Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i totofy, milahatra araka ny daty
totofy
(
25/07/2007 18:17)
veloma dooly!
ho an' ny namana rehetra sy ny namako manokana teto amin' ny serasera :wink:(l)(l)(l)(l)
afaka efatr'andro dia tsy hiserasera tsouny ..
dia mametraka veloma dooly ...
nahafinaritra ny fiarahana...
tohiny
novalian'i raozylisy ny 02/08/2007 14:19
totofy
(
17/01/2007 22:14)
Allemagne !
Mitady namana mipetraka any allemagne , any akaikin' i cologne raha possible .... mba misy veuuuu ? mba mila valiny éééé ! misaotra ô ! :wink: ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 22:14
totofy
(
29/12/2006 19:07)
sangisangy ihany ity dé bonne année daholo !
C'est la rentrée de septembre au Collège Sainte Croix de Neuilly sur Seine
et tous les élèves sont réunis dans la cour autour du Proviseur qui fait l'appel pour l'affectation des élèves classe...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 12/01/2007 08:00
totofy
(
06/12/2006 09:35)
sivy amby enina !
nisy madama izay hono tena tia tanora izy io , indray andro niaraka tamin' ny boykely izay izy... ka ranamana mbola mila hampianarina !
- madama : handao enao ampianariko sivy amby enina (69).
- boy...
tohiny
novalian'i kala ny 14/12/2006 11:58
totofy
(
30/11/2006 22:12)
fa fetinao androany !
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
ho an' ilay namako beuuuuu izay , androany 01/12
Happy Birthday(l)(l)(l)(l)
joyeux Anniversaire(l)(l)
arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahanao(l)
:*:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:24
totofy
(
25/11/2006 18:12)
equivalence !
izao hono :
1 orgasme = 2 comprimés aspirine.
:-w:-w:-w
[b]aleo maka izay betsaka[/b]
=))=))=))=))=))...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2006 00:10
totofy
(
22/11/2006 22:12)
mba omeo hevitra hoe azafady !
nieritreritra ny hividy daba any belgique ny namana alefa eto la frantsa , misy afaka manome sy manoro ve ny atao tsy misy olana ve ny fampidirana , ny CT douane sns...véhicule utilitaire fa tsy plai...
tohiny
novalian'i totofy ny 28/11/2006 09:02
totofy
(
19/10/2006 10:12)
ankamatatra !
inn ary zany : izy dia azon' ny vehivavy ho hanina foana na mivadika na tsy mivadika ?
:-D:-D:-D:-D:-D
valiny :" [b]NEM[/b] " sy " [b]MEN[/b] "
=))=))=))...
tohiny
novalian'i MTN ny 26/10/2006 20:42
totofy
(
06/10/2006 20:28)
ity fitsiriritana ity....!
Nisy rangahy roa izany, omen-tsika anarana ry zareo , iké sy ibé, izy reo dia iray [b]"immeuble"[/b] izany ambony sy ambany ka iké izany ny ao ambony ary ibé no ao ambany.....
ka tafaresaka hono ...
tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 16/10/2006 07:22
totofy
(
20/09/2006 19:22)
mbola resaka musicien ihany ...!
misy couple hono zany.. samy musicien daholo izy mivady ...ka eo dia note sy solfa foana no atao maraina ataondro hariva......
indray andro lasa ny feeling an' lé rangahy , sady te hanao crack crack...
tohiny
novalian'i kala ny 05/10/2006 08:55
totofy
(
20/09/2006 19:14)
tena musicien.....!
ity zavatra ity aloha dia zavatra tena nisy hono , tao Tana... ary miala tsiny raha sendra ka havanareo ilay olona ... ary ho tantaraiko araka ny nilazan' ilay olona nitantara tamiko ....:wink:
tsy m...
tohiny
novalian'i kala ny 29/09/2006 15:22
totofy
(
27/07/2006 07:18)
firy ny numero anao ....????
Nisy tanora roa zany lahy sy vavy ... nandeha boîte de nuit ... dia nifampikoty ...ok zany ... tsy nisy resaka na inona na inona ....lasa nody tamin' amin' ilay sipa...Tonga dé nanao .. raikitra ta...
tohiny
novalian'i totofy ny 02/08/2006 16:03
totofy
(
27/07/2006 06:59)
resaka sisa .....
tafahoana ireto mpinamana izany ... ka efa zokin-jokiny daholo ry zalahy eo amin' ny 70 taona eo ...
ny votoanton' ny resaka dia hoe exploit vitan' ny ts11 ... mandé daholo na ny tamin' ny fahazazan...
tohiny
novalian'i totofy ny 02/08/2006 16:09
totofy
(
08/06/2006 18:59)
Toi Jane..... Moi Tarzan...
Ny tantara izany dia ny tantaran\' i Jane sy Tarzan :
********
Tarzan moa dia fantatra fa tany anaty ala tany foana ....ary nisy i Jane tampoka avy eo ...dia samy revo ry zareo raiki-pitia kanefa i ...
tohiny
novalian'i lilas ny 24/06/2006 10:29
totofy
(
03/06/2006 07:02)
température.....
Tany eoropa no nitsanga ny tantara :
nisy rangahy izay zany hoe isaky ny avy manao crack crack boum boum izy dia na [b]Mafana be[/b] , na [b]mangatsiaka be[/b]
tapan-kevitra aza izy fa handeha hijer...
tohiny
novalian'i totofy ny 09/06/2006 09:32
totofy
(
22/05/2006 08:04)
moa tsy zany va ...?
nisy éléphant kely iray niara nitsangatsangana tamin' ny dadany papa éléphant , teo amin' ny plage de nudistes .....
afaka fotoana kelikely rehefa avy nijery tsara ny [b]baigneurs[/b] izy , il d...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 24/05/2006 05:03
totofy
(
22/05/2006 07:56)
le coq...!
Tao amin' ny maternité no niseho ny tantara ,
teo anolohan' ny trano fampiterahana , ity misy akoholahy (un coq ) iray mivezivezy manao cents pas ....
iny farany nivoaka ny infirmière....
- ahoan...
tohiny
novalian'i sasa ny 29/05/2006 09:18
totofy
(
19/05/2006 07:33)
tonga soa mamzelkely !
vaovao mahafaly fa tonga soa ny namana mamzelkely, efa hitako nandalo teo, manao ahoana é ! ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 10:13
totofy
(
17/05/2006 09:47)
Barcelone vs Arsenal ?
Match manja be : Barcelone sa Arsenal ? firy sy firy ?...
tohiny
novalian'i nambina ny 25/05/2006 06:19
totofy
(
17/05/2006 09:30)
tany am-pianarana !
Tao amin' ny fianaran' ny ankizy madinika tao lyon no niseho ny tantara ,
nanao fiantsoana ny mpampianatra alohan' ny fidirana voalohany ao an-dakilasy:
- [b]Ben[/b] Abdallah
- izaho izay (sady miv...
tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 03:40
