Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sympa, milahatra araka ny daty
sympa
(
30/04/2009 00:38)
Raha miverina de ahoana??????
Efa ela ela aho no tsy hita tato fa mba mandalo ihany naha toa ka efa namaly maromora t@ ireo hafatra nalefanareo teto.
Tsy hoe nitsoaka hao fa mba naka conge hiany fa reraka ihany ny vatan'olombelon...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/05/2009 07:15
sympa
(
16/08/2007 13:13)
Miverina indray taminy taloha éé ;-)
Manao salut ny rehetra njay ny aty ééé ;-) Ela² ihany manko ny tenanay no tsy tato izay :^)
Raikitra injay zany ny vazovazo ato ééé :-P :-D:-D...
tohiny
novalian'i nihary ny 09/09/2007 20:28
sympa
(
06/07/2007 12:17)
Milay raha misy otr'izao an ^^!
Mba nahagaga za ihany ity sary ity fa saika latsaka ny saokako raha nahita azy 8O
[img]http://humour-blague.com/page/photo/grande1/animaux4.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i sympa ny 07/07/2007 12:53
sympa
(
05/07/2007 00:10)
Misy ihany woa ny oll de ...?
Fa tena mahagaga fa misy ihany woa ny oll de tena tsy mba mieritreritra mintsy fa de manao toetra tsy mendrika mintsy http://www.cyberpresse.ca/article/20070620/CPMONDE/706200623/-1/CPMONDE...
tohiny
novalian'i sympa ny 07/07/2007 13:00
sympa
(
27/06/2007 22:06)
Inona ny tao @ eritreritrao ?
Manontany tena aho hoe inona ny nahatonga anareo nanao io pseudo anareo io?
Ny ahy moa de efa euh... hehehehe "sympa" ny fombako moa izany no nahatonga iza nanao ny pseako an'io :^)
Ary ny anare...
tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 20:21
sympa
(
27/06/2007 12:38)
Testeo ny valera QI nao ;-)
Ity misy test de Q.I. (Quotient Intellectuel). Ny anao io an :!:
http://www.desinformations.com/test.php?_eq_id=1...
tohiny
novalian'i sympa ny 01/07/2007 16:51
sympa
(
21/06/2007 01:32)
Raikitra ny fitadiavana? Tsy hita njay zao i Fiffi...?
Tsy aiko fa ity misy tantara kely momba ny fikarohana an'i Fiffi http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=dfe51d0c667e74441efdb7a2ef8cfe44...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/08/2007 19:22
sympa
(
19/06/2007 23:39)
Tsy izao ve no tsara ny loko!
Tsy tinareo ve raha otr'izao ny lokon'i gogole http://www.jabago.com/language-french-black-google.html...
tohiny
novalian'i cute ny 05/07/2007 01:08
sympa
(
19/06/2007 22:39)
Malakilaky moa ééé !
Aleo njay ary jerena ny akinganareo ééé :^):^) avereno adika le soratra midina
http://www.gamesforthebrain.com/game/speedtype/
...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:39
sympa
(
19/06/2007 13:31)
Sexy atraminy farany !
Tsy de aiko ny anao azy aminy teny gasy fa aleo atao @ teny vahiny ihany raha tsy izany tsy araka le izy :^)
Une femme d'âge mûr a une crise cardiaque, et se retrouve à l'hôpital.
Sur la table...
tohiny
novalian'i sympa ny 22/06/2007 17:30
sympa
(
17/06/2007 23:33)
Test ho any izay mahay :-P !!! eheheheheheheh
Anjamo hoe ity
http://www.innergeek.us/francais.html
Zah nahazo 21.59 % t@ io :^) :^)...
tohiny
novalian'i sympa ny 30/06/2007 15:00
sympa
(
16/06/2007 13:16)
Mba aiza stresse ihany hoa! 0.ô
Jereo nge ireto ééé
http://www.youtube.com/watch?v=9iFtKLxmXmA&NR=1
http://www.youtube.com/watch?v=sBwGoce44Vg&NR=1
http://www.youtube.com/watch?v=2Ril8yFEH6k&NR=1...
tohiny
novalian'i sympa ny 18/06/2007 02:00
sympa
(
16/06/2007 13:03)
Misaotra anareo XD !
Misaotra anareo rehetra moa zany ny tenako t@ ireo toro hevitra maro izay nomenareo ahy ireny. Tena tsy maintsy nisintaka kely aho satria tsy maintsy naka aina kely klo izao teo. Fa izao aloa de efa e...
tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 07:01
sympa
(
11/06/2007 11:58)
Mitomany ny foko........!
Miala tsiny ry reto raha manoratra ity za fa otrany tena marary be mintsy ny foko ato.
Nisy topic izay nijereko tao @ forum iray izay izay mitovy @ serasera ity ihany fa @ teny vazaha le izy.
Na...
tohiny
novalian'i sympa ny 06/07/2007 09:36
sympa
(
06/06/2007 22:45)
pimaso, mipimaso ..... !! ;-)
Bonne annif ry pimaso an :!: aiza adino ny manoraka gateau an :!: :^):^):^):^)...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 01:10
sympa
(
17/05/2007 18:39)
Ordinatera sy Boky ary ny Devoira !
Ahoana ary ny fomba ataonao raha sady mamaky boky enao no manao ordi no mianatra :?: lol :-D
Anjaranareo no mandinika azy :!: ;-)...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 18/05/2007 13:07
sympa
(
15/05/2007 21:12)
Fanararaotana?
Hono hoa, nareo nga efa tratra toa izao?
Fanantenan\' ny rehetra no mba hoe hiasa rehefa lehibe. D\'efa lehibe moa zany ny tena de hoe hiasa @zay ary, ka rehefa hita ny havana moa zany izao fa mety m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 07:44
sympa
(
10/05/2007 21:39)
Mampahay sa mampadondrona ve ny Ordi...?
Ny hevitra tiako ho entina eto de le resaka ny RAD @ hoe: [u][i]mampadondrona anareo fotsiny io Tele misy bokotra maro be io[/i][/u], tsy mahavita ninoninona akory anareo fa de eo ambod... eo foana :!...
tohiny
novalian'i namanao ny 16/06/2007 15:14
sympa
(
10/05/2007 03:01)
Joyeuse anniversaire ocean !
!kiss be enao :-*:-*:*:* de omeo gato zay an :!:
Aiza aloa ny fety no atao sao mba afaka izay kle :!:
!tourlou ocean :*:*:*:*:*:*:*...
tohiny
novalian'i sympa ny 12/05/2007 14:21
sympa
(
07/05/2007 14:02)
Re : ZALOZY sa FIALONANA
Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2007 09:39
