Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i totofy, milahatra araka ny daty
totofy
(
16/05/2006 07:20)
resak 'adala be.....
tamin' ny toeram-pitsaboana marary saina iray no niseho ny tantara :
nisy adala iray azo lazaina hoe efa sitrana ihany satria nalain'ny mpitsabo izy hanampy azy eo amin' ny irakiraka isan-karazany.....
tohiny
novalian'i mamafara ny 18/05/2006 11:44
totofy
(
16/05/2006 06:58)
Brésil sy ny fiadiana ny tompo-daka eran-tany
tamin' ny 29 jiona 1958 , no nahazo ny amboara voalohany ny ekipa bréziliana , afaka jerenareo ve hoe tamin' ireo phase finale (6) enina nataony iza ny ekipa nihaona taminy ary taiza no natao :
[b]1...
tohiny
novalian'i onjah ny 24/05/2006 12:22
totofy
(
15/05/2006 12:24)
ho an'' idadabe
pilansy(dadabe)
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
***************
inona ny [b]manala[/b] ary...
tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 10:16
totofy
(
10/05/2006 11:52)
hijanona sa ?
[b]hijanona eo anilanao sa .....handrato fahaizana????[/b]
betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/05/2006 00:29
totofy
(
30/03/2006 19:04)
Resaka Orgasme
misy karazany efatra (4) hono ny orgasme :
-1/ postif: ...oui,oui,oui, oooooouuuuuuuiiiiii...
-2/ négatif: ...non,non,non, nnnnoooooooonnnnnn...
-3/ réligieux: ..mon dieu, mon dieu , mon diiiee...
tohiny
novalian'i totofy ny 04/04/2006 16:11
