotera de adinoko foana fa mb...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 18:34
vivi
(
08/08/2005 14:16)
mitady namana mpiara mianatra taloha
misy namana niaraka nianatra t@miko tao amin'aceem seheno diamantine no anarany, ny vadiny de mamy tanguy, aty frantsa izy io, ka mitady azy aho fa namako be mihitsy izy io ,sao de misy mahafantatra a...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:05
vivi
(
07/08/2005 15:04)
inona no ataoko fa manana olon- tiana alavitra aho
niaraka t@ aho nandritra ny herinandro , nahafinaritra ny fiarahana nandrita ny vacance fa tsy maintsy mody aho,rehefa tonga soamantsara taty antrano aho de niantso azy aho fa tena tia azy aho ,novali...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 12:33
